-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
-
-
-
mbola bobaka b ny vam mihaino haino any ka : golf type III (ex Dom, Danielson) 309 gti (Riri DOfa) 540 (Ynovirah) Celica (Eric Asly) Golf Type II (ex Ndrianja) Lancia (ex Val) 106 (ex Yves, Renaldo) 106 (ex Ah Mouck, ex Mathieu, ex Kopela, Solofo) etc... etc Ny safidy na cinq's dia mbola bobaka b fa aleho any.
-
Rah tsy diso aho d samy Nissan ex Dethier daholo ireo 2 ireo. Fa avy eo tany amin'ny Zo razakaboana ny iray dia ny iray tany amin'ny Etienne Ratsiraka ilay sady nividy an'ilay clio ex Joda taloha iny . Dia avy eo novidiany i Lalah daholo izy roa ireo, izay voa ireny miparitaka Kopelà, ex Ice Man dia Patou ex Lalah ireny.
-
VW golf Type 1
irina a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
VW golf Type 1
irina a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Tena hevitra tsara ketrehina ny an'i Concept T20. Ny esprit antsika jiaby fotsiny no tazonina amin'ny ilay hoe mpitaiza sy mpankafihy type 1 fa tsy hatao club izany. Ny confection d'autocollant sy t-shirt mety b, surtout raha miaraka amin'ny sary personalisé misy ny auto an'i tsir1² eo amboniny.... Masao ry zalahy ny hevitra d après rallye total indr1 miorganiser meeting 2 matotra b indr1 avec programme, tsy asiana fotoangasy... Zarazarao ny hevitra ry zalahy an. -
Vos meilleures sensations au volant
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
VW golf Type 1
irina a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
msatra antsika rehetra. Fa marina aloha ilay kozin'i ra andovw hoe lé fotoangasy mba ho sorohina amin'ny manaraka (za indrindra lé anisany tara ). Dia mila hatao matotra ny pro satria misy teo izao tonga tamin'ny rdv dia lasa avy eo satria tsy fantany ny atao. Fa milay b ka. Surtout lé nijery kilalao teo amin'i Masay iny. asio sary, lé ra andovw mibata vody iny!!!! -
-
-
-
-
-
-
-
-
VW golf Type 1
irina a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
VW golf Type 1
irina a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
salut ra TVN, efa mba mandeha tsara am zay v ny fiara fa nifanena tamiko tery antanimenakely omaly andeha hanao essai e? I ra Mana ko mba asaovy miditra ato amin'ny forum fa bandy akama efa mpigitrika foana mpijery rallye taloha i lery iny. Rehefa vita ny rallye an. Mba mizara ny ambiance any anaty cockpit zany ialaisany.