Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. PenoMen

    Polo :t6:

    Adinoko fefa nanatitra tany am Nety Bokisa a omaly an. 80 000 fmg
  2. PenoMen

    Le Mag Rallygasy

    Mesi e. Mifanohitohina eto ihany e.
  3. PenoMen

    Polo :t6:

    1L svp. Tsy azo personnaliser-na marina v lty, tsy koi na mitonmbo kely 100 mil aza ny vidiny. Ohatra hoe misy PENOTOKY eo am place-le team so6 a gauche iny.
  4. Ze SS tsy de nanivaka lotra alefa e. Sa tsisy?
  5. PenoMen

    ///WRC/// RALLY SWEDEN

    Oka lesy!! Milay kosa lesy zany leu, tohizo ry zala fa zay manaraka anlaisany eny any a.
  6. Tsy efa mahazatra ve io ry HIS???? sô dia efa tokony haka retraite koa hoa elah ty ????? ... manaraha ny lalako e !!! Mety +1 koa le maka retraite fa tsy ao tsony le loha e, tsy mande lavitra tsony le tsy ampy reco fa hafa le taloha mbola Big, Ramatoa, Dodanen sy ny tariny no adva . Just pour le fun ngamba sisa. Sinon bravo à tous, milay be le combat tam leg 1 fa dommage foana le mank de regularité am tenanay. trop be koa angamba le pression e.
  7. VRC fini. G pas vu l'arrivée car trop decu. RDV au prochain rallye. Je ne vais pas vous raconter ici mais c la cata.. cata.. CATASTROPHE. Bravo aux vainqueurs
  8. PenoMen

    Skin pour 2010

    C la susp qui est trop molle je pense. "Poule molle"
  9. PenoMen

    Skin pour 2010

    Ty ndray alou ny SUB-POULET version maikamaika mbola tsy ampy spons bdb.
  10. Nanampakevitra ny hanohy leg 2 koa androany na dia efa somary valaka ihany ary. Natomboka tam echauffement kely tahaky ny mahazatra alou ny lalao de tairina amzay. Tena nahatsapa oe tsy tao mintsy le feeling fa forcer-na ihany. SS1: nandamina, mbola tsy echauffé tsara, mbola mitsapatsa kely. 5:46 à 2 sec de Iante en GRN SS2: un tonneau+DA. Very ny fanantenana fa tsy kivy fa mbola lava ny lalana.5:10 à 1mn anzala ss3: Performance mediocre. 1 TAQ + nandona fefy. pfff. 5:27 ss4: moyen be. mbola bobaka be le large. 5:44 ss5: o gorisa gorisa. in dia efa speciale tsy antenaina mihintsy hatramzay e. tsy atao mahagaga. 2;28. Conclusion: RATSY. Any am leg 3 manarina
  11. Tsisy hiteny KKK mintsy ve laisany reto e!!!
  12. PenoMen

    Reo Manana licence RBR

    Talata tsy maintsy tonga
  13. Tena adinoko kle. Mandalo any lesy za TALATA raBig a. Promis
  14. Tsy aleo laisany sy Fablide manao propulse?? Resin'laisany reo Gpe A reo amzay.
  15. Oka lesy!!! mba ataovy séré!! de le ATI ve no tsy mahazaka azy ra zany???
  16. PenoMen

    LICENCE 2010

    +1 ny aty. mandalo any atsy ho atsy
  17. Le PTD tsy miainga koa ny aty fa tonga de ecran noir du debut j@ la fin. tsy tafa mintsy zany ra tsy hoe hay tsianjery ny lalana de mitampi-maso manao azy. Machine: AMD 64 x2, ATI X1200, RAM 1g
  18. PenoMen

    Skin pour 2010

    Mbola tsy mety afapo tsara zahay am le N14 "Sauvage" fa ho avy tsy ho ela...
  19. To tsitanla tao mintsy i PenoMen? de ho sanatria ve ka faran'zay gisitra ndray? fa le Newbobs zany tena mbola gisa maintiko mintsy e. en plus tsy aiko fa refa mode normal sy mixte de lasa sarotra be le reglage fa bingo be le kodiarana, voafitaka foana refa Newbobs mode normale sy EW mode mixte
  20. nga ndjii efa en G ko tena ela ty ry choupi mampieritreritra mihintsy ka !!! Ataonla in ny point G-ko?
  21. Nena nanomboka tam 2008 tsy niova ny reglage pr toutes les voitures fa otrany mety amiko ihany... fa tsy mbola nahazo trophée mintsy aloha e.
  22. Tena saika mba ilalao am 2RM tamty mitika ty nefa mitovy am MRC ny vam de tsy maintsy tonga de sub URT zany en attendant l'evo X.
  23. Ary afaka misy manome eto ve le lien misy anle plugin fa za efa nanandrana plugin ray fa tsy nety? de aona ny fanaovana azy aveo?
  24. Aleo milalao miaraka am N14 ndray amty fa to engarana be mintsy le mitsu tsisy nouveaute . Ny reco mou amty de tena zero, ny reglage le tam herintaona ihany.
×
×
  • Créer...