Dude1111
Membres-
Compteur de contenus
856 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Dude1111
-
Temps de référence pour RSRBR 09
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de iamkosmis dans RBR (Richards Burns Rallye)
Tena bobaka iany ny difference entre wrc sy 2RM ann ...ny chiffre exact tsy haiko fa ry Emsics sy ry titof no mety maharaka an'zany sinon afaka mijery ny resultat ny rallye efa vita anie elah dia ao mahita ny tps rehetra e (na 4rm na 2rm)zay ary no hitako pratique kokoa. Ato jerevana: http://www.rallyesim.eu/rsrbrlive09/menu_classements.asp -
Exclusivité Team SO6 Zen
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de Dude1111 dans RBR (Richards Burns Rallye)
Milay ry zalah ... on remonte ds le classement: 7e isika zao ac 636 points juste derriere les Espagnols amin'ny wrc qui comptent 641 points. Faudrait assurer la prochaine manche pr pouvoir les doubler et en mm tps s'emparer de la 6e place Samia miomana daholo aza e .. ny ahy ny pc-ko zao tonga dia ahiditra garage mba ho vonona amin'io -
-
-
-
Pas de Bol !!!! Après une réparation de fortune sur le vieux G25, Dodanen a quand même pu prendre le départ du rallye. Dès le début tout allait bien on a même fait quelques bons Chronos : ES1 : Pribram S1 : 2 :05.43 et 3e tps ES2 : Prospect Ridge : 4 :04.25 et 5e tps ES3 : Diamond creek : 2 :54.16 et 7e tps ES4 : East West….. teo no nitsoka ny pc…Ecran bleu !!!!!!! Pfff… tena kivy aho… à chaque fois que tafiitra dans le rythme tsara aho dia misy blm foana ny ordi !!!!.. brefff…Ny tena mety angamba dia hovaina mintsy ilay pc ilalaovana fa tsy lasa tsony !!!..(reste à trouver le solony !!lol) Efa aiko ry His fa efa mahazatra antsika io a !!! fa na dia zany aza tena mandreraka fa hidiranandro zao foana rehefa milalao léé Sinon MC zany manao be pour son retour après des mois d'absence an!
-
-
-
-
-
-
Raha ilay resaka modelisation Trano ry zalah za otrany manana soso-kevitra hoe maninona raha ilay ao amin'ny RBR d'origine ihany no alaina raa ohatra ka tena sahirana isika amin'ny resaka modelisation?? ( raha tena hoe au pire des cas zany , raha tena tsy vitantsika)Izaho zao mahita hoe otrany tsy ratsy ihany ity trano ity raha atao amin'ny ES aty amintsika an !!.. reste à savoir hoe afaka alaina/ exporter_na ve ny donnés ao @ RBR mba hafahana maka izay mety mahasoa ao
-
omerfax newmember
Dude1111 a répondu à un(e) sujet de fafahcop dans Présentation des nouveaux membres
-
-
-
-
-
-
Vita ny Leg2 pr Olinen... .. raha mba tafiditra Top15 dia faly be !!! Sinon tena bravo be ho an'i Nary9 fa tena nampinana s2000 maro² mints lé n11 gpeN tao annnn !!!!!! ....tena gaga be aho !!! Peno sy lé reguilarité koa zany nahazo tombony ihany annn !!! Sinon chapeau bas pour Steckam ee !! tena enjana be !!! Fablide koa fa domage mety nanao touchette ngamba lery fa lasa taraiky aveo !!! Bref vivement le prochain rallye !!! Efa enjana be daholo lé gasy kléé !!!!hihi.. hiady ny MRC @ty indray mitoraka ity marina !!!!hihih
-
Bon... rallye terminé pour Dodanen.... .. tena niseho azy be loha be lé dodanen vao nanomboka dia ninana vody hazo !!!! .. aveo mazava ho azy fa kivy be dia aleoko niala... ... fotoana fohy tao arian'izay anefa dia niainga ndray I Olinen dia nitandrina ka mba mety misy hantenaina ihany angamba. Hanao ny Leg2 rahalina dia ho hita eo ny tohiny..
-
-