Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Rajoù

Rajoù

Messages recommandés

Faly miarahaba ny membres rehetra indrindra ny namorona ny site ahafahana mizara ny passion rallye eto amin'ny tanàna.
za moa zany dia mpankafy foana raha vao fiara no resahana. Ao anatin'izay fitiavana izay dia raiki-pitia tanteraka amin'ny VW ancien ny tenako surtout golf1 sy cox.Ankoatran'zay ts vazivazy fa tena tia saosisy be koa za!ny fangarony ts mifidy lol!
Dia zay ny momba ahy raha fintinina ry zalahy fa dia maniry ny hifankahalala bebe kokoa aminareo rehefa misy ny okaz!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

[quote="Rajoù"]raiki-pitia tanteraka amin'ny VW ancien ny tenako surtout golf1 sy cox.[quote]
MOTS DE PASSE ACCEPTES Laughing

Arabaina tonga soa eto am tanana e! (io koa misy Oo=w=oO anak ray lety e! mety ahazo spons concessionnaire ihany wa tsika ato )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rajoù a écrit:
Faly miarahaba ny membres rehetra indrindra ny namorona ny site ahafahana mizara ny passion rallye eto amin'ny tanàna.
za moa zany dia mpankafy foana raha vao fiara no resahana. Ao anatin'izay fitiavana izay dia raiki-pitia tanteraka amin'ny VW ancien ny tenako surtout golf1 sy cox.Ankoatran'zay ts vazivazy fa tena tia saosisy be koa za!ny fangarony ts mifidy lol!
Dia zay ny momba ahy raha fintinina ry zalahy fa dia maniry ny hifankahalala bebe kokoa aminareo rehefa misy ny okaz!


Salut Bainà. Tonga dia masika tsara ialahy zany vo miserasera an.
Boenvenuto é.

afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Arabaina e. mitombo ndray zany ny metatra so6 vidina am rencontre manaraka lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mia mitombo ihany ny tia Oo=w=oO ato izany fa eritrereto ny club type1 (type 2 pour Nari9 mety tsara) team so6 e! nenay timon efa nalefa any am dokotera

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
ary ny type3 Rolling Eyes

C pour ça ke je vous ai dis oé MK toutes générations atao daholo fa ravy eo alamina.
Met sa ts met? afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ari Vatanen a écrit:
ary maninona raha atao hoe "VW SO6" dia miaraka ao daholo e!???
sady ny rainiboto tia sosisy (WURST) a!

Sy bibin koa é!
azo eritreretina oe vw So6 toko satri mifangaro daholo ny mahy sy ny matavy (MKI -->MKV) lol!afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy aleo vé manokatra post "création club vw" mintsy atsy ambadika atsy fa toa ato am'post an'rajou ndray tsika no mameno (tonga dia lany prezida club vw zany ela rajou cheers )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina mitsy zany ra henintsoa a!
manjary tsis miraharaha mitsy le présentation nataon'ny bandy fa lasa sujet hafa ndray afrolol!lol!
na izany aza mety koa anie raha atao oe "VW SO6 GASY" e! lol!lol!lol! oatran'ny oe rallygasy iany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

d zay zany aona
va falloir échanger la "Rinol" avec une Oo==W==oO neny a Shockedlol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Hay marina moe elà le lahitokan'i Rinol kle!!!!
ataovy tuning lesy a!! soloy calandre sy capot type 1 lery e!! lol!lol!lol!

atôvy ôtran'izao lol!lol!


na zao am zay tonga lasa renolf ny daba

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ela ra-tsi2 tena lol! aza atao an'eo kosa ny type 1 e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! maha latsaka leisany ry zalah!

Ho sahy iany zay bandy hitondra anzao eto am-tanàna!
saika nitovy t@ Polo 1 le menamena raha nisy kely lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
lol!lol! renolf ilay jantes alu miara@ pneu par 13 aloha de tena lol!lol! ary lery Renolf misy radiateur d'huile fa tandremo an lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ary tsy hitako lé kit radiateur d'huile HKS lol! sady matanjaka be eo an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ahoana raha asiana coin fikotranana photoshop ndray am rencontre manaraka ra Tsi2 bouncebouncebouncelol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

o rajou a mety ho raikitra ihany ny sortie vw mk1 sy cox raha izao ny mitohy an bom .
Saod tsara ketrehina ihany lé pro d masahana avy eo.
Mbola misy mk1 matoritory Sleep ihany hono any fa izay tratra antso d asevo mivonona é.

afro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ok fa za koa mbola mangitakitaka am'le SO6 control radem de ts ao mits ny saiko dancedancedance

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

namako elà Ra-Big (mba samy frantsay ny antsika e ) Razz

Pourtant j'ai toujours aimé les allemandes, mais je n'ai jamais acheté une Embarassed

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...