Nanokatra ity Topic iray ity aho ry zalah satria fantatro fa tsy vitsy @tsika manana olana foana rehefa tonga ny session !!za ao anatiny!!!!... ka eto zany no mba hizarana ny traikefa momba ny preparatifs, entrainement sns tokony atao mba hampizotra ny lalao araka ny tokony ho izy a !!
Bon... je commence ary e :
-Ny ahy dia 1smn avant le rallye dia manao spegany 2 par jour ( eo @ 1h-1h30 eo averimberina foana ireo spegany roa ireo), dia le lendemain dai spegany 2 hafa ndray .... @ ireo dia mitazona bloc note dia notena daholo ny difficulté rehetra hita sy passage tsy mety tadidy
-2h avant le rallye manandrana manao session iray hafa ( na public io na officiel ) mba hi-confirmena hoe mande tsr ny Live ary tafiditra tsr ao anaty session... raha sanatria ka tsy mety dia mandefa post ao @ rslm mba hamahana ny blm afin de pouvoir participer @session. Misy mamaly sy manampy foana ao
-45min avant le debut de la session dia mamerina farany ny speciale tena sarotra @ ilay Leg ho atao dia miaraka amin'io mijery an'ilay bloc note nangalana ny note izay misy ny passage delicat @ ilay ES !!!.. jerevana sy tadidina tsr ilay passage piegeuse afin de ne pas refaire là même erreur rehefa tonga dy depart
-20min avt heure de la session miditra dia mijery ny pilote participant sns..
-10min avt mipetraka eo @ seza.. manao ny reglage sy ny pitsopitsony rehetra ohatra hoe mandefa ny ventilateur satria raim dia miakatra ny maro-pana rehefa milalao, misotro rano kely, manidy ny trano @ lakilé sao misy miditra tampoka ka mi-deconcentre !!!!! ( za manoka dia miteny @ manondidina mintsy hoe aza adalaina sy midikiditra ao @ hefitrano misy ahy mandritra ny 1h rehefa manao session za !!!!! -En pleine session @zay dia mi-assure alony ny ES1 raha tsy hoe ES ef ahay tsianjery !!.. ES2 vao manomboka mi-attak rehefa mia-tafiditra ao anatin'ilay rythme.
- RAha sendra nanao erreur dia tsy kivy fa manao tsr foana satria ny sasany koa mety manao erreur dc mety ho tafakatra iany ianao !! FAUT SURTT PAS PERDRE ESPOIR.
- Rehefa tonga eo @ parc d'assistance dia manao recap kely avt le 2e passage. Izany hoe tadidina ilay erreur natao t@ 1e passage dia tsy averina tsony rehefa mande @ 2e passage...
Et ainsi de suite...
Zay ny ahy ny fanaoko.
Ary ny an'ny sasany??? eto ilay hoe Partager la Passion zany ka dia manasa antsika hifanome sopapa eto mba hiarahana misondrotra ee!!!!!