Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Toute façon anie provisoire fotsiny no nanaovan'i fifou an'io banière io teo fa tsy mety tonga ilay tany @ fournisseur antsika !!! ( hents !!!hihihi)..fa rehefa misy hafa dia milay be zany !!!!!!!!! sinon ilay nataon'i Beels io hitako mety tsr amintsika !! sahona ouz ny sasany?? ra za dia lany io !!!
  2. Hay ve e!!!!.. ary heveriko fa polo 2RM anie no entin'lah io e!!!... elah ilay tsy kobo mintsy manko hoe 4RM ilay S2000... mais bon tskoi e... fa tsy tia hilako 2RM elah zany? manjary tsisy namana i Emsics manko!!hihihi.... Soafahana<< TSy poinsa io fa lasa 1 roue motrice ilay izy dia tsy classé !!!.. sa 2RM ilay moto an'lah???( dia aza valiana ato fa exclusivité Zen ato aaaa!!!!)mdrrrr
  3. Dude1111

    Team So6 alpha : Filazana

    Io zany ilay hoe niakatra grade tsy fidiny !!!hihihi
  4. Tss.. tao nefa no tena nainga mba hamenona ny banga klé!! ny ahy ilay mode nuit manko mazava be tahaka ny maraina ihany rehefa reglena ilay rampe de phare !! hihhi
  5. Dude1111

    Team So6 alpha : Filazana

    Ny classement special S2000; classement Spécial gpeN no sura fa misy aloha ee!!dia classement 2RM. Fa ny 2RM no tsy aiko hoe toundé tamba be ve sa mbola miditra koa ilay sous-classe reny !!llol.. otrany tsy miady manko raha hoe Clio R3 sy 106 1,4L ve no atao iray classement !!..hihi..
  6. Bon recap kely zany.. Dodanen, Dadoutek: IRC en Gpe N Fablide, Beelabba: IRC en S2000 Emsics, dadah, tsi²?: IRC en 2RM Hents mbola tsy ni-confirme !!! Zay ny @ IRC zany dia samia mi-modifier ny profil-ny ao @ rallyesim!! averiko eto ihany fa 1fois ihany ny chagement de voiture autorisé@ saison IRC an!! dc je vous encourage à bien vous oqp de votre monture mba tsy ho leo alohan'ny fotoana !!!lol.. Eto koa aho dia manararotra miteny hoe aza mbola misafidy daba alony @ ireo championnat hafa mbola tsy nanomboka fa mbola handamiantsika tactique koa reny manko satria mbola miankina @disponibilité an'ny tsiray² koa ilay izy. Faharoa manaraka izany dia hiaraha-mahalala ny fotoana fa samy tery ny antsika zao nefa ity Championnat RBR ity dia mila mi-participer au plus de manche possible pr espérer jouer la gagne donc eto aho dia manentana antsika ihany hoe dans la mesure du possible dia manaova foana (na dia tarmac aza io !!hihiih) na dia tsy nanao reco aza fa mahazo points foana na dia ny participation fotsiny aza. Ny session moa dia misy foana isaky ny 1h30 dc on a largement le choix du point de vue Timing. Bref... @TEAM SO6 Zen zany dia iza no sura fa anao Monte carlo??
  7. be ilay verglas !!!!!!!! .. tsy tiako e!!.... juste pour l'amour du TEAM no anaovako an'io Monte carlo io raha vita à tps ny pc-ko !!!! .... en gros tena ataoko fotsiny izay hatongavana hazahoana points participation pr le TEAM dia zay !!!.. rienà espere d'autres..
  8. Mamaky hoa fa za nga niteny hoe manoratra e !!.. .. mafy loha mintsy reto Alpha reto !!! Sinon mbola miandry ny reaction an'laisany ry Team Zen a !!...
  9. Faly miarahaba antsika rehetra indray @izao takariva izao !!... hoan’ny TEAM SO6 ZEN manokana no hanoratako eto ka aoka tsy hitsabaka ny Alpha !!!!mdrrrrrrrrrrrr…..Namorona ity rubrique ity aho mba anaovantsika ny fandaminana rehetra momba ny TEAM SO6 Zen. @ maha iray antsika ihany anefa ( Alpha et Zen) dia avela mamaky ny eto ihany laisany !!hihi Ka zao ry zalah.. vao avy namaky ny reglement momba ny ecurie sy ny resaka classement ecurie za omaly alina dia zao no conclusion azoko nosotomina tao: Il est plus interessant de courir avec une voiture ou tu peux marquer des points toa izay hitondra daba mande be nefa tsy ho tafiditra ao anaty points akory ( cad 8 premiers)d manjary tsy mahazo points akory ny TEAm antsika. De plus faut savoir que plus mande be ilay fiara entinao plus matanjaka ny concurent mi-contre aminao. Je pense qu’il est donc preferable d’assurer le cout et de conduire des 2RM et des Gpe N en IRC sy @ championnat hafa @ zay hafaka mi-titiller podium mintsy aza @ classe misy anao!!@ WRC moa iny afak mitondra izay tiany satria betsaka kokoa ny chance hazahoana points vue que 20 premiers pilotes privé dia mahazo points daholo. Eto za zany dia tia hi-propose antsika hoe andao hizarazara pour pouvoir gagner le plus de points possible en IRC ohatra: -Iza no hitondra 2RM ? je propose Emsics sy Tsitsigalli vue que laisany efa zatra² 2RM -Iza no hilako Gpe N ? Dodanen afaka manao an’io dia ampian’I Dadou sy henint’Solberg ohatra ( toundé alaintsika ny 3 première place !!!mdrrrrrr) -iza no hilako S2000 ? Fablide etant le plus regulier de nous tous jusqu’à mnt (du point de vue performance je veux dire) no hitako tsr mi-defendre antsika ao @ S2000 dia ampian’i Beelabba izay efa romotra be koa zao rehefa vonona lery !!!!!! dadah??? aiza no mety @lah? Ms Bon... Proposition ny ahy io fa ahona ny sosokevitr’laisany??(Zen no anotaniako aaa.. sô misy alpha hitonatonana eo !!!!!hahaaha…) A noter que ny @ Championnat hafa dia dia mbola tantara hafa koa !!! (France gravel, MRC, Championnat portuguais sns…) tsr ho fantatra manko fa il faut participer au max de manche que possible satria misy points de participation koa !!..dc tsara tsika raha mbola tsy manao ny choix final @ daba entina ao @ rallyesim @ ireo championnat ireo fa mbola hifandaminana manko..saaa.. ???(limité manko ny chgt de voiture en une saison ka sao hanahirana !!!!lol) Breff….miandry ny sosokevitr’laisany zany e !! Mba exclusivité TEAM SO6 ZEN ato zany ry zalah ka aoka tsy ho korotanina !!!! merci @ fiaraha-miasa !!( atsy @ilay Inscription TEAM SO6 Zen tsika afaka miresaka miaraka foana !!)
  10. +1..fa zany hoe ilay reglage anie zao dia reglage fôsika no homen'ry lerony ao e !!!! ....aza dia miantehatra @iny loatra!!
  11. aaa tsy session groupé fa session de reparation aloha ka !!!! ..mbola mila amboarina mitnsy ilay daba aloha !!!! ( lada io an !! @ IRC !!mdrrr)
  12. Dude1111

    Cam Hack

    mitantara valamaty @lah lesy hentsa fa aza henoina !!!! .... ofet ny vue pare choc lesy no mora hitondrana indrinda!! seulement ny inconvenient an'io dia tsy mety @ olona mora fanina fa tsy tafa mintsy !!!!!... sinon au pire des cas atao vue capot izy mora² ko !! af ny vuen exterieur dia tsy poinsa mintsy !!! prezzz ihany no mahavoa an'iny !!!!
  13. Dude1111

    Préparation saison 2009

    Tanteraka ihany ny nofifnofin'lah ry Tokypeno !!! vita ny PC ko !!! .... fa tsy ho ela dia retablit io ka !! aza mioraka eo klou !!!
  14. Hay kosa a !!!milay zany !.. bon rste plus qu'a fixer le RDV any @ Big bang zany dia raikitra io !!
  15. Dude1111

    Team So6 Zen : Inscription

    Marina mintsy zany!!! za manokana alony tsy tafa mintsy raha vao 2RM ee !!! tsi² galli ahona??zany hoe afaka mitondra gpe N za @ IRC tsy koi... Dadoutek??? Bablide?? iza no manavanana an'laisany??dadah koa???le but moa etant de gagner le max de points raha repartie isaky ny classe tsika !!!
  16. Sinon za ve no doma sa ahona ry zalah fa otrany tsy hitako ilay manao inscription @ manche IRC!!! ( au cas ou vita a tps ihany ny daba ( ilay pc lol)...hitako ao hioe misy 3 journée ilay izy fa tsy hitako hoe aiza no manao inscription !!.sa tsy mila tsony fa tonga dia manao otrany @ session public reny ihany??
  17. Dude1111

    Team So6 Zen : Inscription

    hahaahah.. tapa-tsinay za ato lé !!!!
  18. Monte carlo cuit pour moi... pc H.S !!mila mandalo any @ atelier bigbang dc tsy fantatra raha ho retablit @ty smn ty !!!!.. sinon tsofiko rano ny membre ny TEAM amiko izay anao monte carl !!!! aleefaaa ry zalahh !!!! .. sady reo Alpha reo efa be
  19. Dude1111

    Team So6 Zen : Inscription

    Bon... efa ao ry zalah ny TEAm Zen antsika araka izany notenen'I Prze Soafahana teo a !!!.. zany hoe ilay banière zany mbola par defaut no ao !!!!!! mboal tsy azoko ilya tany @ hents dia ny ahy no nalain'i fiofou en attendant !!... sinon tokony hieritreritra texte kely isika mi-reume ny etat d'esprit an'ily equipe antsika io dia alefa any @ fifou ko !!! alefao ny soso-kevitra aza e !!
  20. Iza ary zany??? ..tsy izaho alonay e !!!.. mety ra Soaf ngamba
  21. tsy miala mintsy anie enao zany Tomasy e !!!!! ..mba tsinjovy ihany ilay toka-trano na d zany aza !!! otrany eo foan elah manko !!!! mdrrrrrrrrrrrrrrrrrr
  22. ie.. nafangaroko kely ilay izy eo fa aza omena tsiny e !!!
  23. tsy misy fisaorana leroa a Oui tsy maintsy mode evasion @zay mora ny prix par ko.. raha credit telma manko ano ampiasaina dia raims dia ritra. Ny ahy zao ilay net evasion ao mbola zara fa nihetsika nefa za manao public session foana. Mazava hoazy.. Na 1h avant session ary elah d efa eo tsy koi fa rehefa mbola tsy misy transfert de donnée izy d tsy ihetsika mintsy ny credit. dia rehefa manomboka ny session dia tsy tapahany izy fa avela konecté eo foana dia mandefa tps hoazy ... Ary rehefa vita mitnsy ny Rallye zay vo deconecténa ny fone.. Manantena antsika izay nanana blm de conection mba havitrika @zay zany @ty saison ty !!
  24. Dude1111

    mode nuit

    Mmm...mamofopofona reinstalation izy zany an !!! ... ny ahy ndray ny mode hafa no tsy nande mintsy nisy fotoana !! mode normal ihany no nande dia rehefa no reinstaleko dia nande tsr daholo !!! voamaika nande mafy be ary !!!!
  25. Bon... rehefa nanao test maro² moa za dia hita fa concluant ilay izy ka zaraiko @laisany eto... Au fait ny moov moa dia tsy tonga any aminay mitnsy fa ambanivohitra be hono dc tsy maintsy nitady moyen anaovana session online ka rehefa nikaroka dia zao no natao : nividy puce telma dia nanao an'ilay offre internet "Net Evasion" ilay 75000 fmg. Dia brachéko @ ordi ilay fone aveo dia ampiasaiko en tant qu modem. Dia ny conection via telma no hidirana ao anaty session dia afaka manao session soamatsara otrany rehetra. Je tiens à faire remarquer que tena tsy mandany mintsy ilay izy ary rentable be satria juste 130 KO ny lany pour 8 ES !!!!!!!!!!!!! .. pourtant avec NET Evasion on adroit à 25 MO dc c une bonne affaire.. Breff.... io zany ra-mikkah milay a !! sady tsy misy contraite de temps fa mande par KO ilay izy fa tsy par sec... Ps: Eviter de surfer sur le web rehefa manao conection via telma @ordi fa tonga dia ritra ilay 25 MO an !!!!.. just andefasana tps @live fotsiny !!!
×
×
  • Créer...