Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. PenoMen

    Update01 2010

    Za nefa lasa otran tia an'io. Aiza ary evo10 fa ny sub foana no lasa alou
  2. Za zao mbola hanangom-bola ividianana volant fa tsy mahay clavier Nefa ny muméro efa vo-reserver 2010 ...
  3. PenoMen

    BILAN SAISON V-MRC 2009

    Otrany mamofompofona "grosse artillerie" ny an'i Peno zany an !!.. G27 en vue peut-être?? Ra omen'la S any tsisy olana mintsy ka ... Nefa mety hanaraka an'la koa...
  4. Tazomy lesy ny voninahitry ny MOMO a. Zay maka MOMO foana e.
  5. PenoMen

    BILAN SAISON V-MRC 2009

    exTMF, retour spectateur pour le moment (fa tsy hanao clavier kosa alou e). On ne sait jamais sur quoi on va jouer la saison prochaine.
  6. PenoMen

    G25

    Za interessé ra nanaiky le condition iny Big , de mba ampio ry zala amzay midina le vidiny a.
  7. PenoMen

    UC tonga defa misy RBR

    Zay tsy defaut an'le PC velively
  8. PenoMen

    BILAN SAISON V-MRC 2009

    Raha fehezina ny saison 2009-ko de be loatra ny mal chance satria nisy nanakana tsy nahavitana rallye tsara foana: ra tsy ny connection de ny retour au bureau de ny concentrattion de tsy aiko tsony... Refa mba tonga hatram farany ndray (in-2 ftsn angamba ra be ndrindra) de nitombo reo henjana hany ka tsy mba nahazo podium mintsy tam gpe N. Fa na zany aza tsy kivy satria passion io, mahazo tsirony foana stt refa mahavita trajectoire milay zay. Ho hita eo ndray ze afitsoky ny saison 2010 sady ho tsara io satria be ny competition kely azo atao. Toraka voninkazo be ho an'i champion 2009 aussi pour le champion en gpe N.
  9. Efa nahita temps tsaratsara ihany lesy iny raloum fa mbola tsy nahazo trophée alou e
  10. Za koa ary tady ho tia an'ty sub anzala ty fa le evo X sisa no esperena ho tsara.
  11. PenoMen

    MOMO

    Tena manavao matos mintsy alou fa henjana trop le blem connection teo nanimba zavatra be. Asa Tana angamba alou mbola omena an'ry subaru isany fa ny 2010 kosa tsy maintsy misy Mitsu evo 10 eo am podium eo
  12. PenoMen

    MOMO

    Volant MOMO racing, mbola tsisy kianina, vidiny mirary. MP zay intéressé
  13. Noho ny olana ara-teknik goavana de zao vo afaka mi-connecté, zao koa vo mahalala ty programme ty, na ny hamonjy ny rallye manaraka ary mbola "?" goavana. Koa raha mety zala de mba avancer-o any alou ny cota anay satria otrany efa tara ihany raha ny fahitako anazy ato, refa tonga any omeko ihany. Mesi
  14. PenoMen

    Téléchargement SS sous BTB

    Ohatrany misy portion miakatra an'i Manerinerina zany io afovoany io. Mba ataovy BTB marina hoe ry zala Tana-Majunga de jerena hoe vita adiny 5 marina ve? tsy minakanina eo Maevatanana
  15. PenoMen

    Tutoriel: Fampiasana BTB

    Za koa otrany malahelo anla zany
  16. Efa nandalo tany koa a tam mardi angamba iny tam 7 hariva fefa nidy net access. Merci prez, handalo any a rapitso hariva. Enga anie mba hande tsara amzay.
  17. Voatery ni-formater machine de tsy mety nahazo anle RSRBR 09 hatramzao ( le 900MG). Koa mangataka anzay malala tanana raha manana an le mande tsara any. Efa tany am Big fa tsisy, nakany am Tooj fa tsy nande koa le n omen'lery, nakany am HIs fa tsy nety nande koa. . Kivy tanteraka. Kamo i-telecharger fa ela lotra.
  18. In marina no tena interessant. Naresy anle boldor ihany ve lery? le Alpine alou efa colonie e.
  19. NI-reinstall RBR kanjo very tany ny skin Sub killer , sady otrany efa manomboka leo an'io evo9 io a an. Fa aleo tsy hiova so lazain'zala fa miova clan eo ndray.
  20. PenoMen

    RALLYE DU BOINA #4#

    Mande mariage beu mintsy amn'io. Nefa tsy primé koa donc... tsy manakana ny tsy hanatontosana ny evenement. Tsy hatao ho hitako mintsy angamba io toerana io.
  21. PenoMen

    in the car de P.Bernadini

    Mbola henjana be le mitondra propuls sur tarmac ka.
  22. Milay izy zany. Dommage fa tena tsy afaka tanteraka t@ iny. Zay miandry anle revenge e.
  23. PenoMen

    in the car de P.Bernadini

    beu. avy nijery anio a de mba nanandrana anle M3 tao am RBR mod tarmac fa tsy nety tonga arrivée. Aona ary nataon'iny bandy iny.
×
×
  • Créer...