Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. PenoMen

    KRONO

    Misaotra am le initiative e
  2. Tsika alpha mila miady mafy koa. zala misy andrarezina be fa tsika tokony mampiakatra kely an le rang 3 ème à partir du dernier amzay
  3. . Mci CI, fa mbola tsita le akana anle 20 sec elanelantsika
  4. PenoMen

    RSRBR2009

    Manja beuuuu daolo izy zany leu!!! raikitra ndray ny trophée deusaka refa mivoka io le.
  5. La on voit bien qui'il a bien attiré les regards de la presse locale hein.
  6. misy ho tonga machiaka be any zany le.
  7. Mampangitakitaka mintsy izy zany le. Ato ary gaga mintsy ny olona oe in ary no mampioraka b an'io bandy io. Tena maka an'laisany hatram'farany zala a. Atataovy ao izy e Mankasitraka be ho an'le mpanome infos fa tena otrany any anaty spegany mintsy.
  8. Itako mintsy iny. tratra eo foana koa za. Ary tondé abando vo tratra eo a.
  9. Tsisy secret letsy aty a, ny reglage tsy d nisy niova firy (frein, rapport vitesse, couple diff, zay ihany). Miezaka mi-coupe matetika sy tsy de mi-hesiter ftsn de mba mahazo an'reny tps tsaratsara reny. itako ary fa mbola betsaka no azo harenina fa mbola misy tahotra kely ihany, tsy mahagaga ra mbola resin'zala vozongo lavitra. Fa le miala an'le KK ty no mbola mila trav henjana fa tsy mety mahavita rallye ray mintsy.
  10. Tena mi- beu mintsy ny fo ato kle. zay mahatoky an'laisany zala.
  11. PenoMen

    WRC/// Rallye de Norvège 2009

    Tsy nahavita leg 3 noho ny antony tsy niankina @ tenanay. Rallye à la poubelle.
  12. Za lesy tena midera ny finoana hananan'la sy ny fianakavian'la ry Focus a. Tsy vitan'olona tsy manampinona reny. Za dia mampahery anla foana de tazomy ny finoana fa io ihany no hery lehibe mampihonona. io le pi-mason'i Hathor tao am fandaharana fiangonana
  13. PenoMen

    Premier contact avec RBR, mba ampio oh!

    Tena miaiky ny fahazoton'la kosa a ra ela no namorina an'io le. Partager la passion
  14. PenoMen

    Team So6 en deuil

    Mandria ampiadanana lesy e. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
  15. PenoMen

    WRC/// Rallye d'Irlande 2009

    Hatraty io emmerder-ny moov io, tam leg 3 efa nahazo aina tsara iny tsy nisy sortie mintsy fa nony nanao Falstone tondé retour au bureau tampoka teo fa tapaka ny connection. d lasa ndray le fanantenana kely ANATRA: Aza manao session am andro avy orana
  16. PenoMen

    WRC/// Rallye d'Irlande 2009

    Vita omaly ny Leg 2. Niezaka mafy tsy nanao KK de somary niakatra kely ny rang. Henjana ny manao choix pneu fa tsy afaka mi-attack mintsy, refa tsy midona de zay ihany fa ny tena nahavery fotoana de nanao tete à queue foana. Androany sisa no fanantenana iakarana rang ambonimbony kokoa pour le fun.
  17. PenoMen

    WRC/// Rallye d'Irlande 2009

    Merci Thomas, misy ieritreretana ndray am manaraka. tena le roulage mintsy no tsy ampy nena fa kamo manao recommencer.
  18. PenoMen

    réglages mix mod

    Nena alou gravel dry fa savony kely ihany e. fa ra tarmac vo maika savony KLIN mintsy fa refa gravel angamba d mba somary mandady kely refa miditra tarmac e. Na koa maka reglage any am mecano beels.
  19. Sotsé, nandaitra ihany le course d'attente . Mety v ny reglage an'le Sub anla fa nena tsy ao mintsy lty e. mba omeo raha mahita ela fa manjary tsy miady ny bol , surtout am le mix mod
  20. PenoMen

    Asa Tana Control

    Zay moa de le anisany tonga alou indrindra tao fa nisy programme tampoka de tsy maintsy nande, ny debriefing sy photo de groupe no sisa mba tratra.
  21. Aiza no misy resultat zany fa le express results otrany tsy mbola nivoka ny MC
×
×
  • Créer...