Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

Ari Vatanen

Messages recommandés

un passioné de la mécanique, de Cross Car, de rallye et surtout l'époque folle des Groupe B. Ma seconde passion c'est la Golf GTI type 1, j'en ai une et elle s'apelle TIMON. Oo=w=oO
(j'aime aussi le rallye virtuel mais le hic c'est que je suis Vôtanen à celui la lol)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy ratsy kosa lé hoe Oo=w=oO tongue

Hetaheta lesy ny ahy hoe mba efa misy ny section technique dia mba té hahita ny montage sy ny momba momba ny cross car zany lesy, satria io no hitako abordable indrindra raha resaka sensation rally sy gorisagorisa zany sur 4 roues.

Dia miandry anla hi-présenté anio ao zany an cheerscheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
cochon et timon lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

ny ankizy no nametaka ireo anarana ireo dia tsy afaka intsony e! lol lol!

cochon avant

cochon apres

timon avant

timon apres

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
Henintsoa a écrit:
cochon et timon lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

ny ankizy no nametaka ireo anarana ireo dia tsy afaka intsony e! lol lol!

cochon avant

cochon apres

timon avant

timon apres

Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:
Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis?

+1 am le club

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
irina a écrit:
Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis?

+1 am le club

inona ny type 1 any amin'ialahy ry nari9? afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raikitra am ilay club sy ilay blog e!!!
forony ny blog dia andefasan tsika sary sy astuces betsaka ao e!
resahina koa ny bandy tia MK1 dia ao mizara trai kefa sy sary e!
tsy MIalon jafy ny VW e! na type 1 na type 2 mety foana! nen ry club 205 gti aza misy 309 ao aminy!
omano ny club fa raikitra zany e!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
henjana lesy zany restauration zany klé affraidaffraidaffraid
tena milay B éé! miaiky éé cheerscheerscheers

mankasitraka e!
fa 6mois avy ny nanaovana an Timon sy Cochon reo a! mila patience sy passion geek

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
milay ilay blog éééé!! drunken avec logo team so6 mintsy an cheerscheers

+1 @ ilay blog fa mbola misy sary rallye-nareo ato raha atao ao @ blog eee
cheerscheerscheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nari9 a écrit:
irina a écrit:
Et si on créait le club vw mk1 amin'izay à l'image des meetings cox et austin parce que les échanges de passion font plaisirs. Qu'est-ce que t'en dis?

+1 am le club

+1

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very?

Very aôna le? scratchscratch

Tsy mialon-jafy ngeh ny ekipa e!!! sady mba misy namana koa i Henitsoa amin'zay fa lery koh pizôt manko lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very?

Salut Ner'1. Admis foana lesy na very aza lé vam. Fa ny tsy azk oe ver aon ? Nisy nindrana v sa nisy nangalatra lé? lol!
Ny tena izy d mbola eo ampieritreretana ny anaovana ny club mits tsik zao.
Zala Mada cox lo ef lasa lavitra fa azo alaina tahaka ny fahombiazany ry zala.
Ny club golf no vo crééna, d atao ao daholo ny génération MK rehetra.
Ny hevitry ny maro no mahatakadavitra hono ka ndao hifanampy ary. afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
ny MK2 koa efa manana club zao ka! fa ny MK1 sisa no tsy manana! mila mihetsika lisany zany

Tena mbola tsy kopy an lé club MK2 za ra Tsi² lé.
Eny é azo ampiarahana lé iz ka.
Fa ameo soupapa any am lisany any ar momba² lé statut indrindra². afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad

bienvenue nerone! (mp pour drift control Wink)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad

Mba hafa indray lesy zany kle!!! f'angah lety le pseudo préparateur tsy fantatra na hoe tsy hita ny toerana fiasany? sa natao par correspondance zany??

type 1 tsy naneno 5 taona zany ve lety tsy efa lasan'i Kary??
scratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
nerone! (mp pour drift control Wink)
Ok lesy

Tsi2 a écrit:
Mba hafa indray lesy zany kle!!! f'angah lety le pseudo préparateur tsy fantatra na hoe tsy hita ny toerana fiasany? sa natao par correspondance zany??

type 1 tsy naneno 5 taona zany ve lety tsy efa lasan'i Kary??

Efa nisy ihany nanenjehana azy dia efa nanaiky namerimbola izy sainy 50 mil isak ny mfanena ny omeny d tsy hita zay hanaovana azy sady lery tena bandy akama (taloha)

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy.
Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao Crying or Very sad

Firy lesy ny n° anzany fa saody ilay lasa aty aminay? lol!
Mba enjana kosa lesy izany hoe nalefa préparena d tsitapopoka (porté disparu : film b zany)
dia nanjavona atramin'ny lé pseudo v? afro

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Sô d mba le Type 1 tao Antaninandro tokoa lety zany? tao akaikin'ny Fiangonana Andravohangy Fivavahana tao manko nisy type 1 efa nisy arceau nitsidrahaka fotsiny tao!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Kopy elà, izy indrindra,
Dia tam voalohany aho naika haka an le vam tao dia nolazaina hoe masiaka be le tompon'le toerana dia tsy tafiditra ao raha tsy miarak'am le bandy dia aveo niverenako tao dia tsy tao tsony le izy,
Ny ligne 4dans 1 sy ny poulie réglable ary ny arbre à came Shrik efa napetany tamina GTI hafa Crying or Very sad

Iza ary izany prépa izany fa tena manambotra mihintsy lery izany !! trop kosa izany MadMadMad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
2 numéros no possible napetany taminy 1479TP na 4145TL, fa tsy hay raha nahazo paps hafa izy

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tena efa naheno resaka bobaka momban'iny ah ry baina ary zà koh aza efa anisany saika hividy an'iny tamin'izany andro izany!
fa bizna b nanaraka ny arabe mihitsy iny!
taty aorina le izy hitanay notaritina d neverinay fa nalainy ny tompony (repere logo ASACM eo @ fitaratra aorina). hay kay zany tsy le tompony no nahazo azy.
Taty aorina dia ny nisy feo nandeha mihitsy hoe efa vita total le vam ary bandy hafa mihitsy no nahazo azy fa tsy nesoriny hono ny arceau.

Gravy ihany le fikan'le prepa alou ra zany kle!!!! tena trop

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tena mba henjana aloa zany nahazo an'i Nerone zany! No Misy olona mahavita zavatra ts ampoizina mits
Efa nidoboka iany ny fonay sao sanatria ny numero anay no anisan'le possibilité! affraid
Tena tsara fantatra iany oe iza le preparateur sao sanatria misy mijabaka any ndray. Mad

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nerone a écrit:
2 numéros no possible napetany taminy 1479TP na 4145TL, fa tsy hay raha nahazo paps hafa izy

Tena oatrany tazako tetsy behoririka any amin'ny ilay lalana maty miakatra any ankadifotsy iny lesy io daba io fa fotsy ny lokony dia mbola nisy arceaux tanatiny. Ny lohany calandre type 1 rabbit fa efa ratsiratsy b. Dian avy eo tsy aiko indr1 oe lasa aiza fa efa ela no tsy tazako teo intsony. Misy mecano vinany ireny amin'iny lalana iny d oatrany andr'i zalah ILAY VAM;

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
arako ilay preparateur dia arako koa ilay vam!
efa saika hividy an iny koa aho tam zany!
4000 000 fmg avec baquet
dia 3 000 000fmg raha tsisy baquet
fa ilay daba tsy nisy moteur sy boite

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha izao no mitohy mety hanao style Beels io type 1 an'là io a!
ilay very ka hita indray!!!

Aza hitako ka hitsangana indray koh ny TEAM SO6 COP kle!
après cours de pilotage, entrons dans la cours d'espionnage spécialisé en vol de voiture lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
aleo ny resaka pilotage no masahana tsara fa tsy mahasoa azy zay e. Efa izy vo kotl zany no naika novidian Vatanen
Resaka hafa mitsy: ankotra ny sosisy zany mety mahazo membre bdb koa ra ampiana Kôtleta am le menu, betsaka mihitsy tsika gasy no mahay an'io surtout ny mpanodina

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dédicace kely ho an'i Ari pour ce mois d'août Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

aôna ry zalahy raha ny mitsu na subaru @ zao no asiana porte-bagage de ametrahana roue de secours ôtran'io 205 T 16 io? voyage voyage rally e lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy haiko raha tadidin'la ry Ari fa zokin'lisany aloha sur fa mahatadidy an le golf, nilalao teo lazaina tsika, lisany nandeha 205 rallye dia zay nanao toneau kely madinidinika

tsaroako tsara mitsy iny! nanidina ny pare brise an ilay Oo=w=oO fa tsy vaky! nanao essai cross car zay tam reeny. dia nanary kely ny foko hoe type 1 dia totoin ry zalahy aty!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Efa velona lesy ny daba a.sady masitsiaka tsara.misokatra tsara ny poumon.efa vonona tsara amle 25 l/100km?...refa bien reglé lesy io tsimanin a.mety hisy iany ny rencontre typ1 an.aleo mihaona fotsiny fa tsimanangana club zany.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
[img]

Kass-Dedi pour le Roi Ari again pour ce mois d'Aout fa ts OUT lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheers misaotra betsaka e!!!!!
ary ilay 205 T16 tam rallye safari du kenia io a!
nahitako aventure maro io daba io!.
zay lety efa nodépasser-ny pneu an io tany anaty special a! ni voilé ilay jantes dia namoha goujon. apres pont gino tonga dia nitrosona ilay daba dia lasa ilay pneu..... tsitako izay nalehan ilay izy dia nanotaniako ilay tambanivohitra dia natorony hoe riiiiiiiii ilay izy e! nojereko, ni flotte teo ampovoan ny dobon olona, tsy ankanala kiraro sy akanjo zany fa toundé nisaute naka ilay izy.
otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy petard

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:

otrany trandraka tonga tany am pc feno fotaka maxxxxiiiiiii mitsy petard

Au lieu d'etre ARI VATANEN FORZA zany elà lasa ARI VATANEN FOZA ORANA lol!lol!lol!

lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...