-
Compteur de contenus
451 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par PenoMen
-
-
-
-
-
-
-
Hay ve mbola nisy Joda-Teillettao aoriana tao e. Laingalainga fa niady le omaly iny an. Za somary nanandrana vue cockpit fa nilay le izy fa ny indro kely tsy mbola vo-repère tsara le sisin'le vam . De ny farany naverina tam nahazatra ndray. Espoir ve??? maka avance kely ftsn fa ataovy mikotrana eo daolo nge reo henjana taloha reo e... De iady ty lalao ty e.
-
-
Que pensez-vous de RSRBR09 - impacts et perspectives
PenoMen a répondu à un(e) sujet de Laza dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
Oka lesy leu. tena lasa manahirana ndray ny fiherana am jobanay amzany hoe lasa feno so7 zany le. Izy manko efa mahalala hoe Team so6, ya que des mecs et des volants. Fa fisaorana mitafotafo alou ho an'i N58 sy Hent's fa tena afapo tanteraka tam fampiantranona. Indro kely ftsn tsy nahazo kaly tsony tany am Hent's fa lanin'zala moramora tao andakozia tao. aveo zala mbola mitsamtsam mivoka avy tao.
-
-
-
-
Tsara be le torohevitr'i'i Beels fa za manokana ry zala tena kamo hamerina in-10 spéciale zany. Ny reco nena refa le manao session du soir reny, de 1h av tena session mamerina an'zay speciale tena tsy aiko, de zay ihany (zay alou angamba no mbola tsy ahazoana top10 e). Fa refa manao reco de mahatadidy kely le point essentiel am le conseil de mba manandrana mi-ameliorer. Tsy maintsy ataoko koa av toute session de mijery cam embarqué kely foana alou (CMR, Burns, Sainz...) pour me mettre dans le bain. Za manokana, ny tena hitako mbola faiblesse manana habitude mi-retrograde foana av virage am le miforitra io . Efa miezaka miala amzao.
-
Tsy mbola hitako ndray zay pb retour de force an'i Tsi2 zay fa ny ahy vo atsatoka de lasa, vo maika ary ahenako moitié mintsy ny retour mba tsy handreraka lotra an'le volant sy an'le pilote . So de zatra G25 koa ary nareo fa tsy hatratra an'reny mintsy nge alou le izy e. Sinon le sensibilite direction misy miova kely nena. Tsy tadidiko le niova fa ho jereko de ampitako eto ihany am manaraka.
-
-
Félicitation ho an'i Beel's, belle performance miaraka am le commentaire ato koa vo maika mampisy sensation. Raha ny ahy manokana alou de tena satisfait tamin'iny rallye iny satria tratrako ihany le tanjona tsisy KK sy sortie grave (nisy TAQ ihany teny antenatenany tany). Iezaka hampiakatra ny rythme amzay am manaraka sy imodifier ny reglage amzay tsy de manitsaka frein tsony. Ct un magnifique rallye ac beaucoup de chance aussi. Asio fihaonana kely amzay ry zala fefa ela zay tsy nifando-bera tam laisany a.
-
Curbita-ko: efa avy re-installer-na tsara mintsy ny RSRBR 09 fa retour o buro foana izy teo ny première special, nety ny tetika satria voavaha ny olana. Raikitra ny SS1 nande molomolo alou manala tahotra, tsy nisy ny olana, nanaraka amzay nampiakatra rythme kely fa sans risque satria le tanjona de le mitady ny regularité (nefa ny combat ac mister president koa mbola nahafotaka beuu), ca va hatreo fa tao am Diamond no nivoaka ny lalana teo am le D4 av arrivée, very 10sec teo. Leg 2 ndray nitovy ihany alou ny première spéciale nandamina aveo nitady ny régularité amzay, saingy tratra ny DA ndray tao am EW, very 30 sec ndray. Finalement, le tanjona zany alou moitié tratra satria tsy nisy KK nefa mbola nisy ny erreur. Mbola mila ampiana ny concentration.
-