Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

PenoMen

Membres
  • Compteur de contenus

    451
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par PenoMen

  1. PenoMen

    MADAGASCAR B

    Sikakama, sy ze finland reetra e
  2. PenoMen

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    Ny olana nge oe aiza no afantarana fa tsy exploitable le fichier nomen'la nefa efa fantatra fa nandefa ela? Izy mahalala fa nandefa le ela. ary tsy in-1 na in-2 nandefa fa in-3 mintsy!!! aveo tsis filazana oe nety sa tsy nety le fichier fa oe refa tsy mi-afficher ao tsn le requete d ok zan. Tsy aiko alou fa mapme zan e. fa bof... ze ataonzala eo tsy koi e. en plus le sanction koa zan tonga d otran tena ni-coupe b v zan ny tenanay sa aona no DNF tout de suite. Aleo tsy iteny b alou fa tsy mbola namaky reglement tsara
  3. PenoMen

    RALLYE DZAMA #MANCHE 1V-MRC#

    Fa tsy azoko nge ry zala fa defa nandefa voalohany a de nanontany anzala oe efa voaray v? d namaly zala oe refa tsy mi-affiche tsn le msg ao am page perso d ok zan. d tsy ni-affiche tsn le iz tamn'in andro iny. Tonga ndray ny ampitso d niverina ndray le affiche, d tsy nisalasala a namerina nandefa ndray, d tsita tsn ndray le affiche. noverenako nojerena foana pdt toute la sem, tsy niverina tsn. d ca va zan oz a. zao ndray zan tsy hitan'zala le fichier, d tsy aiko tsn tkn ataoko zan.
  4. 15 pouce Processeur AMD Athlon 64X2 Graphique ATi radeon X1200 series 128Mb RAM DDR2 1G Dure 120G 5 million miady kely 0327152473
  5. Koz v? de tsisy faha-3 zany ny N4 sy propuls sa aon? Tena roa ftsn v ny classé am propuls? Le N4 koa zan no tena grave kleu.
  6. Mialatsiny fa zao vo nahita. Commande: 1 Tshirt + 1 casquette + 1 autocollant Misaotra.
  7. PenoMen

    calendrier

    Bibs, est-ce que j'ai ta permission d'utiliser ce document? Tsy misy olana Ho rallye manimanitra iz zany. Prions prions
  8. PenoMen

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    merci Mr Big pour la confirmation.
  9. PenoMen

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    le manga DNF. sinon ny gras izay inscrit MRC. Kozy a , fanga tsy zay efa nandoa ny 50 000ar tam voalohany tsy efa inscrit pendant toute la saison fa tsy mila mandalo any am Net box a chaque fois???
  10. PenoMen

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    Ary zay adinon'i maitre nanao gras an. heveriko fa retired kay mba nahazo point ihany.
  11. PenoMen

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    Leg 1: Rallye maimbomaimbo no azo ilazana azy: vo SS3 defa niakatra ny temperature. Heureusement mba tonga tao am park ihany fa tsy KKK. Aveo Frisson juska la fin. Faranana tam DA tao am Jourdain SS12
  12. PenoMen

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    Za androany vo hanao prise en main. ra en forme tonga de depart. Mba asivo session reco kely androany zala a. Radooooo oooo...
  13. PenoMen

    Nations CUP 2011

    Vonona ra misy toerana ka midesiste ny favoris sasany. Peut mieux faire.
  14. PenoMen

    trophée team online

    saotra am le encouragement na de mbola lavitra aza ny ezaka e!!
  15. PenoMen

    V-MRC #2 Rallye Manimanitra

    mmmhhh! ca sent bon. ca sent à fond partout.
  16. PenoMen

    trophée team online

    Le career calendar moa zany no cocher-na sa le stable calendar Mr Manager? azfd fa tsy maharaka tsara.
  17. PenoMen

    Toyota Zimbabwe Challenge Rally

    Vita ny session officiel (enfin), efa saika tsy tafa fa MAJ arrivée au dernier moment. Tsy nisy retour o bureao alou e, ny faute tsy de nisy: calé indray tao bobs, nandona hazo tao am green. Miandry ny resultat officiel fa voalohany tam N4 gasy alou tam dimanche à 16H. Mbola nisy henjana tsy nadalo tao (IRINA, ...)
  18. PenoMen

    Toyota Zimbabwe Challenge Rally

    Rapide loatra enao dadatoa a Tsara ny combat tamin'iny na de niady 2ème place ihany aza no possible.
  19. Mankatelina am le resultat e. Oviana ny remise? Mba faha-3 manko zay. lol
  20. PenoMen

    Rallye Lohataona

    Vita iny zay. Tsy aiko ra lasa daolo ny tps fa nitsitsy connexion fa saika tsy nahavita session le iz.
  21. PenoMen

    Recrutement Ecurie Team So6 2011

    Tsisy mpitondra eee!! ao fa zay nge ka ho present foana amty saison ty e.
  22. Manja e. Hiezaka hi-bata coupe amty fa tsy evident. Vive VMRC e.
×
×
  • Créer...