Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
bandygasy

bandygasy

Messages recommandés

Manahoana daholo e!

Efa somary elaela no nijery ity forum t@'ny mralye ity, ka aleo mba hanao présentation kely.
Ny tenako aloha mety efa be mpahafantatra ihany satria efa niaraka nijery rallye t@'ny team S06 indroa t@'ity taona ity. Sady efa nihinana pig n'i team. Mahafinaritra ny fiarahana. Sady miezaka ny mandeha foana rehefa misy rallye!

Hanao RBR koa fa mbola tsy mety ny install @'ny matosiko, rehefa misy fotoana dia amboarina any @'i tsi2 angamba.

Za manokana aloha dia mpiodana coccinelle e! cox 1200 année 68 ny fiarako. Moteur d'orine 1200 aloha no ao. Fa mbola ho avy tsimoramora eny ny projet manaraka. Io fiara io no entiko miasa isan'andro.


Dia misy mercedes 280 SE no fitondrako rehefa WE, malalaka kokoa pour la famille + bagage.

Tia rallye aho. Nanana Golf 2 syncro 4RM kely zay aho taloha mba nianarana slalom tam'zany fa indrisy efa simba ny maha 4RM azy dia namidiko.

Mahafinaritra ny fifampizarana ny passion ato @'ity forum ity, fa tohizo ry zalahy a!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

alors bienvenu, désolé je ne comprends pas tres bien ce que tu veut dire mais bon! je suis pas gasy mais finlandais lol!lol!lol! tonga soa letsy a! dia mbola O\ ! /O ihany koa e!
je repete pour la N ème fois mila SPONS SPONS ty site ty e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga Soa Bandy gasy ! Very Happy

Tena cox addicted daholo an I love you

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Misaotra ry zalahy a!

tsi2> Hafa ihany rehefa tsara ny APN an! Efa azon'la daholo tokoa ny sary t@'iny ve ?

nirina58> Le son du flat est d'OR Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga soa dia mankasitraka am'le vam e! clap MILAY
Mety ho lasa SO6 MADACOX iany ty forum ty farany lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tonga soa e, efa taitra ihany a nahita an le loko hoe so die tsy 1200 ary i fa le gold bomba be iny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tongasoa leitsy Bandygasy aaaa!

Sady nilay ny fiarahana tany Vontovorona sy teny @ Saut by night !! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...