-
Compteur de contenus
1 359 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par irina
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
ary ra His zany mahay lesona veti² kay an. Tsy manao kakous oz nirina58 fa kangoo nirina58>Beaucoup de choses qu'on croyait avoir mais pas sues du tout ont été partagées. Bravo et à la prochaine. Merci daholo fa nilay ilay fiarahana e. Amin'ny manaraka indr1 zany r'zalah. Hitsapeta> Raoviana ialahy no midina manakara indr1? -
Vos meilleures sensations au volant
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Mbo tsar ihany ry zalahy no mifanena kely fa tsy mifankalala isika jiaby an. Iny lalana Irondro-Manakara iny indrindra naleako tamin'io semaine voalaza io dia tena nakafiany marina tamin'ny ireo gravier. Gaga mihintsy ireo nanaraka avy eo aorina oe Adala angamba ilay mpamily fa dia tena mahafinatritra ireo glisses mandeha 80km/h avec une diesel en 4 ème. Sa ahoana ry Hitsapeta? tena mila fihaonana mihintsy ry zalah hifankalalana a!!!! fa ahoana no ahafantaran'i Irina hoe diesel ilay partner nentiko? tena milay lesy iny lalana iny klé!!! ny visibilité @ io tena azo atao hoe parfaite ka afaka milalao tsara mihintsy na tsy mihidy aza ny lalana. Zany ka tena hitsapeta araky ny pseudo-ko!!! na ilay avant Irondro koa aza tena teritery mahafinaritra mihintsy fa dommage efa goudron milay b!!! Tokony nivily tany Mananjary izany ialahy fa conduite sur asphalte avec virage serré b sur 60 kms milamina tsara fa tadremo mifanena @ kamio fa oatran taratasy avy eo an. Milay mihintsy iny axe sud iny raha hianatra trajectoire asphalte dia amin'izay tsy manao t^te-à-queue oatran'i Nari9 -
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Tena oatrany tazako tetsy behoririka any amin'ny ilay lalana maty miakatra any ankadifotsy iny lesy io daba io fa fotsy ny lokony dia mbola nisy arceaux tanatiny. Ny lohany calandre type 1 rabbit fa efa ratsiratsy b. Dian avy eo tsy aiko indr1 oe lasa aiza fa efa ela no tsy tazako teo intsony. Misy mecano vinany ireny amin'iny lalana iny d oatrany andr'i zalah ILAY VAM;
-
Vos meilleures sensations au volant
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Mbo tsar ihany ry zalahy no mifanena kely fa tsy mifankalala isika jiaby an. Iny lalana Irondro-Manakara iny indrindra naleako tamin'io semaine voalaza io dia tena nakafiany marina tamin'ny ireo gravier. Gaga mihintsy ireo nanaraka avy eo aorina oe Adala angamba ilay mpamily fa dia tena mahafinatritra ireo glisses mandeha 80km/h avec une diesel en 4 ème. Sa ahoana ry Hitsapeta? -
Paru sur moov, tena marina ve io ry zalah sa resaka fotsiny? Moi je sais simplement et purement que Joda à l'heure ou nous parlons remue ciel et terre pour trouver une voiture que ce soit à Mada ou à l'extérieur. Je crois qu'il fait un deal avec Sodiama et qui va coïncider avec l'ouverture de leur nouveau Show-room à Ankorondrano.
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Bravo Anders pour ces explications. Tout es clair, mais comme toujours, c'est l'esprit de la passion qui conduit votre équipage vers de plus honorables aventures. Continuons notre passion pour la faire vivre. Ne laissons pas de ridicules altercations faire des batons dans nos roues. Vive le Rallye et Félicitations à vous.
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
irina a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
-
-
-
-
-
-
Salut Ner'1. Admis foana lesy na very aza lé vam. Fa ny tsy azk oe ver aon ? Nisy nindrana v sa nisy nangalatra lé? Ny tena izy d mbola eo ampieritreretana ny anaovana ny club mits tsik zao. Zala Mada cox lo ef lasa lavitra fa azo alaina tahaka ny fahombiazany ry zala. Ny club golf no vo crééna, d atao ao daholo ny génération MK rehetra. Ny hevitry ny maro no mahatakadavitra hono ka ndao hifanampy ary.
-
-
-
Reste à savoir si la Fmmsam tiendra aussi la 5 ème manche après la triste nouvelle qui vient de se passer au sein du club. Le club TMF aura fait l'impasse à 80% sur la saison 2008 alors, sans pouvoir organiser un rallye, pourquoi pas se rattraper dans les slalooms. Déjà les fleurons du club ont cédé leurs voitures, voilà que la manche Boina est tombée à la mer. Attendons de voir
-
-
-
Fa ra Haja tsy manaiky mihitsy nefa résultat tsy misy tsony!!! T@ Jovenna lery nanao voiture 00 t@ 4x4 pick up iny, fa tena trop be ny travy lery an!! Fa za mahita fa ra vao tsisy pression ra Haja dé manao be, fa ra vô mijery tps dé manaonao foana @ zay lery!! Mivoraka é!!! Mety tsy ampy SO6 angambany!! Danielson efa ancienne école de rallye. Tsy mampiasa notes fa repères fotsiny . Dia any amin'ny misy olona betsaka mijery no manao spectacle. Kanefa hoy ilay bandy izay hoe, là où ily a du monde, n'espère pas faire du spectacle parce qu'il y a un obstacle
-