Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
ragnotti

Mrallye

Messages recommandés

ary lasa niova ny présentation-ny forum , aza adino ny live ry zalahy fa ny anay ny côzé diso date ô cheers

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Hirvo a écrit:
ary lasa niova ny présentation-ny forum , aza adino ny live ry zalahy fa ny anay ny côzé diso date ô cheers

mety ka.. zm!! I love you

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
mankasitraka anao Mr Dadah Master fatena mivoatra foana ity "vrai rhum" ty !!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

gasy ka manja hoa,hafa ihany tena izy e!J'aime hoy Fb zay e!tsara e! clapclap

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pratique b ilay izy fa misaotra an'i Mr l'Admin.

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa misy bug kely tsy azoko ty

misy "notification" milaza fa misy nouveau message ao @ ty rubrique ty

dia miditra ao @ ilay sous rubrique "team " aho dia ilay hoe sous sous rubrique "team O ." noho misy notification hoe misy message vao²

dia refa hidirana ilay sous sous rubrique "team O ." dia tsy misy tsony ilay notification nefa raha miverina any @ accueil mrallye dia mbola ao ilay notification "message non lu"
scratchscratchscratch

questions:
- misy sous rubrique caché "rondpoint ment votre" ve dia satria izaho tsy tafiditra any dia izay noho mahatonga ilay notification
- izaho irery ve no tratrany
-tsy dia grave ilay izy fa sinon Dadah master inona ny tokony hanalana azy ??

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Chez moi tout est normal, mais tu as raison, c'est surement la rubrique RPRment votre

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

nandalo ny admins dia afaka ,ilay izy ... scratchscratchscratchscratch

zaho zany ngamabany mety tokony afaka namaky ny tao !!!!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafikov a écrit:
nandalo ny admins dia afaka ,ilay izy ... scratchscratchscratchscratch

zaho zany ngamabany mety tokony afaka namaky ny tao !!!!

Saika itan'ny Soaf zany ny secret'ny rond point tao a

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Smam a écrit:
Soafikov a écrit:
nandalo ny admins dia afaka ,ilay izy ... scratchscratchscratchscratch

zaho zany ngamabany mety tokony afaka namaky ny tao !!!!

Saika itan'ny Soaf zany ny secret'ny rond point tao a

Fa mi-insiste b lery an....
lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
irina a écrit:

hitako mihintsy fa ni insiste lery Very HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery HappyVery Happy

dadah> O prier .

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...