Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Dude1111

    SETUP FOR SUZUKI SWIFT

    ry toum'asss zany anie tena chef mecanicien mintsy eee!!!!!hihihi.....
  2. Dude1111

    Maintenance et Bricolage G25

    Bon... misy vis iray tsy lety mitsofoka mintsy eo@ilay volant di nasoroko indray lou... Mitsingatitra be manimba maso be ilay izy manko fa dangitra be eo @ilay volant !!!!! .. mila mitady volant hafa ndray faute de uoi tsy maintsy hiverina @ ilay dorizaka...
  3. Dude1111

    Mety Mahasoa

    Quelques petits plus pour nos G25 http://www.cxcsimulations.com/products/accessories.html
  4. Dude1111

    playseat Gvintsss

    ity otrany azo atao ihany ann... saa?? http://www.mobsim.fr/html/simulateur_vsport.html
  5. Dude1111

    Maintenance et Bricolage G25

    Alefako eto ihany ny tuto rehetra fa aza taitra. Misy experience maro² en cours manko @nedala ao zao !! Fa ny incovenient ( si s'en est un..??)fotsiny dia adiosss bouton mena² eo @ volant annn !!!!! ...andraso refa misy kaka-tsary za dia azavaiko an-tsary ilay izy fa lava be sinon. Hents<<..tena Volant cobaye mintsy lesy ny ahy !!.. ka raha tsy anao ary za dia iza no hi-sacre ny azy eo???? .. ny an'laisany mbola vao² jôjopil be daholo dia mbola voakajy² tsr !!! ny ahy efa maty kapoka dc j'ai rien à perdre !!! ...fa n'empeche tena plus le G25 vieillit plus il est Sensationel annn FA miverina @ ilay fanotaniako za e : eo @ firy degré eo moa ny angle de rotation ny daba rallye réel ireny?? ny angle de bracage atao ao@ G25 pour se rapprocher de la réalité zany no tiako ho fantatra raha misy afaka mamaly ireo pilote na ny olo-tsotra izay mandalo eto. (ilay 900degré manko otrany tsy lasa ko!!!) Misaotra mialoha.
  6. Mon G25 vieillit ce qui fait qu'il faut changer quelques pieces afin d'optimiser le rendement du materiel, à commencer par le volant lui même. Efa manomboka mila couvre volant nedala fa refa avy milalao dia feno debrit mainty² ny tanana ... ce qui fait que nosoloiko volant OMP reny mintsy nedala mba hateza tsr. J'i eu de la chance alony fa tplus ou moins ni-coinside tsr ny lavaka rehetra dc ajustement vitan'ny preceuse fotsiny sisa no natao dia nipetaka tsr. Ny mba tiako ho fantatra fotsiny dia izao: ny diamètre an'ilay volant G25 d'origine sy ilay Volant OMP dia tsy mitovy!! ilay OMP mazava ho azy fa ngeza kokoa. ka hono hoa: eo @ firy degré eo moa ny angle de rotation ny daba rallye réel ireny?? ra ngeda manko ilay volant dia tokony ho fohy kokoa ny tour de volant atao pour braquer au max, sa?? ny angle de bracage atao ao@ G25 pour se rapprocher de la réalité zany no tiako ho fantatra raha misy afaka mamaly ireo pilote na ny olo-tsotra izay mandalo eto. Misaotra mialoha. Sinon mahita koa aho fa adaptable tsr mintsy ny Frein à main @io!! ilay systéme an'ilay palette io no alaina dia atao aty ivelany dia support sisa... aleo fa azavaiko eto rehefa vitako ny ahy (raha tsy ho simba en attendant evidement.... )
  7. Dude1111

    Toutes les photos

    McCrash se fait desirer! !!!!!!
  8. Dude1111

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    Milay e!!.. fea voalaza teo ambony daholo moa izay tokony ho tenenina fa zany hoe ilay hoe "fivoriana" fotsiny no tsy nisy tokotaniny tao aaa !!!!mdrrrrrr Za lesy dia gaga mintsy hoe lasa aiza ndray ary lery iny??? soa dia mamo an-tatatra tany ndray ?????hahahaaa....( ao fa tsy kozikoziko lol)
  9. Dude1111

    Championnat d'afrique!!!!!

    Hay kosaaa !!!tsr kosa zany ann !!... Mety interieur cuir koa !!!, sy VC, VE TO, dia .... Feux Lexus !!!!!!!!mdrrr
  10. Dude1111

    Championnat d'afrique!!!!!

    Esperons que hahazo otran'ity Mathieu sy teddy @ heritaona !!!! io no daban'ry zalah pilote 5 nahazo ny PSD t@ farany teo manko!!
  11. Dude1111

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    Bien reçu chef....Dodanen sera present...
  12. Ilay connection an'lah hoa no mahatonga an'io !!!... misy tsy milamina iny fone an'lah iny !!!
  13. Mbola misy leg2 tonton aa!!! aza kivy !!! ... za vend any no anao ny leg1 angamba... mbola manao ny dernière mise au point io !!!....DC2 efa ça va, East West sy Tanner sisa dia afaka mi-assure ho tonga soamatsara !!
  14. Za koa tato² lesy dia ty manandrana an'io 2RM io !!!!! ilay C2R2 max no tena nahitako fihany atr@zao !!.... reveko be !!!! ... fa ilay S1600 tsy mbola vohako fa mitabataba be mandreraka !!!!
  15. Nefa raha xxxx zao no nanao an`zany dia efa sanctione.......pffff
  16. Dude1111

    Projets pour 2009

    Dodanen sera de la partie... radm 18h30 chez Soaff zany
  17. L'express de Madagsacar anio :
  18. Logitech annn!!.... efa ho avy ngah ny motera vao²???? ...
  19. Vao nainga hiteny mintsy aho hoe tsy mitsahatra ny miresaka anie ry tomasy sy rafoutss zany e!!!! ..ndray² za mihomehy irery mamaky ny post an'i Toum'asss.....lol... Bref.... mapamangy any@rafotsy any e!!!mdrrrrrr
  20. Dude1111

    Bobota

    Tongasoa ianao ra-bobss...marina ihany ny an'i Tomasy hoe manahirana ny miantso anao reha eo amason'ny sipa !!!!!! lol....fa milay e!!... dia mora² ihany @ RBR fa sao very be izahay eto !!!!hihii
  21. Dude1111

    Team So6 Zen : Inscription

    io lesy ra Emsics karakarao alony fa za mbola tsy nandefa MP any @ fifou hoe niverina !!! mboal elah zao no fantany !!.... .... rehefa tena au point daholo ny rehetra dia mandefa MP any iany aho !!!! .. mci
  22. efa adala be mintsy anie Jojoxxxx zany ee!!!.... tena graveee !!!!!!! milay eee
  23. Za kosa tsy mavatra manao exel zany lé !!!!!! lool.... tsy mahay koa no marina !!!!!hihihi...fa tsara raha mahavita alony e!! Sinon tsy misy afatsy ny roulage ny fi-assimiler-na ES !!!! ao@ filalaovana matetika ny fanala-hidin'io lalao io raha ny fahitako azy !!... hay zvt ray koa izay mbola mahavoa ahy !! : ny ahy rehefa ES aiko dia manana tendance anao an'iny foana aho, du coup lasa delaissé ny spagany sasany ( australie ohatra tsy aiko mintsy satria tsy ataoko mintsy). Io zany no defit manaraka : Mianatra ny làlana sasany na dia tsy tiana aza !!
  24. Mbola ho avy ka !! aza tainn !!... misy fotoany ny zvt rehetra !!!lol...Rallygasy , team so6 sisa no apetraka dia zay ka.. tsy dia tiako koa ny ahy ilay be filirony be ilay fiara...aleo madidio ihany...hihih
  25. Matetika misy an'ilay chalenge WRC reny @ championat ( Challenge Sainz, Burns, Mc rae....) dia reny no hi-testena ny konect raha mande tsr sns.. na session public koa d efa mety.. ny tanjona dia hi-verifiena fa mande tsr ny conection sy ny live mba hi-eviter-na ny mauvaise surprise. Ny blm matetika mitranga moa dia blm de login, blem du serveur rlsm dc tsr raha mi-sassur foana hoe au point su zvt rehetra !!!... raha misy zvt iray manko mahasorena dia aleo tonga dia tsy miainga sinon tsy tafa mintsy ilay session !!! ohatra hoe sosotra @ conection na @ ilay daba dia aleo miandry calme vao manao fa raha tsy izany voamaika pire ny zvt miseho @ session !!!!hihhiii Fa tsy aiko raha remarken'laisany fa rehefa vita tsr ny ES1 dia mande hoazy ny sisa !! fa rha eo @ ES1 no KKK dia tonga dia tsy alehany tsony ilay rallye !!!!!!!!lol... dc Assurer les 2 premières ES !! zany akory tsy midika hoe mandady !!!!!hihi
×
×
  • Créer...