Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. io hitako io le sticker team so6 version 1. Mba omeo e Io mintsy le tadiaviko
  2. PenoMen

    Toutes les photos

    Ty farany ty kosa tena manao fisainana autruche mintsy kle.
  3. nidona tam hazo ap arrivée tao fraizer, bloqué boite de voatery nandigana ss ray , so ihany fa tsy tena izy
  4. PenoMen

    MRC RALLYE SRK #3#

    Amzao lokony zao otrany manaraka ghost fotsiny laisany Subakoho!!, mitovy loko am vovoka dia tsy de manakona firy
  5. PenoMen

    MRC RALLYE SRK #3#

    Focus> Mesi. Nanaovako an'io zao base calque de fusion, zany hoe dupliquer-na le sary de nu ray atao ambany be ny luminosité-ny (lasa noir) aveo fusioner-na am pinceau fotsiny ze tiana ho mainty. Zay alou nena fa mety misy technique haingana kokoa fa za tsy de tena tompon'ny PS lotra.
  6. PenoMen

    MRC RALLYE SRK #3#

    Ity ndray zany ny Evo Cameleon tsy dia misy sponsor firy. Ao anatin'ny équipe Sub killer, à Big.
  7. PenoMen

    INSCRIPTION SRK

    PENOTOKY N°557 Evo 9 GpeN
  8. Mba omeo eee . Tsy mahay manamboatra sa misy fampianarana atsy ho atsy?
  9. PenoMen

    IRC/// Rallye de Russie 2009

    Leg 3 términé, resultat moyen avec une touchette dans ss4 (tanner) et une TAQ dans SS6 (hardwood). classement provisoire 7 ème, Fablide 2ème à 2 sec de Kikiny
  10. Mitady MOMO hono i Pass par Tojo zay mahita laisany. MAndefasa MP ana zay manana dia ampitako any am lery.
  11. PenoMen

    IRC/// Rallye de Russie 2009

    Vita soamantsara ny leg 2, naka rythme alou tam pribam 1ère passage 12ème à 20 sec Fablide (scratch), nahazo rythme tsara amzay tam Noiker concentration à fond mbola 12ème ihany à qlq dixième de sec à alex-loic et à 19 sec @ Fablide, Falstone 1er passage 6ème à 8 sec @ Fablide. 2ème boucle, Pribram 6ème tps à 19 sec DEVANT Fablide , Noiker 7ème à 13sec @ Fablide et Falstone 4ème tps à 4sec @ Fablide . Hatramzao mbola parcours sans faute ny équipage 207 MOMO racing. Mbola mitazona ny laharana faha-6 provisoire.
  12. PenoMen

    IRC/// Rallye de Russie 2009

    Vita omaly ny leg 1. Prudence no bdb, le mustaselka koa tsy de hay tsara nefa tsisy reco donc le première passage no nanaovana reco. Ca va ihany satria tsy nandona hazo par contre tam fraizer 2ème passage nanao TAQ am le G3 voalohany iny, very 5sec teo . Mbola combat be zany zay sy Irina satria ra tsy diso za to 15ème provisoire tam omaly. Hanainga androany am leg 2 de ho hita eo ndray. Ty aloha misy sary kelin'i 207 MOMO tao am mustaselka.
  13. PenoMen

    Proposition de sortie

    Mbola mila Sssss beu izy zany nefa ny fotoana efa akaiky koa. surtout raha itondra rafotsy
  14. Henjana trop le smirfnoff fa nena le 207 tsotsotra handray depart am IRC refaveo no nivoka garage. Dedicacer-ko an'le olona zay ty daba ty e.
  15. Za ko nanao otrin'io tam france cup fa efa arrivée vo nadona hazo de ratsy vintana bloqué ny boite tam spegany manaraka.
  16. PenoMen

    RS CENTER

    Otrotrn'io angamba fa io presentation an'le vam napetako, de le izy à gauche ecran fa tsy a droite.
  17. PenoMen

    Remise MRC Virtuel 2009: Rallye Dzama Sport

    Tena fisaorana mitafotafo ho antsika indrindra ny Prezida Soafa sy ny team VRC reetra sy ireo zay nikarakara fa feno hafaliana nody, misaotra koa ho an'ireo vahiny nasaina tonga nanotrona sy ireo namana vaovao zay antenaina hanatevin-daharana an'ity sport malefaka ray ty. Vive le prochain rallye.
  18. PenoMen

    Pb notes

    Tsisy hevitra fa io ndray ny note manomboka androany. Mci Hents
  19. PenoMen

    Pb temps @ rallye

    Za koa tratran'zany. Envoyer-o foana alou le tps amzay voarainy. Après refa miditra am le ss manaraka ela miseho ihany le izy (ndraindray).
  20. Maromarou ny tahak'reny. Tena nahafinaritra ny ambiance, ny masoandro miposaka no mampalahelo, ny combat nilay beu. Tsara mintsy raha atao otr'reny ny session MRC manaraka fa hita fa tsita zay maharatsy azy. Misaotra antsika tsika et stt ho an'ny mpampiantrano.
  21. Laptop + Momo. seule problème, tsisy vam ra hisy hazoto hanatitra sy haka.
  22. PenoMen

    WRC/// POLAND (22/28Juin)

    Handray anjara ny sub vaovao vo nivoka garage:
  23. PenoMen

    IRC/// Ypres 2009

    C'etait un rallye vraiment difficile et mes coéquipiers aussi ont fait un bon rallye. J'ai pas pu faire mieux. C'est vrai les fautes sont encore présents mais la plus flagrante c'etait dans la joux plane V1, je sortais de la route et j'hésitais d'appeler les gars sexy, du coup 1mn perdu ce qui ma ruiné toute espoir,et m'éloignai du leader malgache Radstrom. A la prochaine avec dégats cumulé O ry zala a. Mba ampio ny isan'ny bandy manao tarmac fa vitsy lotra e. >Team so6 alpha: tairo ny tarmac fa io no ahazona point
×
×
  • Créer...