Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Dude1111

    WRC/// Rallye d'Irlande 2009

    Ny tenako alony norvege vao afaka miditra an-tsehatra fa mibsy blm tension be aty aminay zao dia tsy poinsa mintsy ilay milalao fa tsisy onduleur !! .. miandry ny motera (onduleur)avy any @ spons !!!!
  2. hahaha.... mampimé lesy elah ty !!!!hihihihihi.....
  3. Dude1111

    Gogo

    Je te souhaite la bienvenue très honorable Gaulois !!!! ...en ésperant que tu te sentira comme chez toi dans notre humble forum
  4. Be loatra koa anie ilay participant e !!!!!lol
  5. Dude1111

    Asa Tana Control

    Ary prezz nandeha nitsena ny homologue-ny tany ivato dia tsy niteny² ann !!! Sinon tsr be ny revin'laisany zany !! zay koa moa tsy hafaka noho ny adidy eo @ fianakaviana.. vivement la prochaine!
  6. a croire que personne n'a été à l'abris des pepins !!! (à part nos pilotes alony zany e !!! beels et fab !!!!)
  7. za lesy dia gaga mintsy le !!!!! tena kozy e !!!!..teo nande ndray ilay konect fa dia nivoka houazy ndray e !!! ten tsy arako tsony hoe ina ilay blm !!!!.. Sinon ny an'laisany ve tonga si miseho daholo ny classement après an'ilay spécial.. ny ahy manko tsy misy classement zany fa toundé banga be fotsiny !!!!pfff.. Breff... majtou daholo fa tsss.. aleo mande mijery vao².
  8. Peno<<..fa tena 2cv tokoa anefa no entin'lah @zany?? sa WRC fa tsy miteniteny????mdrrr
  9. tsy hoe niady t@ moov aho an !!! sanatria !! fa constatation no ataoko hoe ny conection via carte prepayé moov dia RATSY BE... la preuve 5min vao mahasokatra page rallyesim !!!!pff... c'est de la merde e !!!!...sady mangalatra be !!!!2h hono ny 25000 nefa au bout d e1h30 dia efa ritra nedala !!!!pff....
  10. Izaho ndray nanao ny Leg 1 dia efa nitapy ilay interface fa tsy mety mampiseho ny tps sy ny classement !!!!pffff ... nainga anao ny leg2 za teo dia tsy mety tafiditra tsony ndray !!!.. Breff.... ho hita eo ny tohiny fa kely finoana aho sady sorena be
  11. Dude1111

    Article sur taratra ce 23/01/09

    tena tapa-tsinay za lé !!!! ka tsy ainy hoe ina ilay rbr dia tsy napetrany !!!
  12. Aza adino fotsiny ilay reserve essence kely @ tavohangy eau vive sao lany eny an-dalana ny lasantsy !!!!!hihihiii
  13. iny ndray no tsy hitako léé!!!hihhihi
  14. Dude1111

    Rallye Monte carlo

    Aleo asiako hoe "Sebastien" koa ny anaran-janako sao dia mba ho lasa favo be ko !!!hihhiiihi
  15. Espece de vilain elah !!! raha fotsy no tiako zany dia efa misy copyright angah???hihihii...ary angah moa tsy EVO8 ny an'lah ee???
  16. Ountss !.. SO6 le Japonais ary mbola hitako anao session publique ko !!!!hihihiiihih
  17. Hahintsiko kely bigy!!.. tsy forcé anie ilay izy e !!! chacun peut conduire ce qu'il veut !!fa zany hoe decision pris par toute l'equipe ilay izy fa tsy IMPOSE mintsy!! d'ailleurs anotaniana alony ilay pilote raha d'accord dia zay vao officialisé ilay izy !!ohatra hoe Dadah ohatra tsy tia gpeN nefa no-proposéna dia tsy olana zany!!!! izay plaisir-ny ihany io !!! ohatra hoe beels ohatra tsy tia S2000 nefa aleony milako 2RM dia tsy blm zany rehefa zay no hitany fa genial!!!! fa perso moi je pense hoe matoa niditra ecurie dia c'est pour faire mieux que les autres ecuries satria compète io!!..ka noho izany tsy maintsy misy ny fandaminana atao pr le bien de l'ecurie. Fa araka ny noteneniko hoe TSY IMPOSE io!!.. l'essentiel c'est de se faire plaisir d'accord fa aussi tout en etant bien classé et donc c'est à chacun de voir!! hihi.. ça c'est facile à dire heinn.. tsoutsoutsement be zany !!!hihih...faut être realiste mon ami !!..ny points tsy tonga hoazy zany fa mila alaina io!!ça ne tombe pas du ciel!!..lol..dc pr cela tu dois elaborer des strategies pr y parvenir à moins que tu soit le meilleur des meilleurs de tout les tps !!!hihhi.. Hanampiako an'izay rehetra izay rehefa manao zvt ve tsy aleo mi-viser le plus haut possible??( na dia sarotra aza !!)... zay no mahavoa antsika gasy manko zatra mionona!.. Si on a un but commun (TEAM ZEn ohatra hoe mi-viser 6 premiers pour objectif d'ici la fin de saison ohatra zany sao mimémé eo aa) autant se concerter pour elaborer un plan pr y parvenir fa tsy hoe samy maka ho azy dia tratra ilay tanjona tsr tsy tratra izy on s'en fou (raha izay manko dia tsy hitako ny interet namoronana ilay ecurie na ilay TEAM autant rester comme electron libre)!!..lol... Breff... point de vue perso-ko alony io e !!.. mais c'est à chacun de voir !! Zay fa atory aho fa kay efa soirée be !!!!!
  18. VAo tsy manomboka akory ny Ireland d efa ao sahady ny RB Norway !!!! ..azo² no ilay tarmac io klou ee !! ..mavità be daholo !!
  19. hents oo.. misy kil vao² elah !!! ...mba anaovy skin pr evo7 gpeA anaovako MRC lesy dadatoa a !!!!sur fond blanc dia atao tsotsotra fotsiny !!... afaka ve elah??? ... mci mon ami !!!!
  20. Boff.. ça va ihany ka...elah koa anie tsy hoe hijanina adin'ray eo ee!! 20min eo @ 300ko eo raha miresaka normalement fa tsy ilay manatavy resaka be ireny !!!!mdrrrrr... dia ilay msn taolo be no ampiasaina fa tsy windows live ann !!!.. dia tsy asiana smiley zany !!!!lol...
  21. Mahavita saison iray manontolo@WRC na MRC ary io raha tena mahay mitsitsy elah !!!!hihihi...zany hoe za alony tsy maharitra fa manao Msn kely foana refa mi-konect dc
  22. Dude1111

    Team So6 Zen : Inscription

    bon... pc rétablit !! merci t@ mecano rehetra fa ils ont travaillé toute la nuit pour que je puisse participer à l'IRC!!! .... fa ny blm dia ny volant fotsiny no tsy no-noteko ny reglage rehetra dc faudra du tps pour retrouver les reglage d'avant izay efa nahazatra !!!.. ms bon....radm ny première journée dc mbola misy fotoana hi-paufinéna reglage pr ne pas firnir dernier !!! Bonne sannsaaa dahoo tsika rehetra !!!
  23. Miasa mihintsy anie ity ranamana iray ity n dia hita tsy hita zany aza ndray² !!!!hihihi.... milay leiz ledada!! miandry ny resolution hafa zany dia tonga dia incorperena @ fiaranay rehetra !!!!! fa zany hoe tokony manao special hoa 'ireo Alpha reo elah satria tokony blokéna eo @ 150km/h eo ny vitesse maxi-ny fa tsy mande mihotran'izany reo !!!!!
  24. Dude1111

    Team So6 alpha : Filazana

    FA i Ari ve manofy e!!...hihhi...@ reco elah afaka mitondra azy @MRC fa rehefa tena izy d tsy afaka tsony !!!hihhi...
×
×
  • Créer...