Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Dude1111

    Pb notes

    Raha tsy diso izaho dia afaka modifiena ao@option ny distance d'annonce an'ilay note. Jereo anie!
  2. Fiovana tampoka.... tsy afaka ny ho tonga Dodanen fa misy raharaha mifanindry tampoka ka tsy azo hialana !!!!!! ... mirary soa na dia izany aza e!
  3. Dude1111

    MRC RALLYE DZAMA

    Raha mijery ny oritentation an'ny pneus an'lah za dia mahita fa teo ialahy ilay ninana vody hazo be zany !!!???
  4. Izao dia izao izaho dia miainga !!!! tonga ao Mercredi 19h03
  5. Otrany misy diso kely ilay classement 2RM ann !!! jereo aniee !! (ilay fiara no tiako tenenina)
  6. Dude1111

    WRC/// ACROPOLIS

    Dia mbola tokony ho gaga ve za Hiss???? ... efa mahazatra kosa angamba zany ee !!!!!
  7. Tonga dia mamono izy io raha misy manadala azy an!! Il a les yeux révolvers, Il a le regard qui tue Il a tiré le premier M'a touché c'est foutuuu !!!!!!!
  8. Dude1111

    Creation SS Gasy sur RBR

    Za tonga dia kôpy hoe "nafotaka indray ny tongotr'omby" t@ W.E teo angamba !!!! Sinon tena soa fa manana dada mafatra-po isika mampatsiahy!!
  9. Tena lafatra e !!!! fa ho anay ilay tsy afaka tonga zao otrany mbola misy tête tsy fantatra an!! ... voamaika bôgôsy be sy endry tsara ary milay laisany raha asiana legende kely en guise de présentation !!!
  10. Dude1111

    MRC RALLYE DZAMA

    @io ksoa na migebona isaky ny speciala ary ialahy metytsy misy bedy ann !!!!
  11. Taapa-tsinay lesy za amin'ny adalan'laisny lé!!! ary vata zany rehefa rallyedusoirmanaooo be an!!farehefa session iharahana dia..... tsy diamandeha firy!!! ( mba tsy hitenenako hoe tsyao mintsy!!!!!!!! :lol!:mdrrrrrrrr )
  12. Ialahy tsara manao chroniqueur miara amin'i EMSICS ao amin'ny GAZETIN'NY GASY !!!!!
  13. ..tapa-tsinay za ato lé !!!!! Teo zany Big ilay diso direction nefa tsy kop mihintsy !!!!!!
  14. Dude1111

    gps etrex

    Dodanen ok
  15. Dude1111

    WRC/// SARDAIGNE

    Tiako lesy zany message patriotique be izany.. mampihetsi-po mihintsy !! latsaka ambanin'ny ranomasoko !!!...
  16. Dude1111

    IRINA

    Malama vava daholo koa reto zany klé !!!!! ... ao lesy raha Irina fa za tena @fo madio no anaovako TONGASOA an'ialahy a !!! ... fa na dia izany aza marina ihany ny tenin'Big zany hoe manomboka miakatra @classement zay vao manomboka mizesta eto !!!!!hahahaahha... tsy arakio anefa ilay taloha ilay niady farany ireny !!!!!mdrrrrrrrrrr
  17. Dude1111

    WRC/// SARDAIGNE

    Comme d'habitude quoi.... la routine ee !!!!!!hihihi
  18. Dude1111

    WRC/// SARDAIGNE

    Milayy izy zany léé.... ... tena mangididy mihintsy ato... tsy andriko izay havitan'ny matosiko...Bonne chance daholo ry zalah !!!
  19. Tena na @1h maraina kay ry kosmis mbola tsy miala mihintys lé !!! ....tsy misy miala eo rastaa !!!
  20. Mdrrrrrr....tsy manaiky mihintsy !!!!hihihi
  21. tongasoa GGB... mazotoa mandray anjara e !!
  22. J'ai decouvert Richard Burns Rally dès sa sortie en 2004 via un essais sur une emission de jeux videos fa tsy tamàna satria saaarotra be !! ny tena koa moa mbola zatran'ilay serie Colin be dia be dia tsy niraiky t@ilay RBR mihintsy sady ilay apprehension an'ilay jeu @clavier koa tsy nahatamàna, moa ilay graphisme d'origine somary mampihomehy ihany. Avy eo roa taona taty aoriana cad en 2006 nahita Forum t@Internet momban'ny RBR sur PC io, dia en même temps nahita patch afaka téléchargena avec toutes les nouvelles caisses sy ny lalana rehetra : Le Site en Question était RALLYESIM. Tonga dia niditra membre ary mbola tsy nisy gasy mihintsy tao t@zay. Vao azo ilay patch dia no-instaler-na fa tonga dia niova tanteraka mihintsy ny fomba fijeriko an'ilay RBR !!! Le Lendemain même tonga dia nivoaka nividy G25. Quleques tps après un certain BIGBANG rejoint leForum RAllyesim . En tout 2 drapeau Malagasy. Niaraka t@zay anefa efa nisy gasy hafa koa tany Italie t@zany nanao championnat niaraka taminay sy Bigbang tao... un certain BEELABBA qui courrait avec une Skoda et qui s'est fait remarquer par ses tps Scratchs lors du Rallye de l'Acropole en 2006 (tadidiko tsr mihintsy iny), fa zay sy big tsy kopy mihintsy hoe gasy lery satria saina Italiana no nampiasainy !.. nahita ny Skin an'lery nefa aho dia nahita hoe "Air Madagascar" Spons an'lery teo @ skin !! tonga dia nandefasako MP teny gasy be dia iny fa namaly !!en tous donc il y avait 3 Malgaches qui courrait en Championnat du monde: Beelabba, Bigbang, Randrianadou (actuellment Dodanen). Rehefa izay, dia nalefa ( mba tsy hitenenana hoe no bombardena) post momban'ny resaka championnat online sur Rallyesim teto izahay sy Bigbang , dia un certain RAMATOA(Henintsoa) a rejoint le championnat. Aveo nanaraka tsikely² daholo.... la suite de l'histoire izao isika manana ny propre championnat antsika ao@Rallyesim zao !!.. on a fait du chemin quand même ann!!
×
×
  • Créer...