Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Decouvert Richard Burns Rally dès sa sortie en 2004 t@ clavier fa tsy tamàna dia napetraka. En 2006 nivoaka ny G25 dia tsara laza be dia mba nividy fa tonga dia fifaliana tsy misy otran'zany !!!.. et jusau'a ce jour G25 (le même). Fa ny mampalaelo dia efa mia-antitra nedala ato... efa haka retraite ngamba atsy² !!!
  2. Dude1111

    riry

    Riry el magnificooo is in the place !!!!.. togasoa leroa
  3. Dude1111

    Insciption Rallye DZAMA

    Mr Dodanen N°974 Subaru Impreza N10
  4. Dude1111

    MRC RALLYE DZAMA

    Mdrrrrrrrrrrrrrrr ...mamely akaiky mihintsy anie iahany zany hissmann ee !!.. hihi... isika mtsam anie zavatra iray kitapo ihany e !!!!
  5. Dude1111

    hajax

    Tongasoa ianao Hajax !!!!!!!.... efa ela aho no nanotany tena hoe iza ary io Hajax io fa tena mandeha be !!!! .. Milay e!!!.... mazotoa mandray anjara e !!na eto @forum io na @ rsrbr !!
  6. Io zany lé Capot tao am Sidex [/quote] hahaha...tokony mba hampidirin'lah cabine de peinture @zay anie io fiara io Big fa efa vita ny rallye e !!!.. silaka be kosa raha mbola hita hoe mbola tsy voaloko foana ilay capot tao @ sidex rehefa manomboka ny rallye dzama !!!!lhihhihi
  7. a tous !!!.. mention spéciale pour Mc crash ann!! .... retour en force tokoa anie izy zanye !!!milay e !!!... felicitation a tous ! na ho anay izay tsy tody atr@farany aza !! ça nous apprendra à mieux preparer un rallye !!!! ...vivement la prochaine manche e !!!
  8. Waouhhhh !!! Mahay lesy lisany lé !!!.... ... ny an'soaf moa zany dia nentina teny @ tarmac mihintsy mba hanaovana screen fotsiny aza !!!! .. milay e !!
  9. Dude1111

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    Requette de Asomima nafindrako ato fa diso toerana teo : Slt Inscription MRC pseudo : asomima N° 3144 voiture : Mitsu Evo9 A8 parrain : Damix
  10. Merci beaucoup dadah !!! ...Andraso jerevana ndray zany dia ho hita eo...
  11. Apparement c'est un problème de refroidissement no nahavoa ny ahy hono daprès Jim.. Aleo atao autopsie mihintsy ilay daba fa tsy lasa tsony !!
  12. Ary sao dia mba problème avy any ampotiny kosa ary !!... tsy aiko alony fa ny ahy zany rehefa manao session zany dia 4ss ihany dia mi-plante nedala !! nefa rehefa reco na manao bdb ary tsy mi-plante mintsy !!!... tsy azoko
  13. Rallye terminé après la 4e Spéciale !!... domage... même problème que la dernière fois: écran bleu et plantage toujours après 4 spéciales malgré quelques chronos honorables avec la vielle N10...Ms bon..reste à trouver le tps pour réparer le PC avt la prochaine manche pr se rattraper..
  14. Dude1111

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    Efa matahotra sahady ve jojox zany e !!!aza mivoraka aloha fa vao manomboka ny baolina ee !!!mdrrrrrr
  15. Ary tena otrany za zany sisa no taraiky amin'ity fanaovana skin ity an !!... ...tss... normal za ra ho resin'laisany zany @MRC fa za tsy mahay manao skin ko !!!!
  16. Dude1111

    INSCRIPTION RALLYE JOVENNA RBR

    mes amis(ies) pilotes, veuillez m'inscrire sur la liste des concurrents MRC RBR 2009 sous le pseudo de Dodanen N° 974 au volant de la Mitsu evo7 Gr A8 Subaru N10 . Aleo miova N10 fa tsy hitako mihintsy ny reglage @ilay GPeA !!! sady combat koa ny ao @ gpe N ao ann !!! il y a un coup à jouer !!
  17. Dude1111

    Proposition de sortie

    Dude partant foana rehefa hiaraka am'laisany e !!!
  18. Par silence annn !!!! ... malaza hoazy Jean Aimé !!!!
  19. Dude1111

    Sceance de mise au point

    Tsy maintsy ho tonga mazavament !!!!! 18h58 dia efa ao !!!!
  20. D'accord koa za amin'zay proposition an'i Prez zay!!!( tsy didy jadona ka... efa miaina amin'ny demokrasia isika zao !!!! hihi) hoe izay misoratra anarana eto amin'ny forum Mrallye ihany no tafiditra amin'ny classement miady ilay amboara goavana !!!!... izany hoe manokatra rubique vaovaomihintsy zany isika anaovana inscription. Raha izay no atao dia hinoako fa ny moderateur angamba afaka mi-verifier ny identité an'izay misoratra anarana eto via leur adresse I.P mba hialana amin'izay mbola alaim-panahy anao pseudo marobe !!!sa tsy possible?? Za indray mahita hoe ny reco dia mba samy manao ny azy milamina any antrano, na raha tia hifampitsapa dia les sessions publiques sont fait pour ça. Fa rehefa tena ilay manche MRC zany dia tokony mba samy mihezaka manao rallye tokana ihany e !!!!.. Ms bon... point de vue-ko perso alony zay e !!!
  21. Izaho mitovy hevitra amin'I Mc Crash amin'ilay Pseudo !! tokony pseudo iray ihany no atao par concurant fa manjary mikorotana be ilay classement !!!!sady vue que mba tena misy amboara goavana hoan'izay mandresy dia tokony mba combat loyal no atao, sady de toute façon anie ny meteo efa bien detailler ao amin'ny RB ( ny fog efa precisé en detail na manify na matevina sns) donc tsy dia ilaina ny ouvreur zany e!hafa ny @ wrc sy irc...nefa io moa tsy ho voa-controler daholo ny rehetra fa miankina amin'ny fahendrena sy ny heritreritry ny tsiray² ihany...izaho manokana alony dia I Dodanen, le seul et l'unique ihany no manao ee !!!hihihi.... Za koa mahita fa tokony ho zaraina leg roa ihany ilay izy fa otrany gaigy be ilay 12ss de suite !!!!!!sahona hoy laisany?sady amin'zay mba misy combat kokoa e!!
  22. Faly miarahaba antsika rehetra !!!... ô ry zalah za zany mba tia hiantso antsika rehetra amin'ny fanaovana fiaonana le plsu tôt possible ee !! Fiaonana hifantohana manokana amin'ny resaka -ES GAsy TEAM SO6 no manaraka izay. ny tiako tenenina dia izao: tokony manomboka mi-se mobiliser isika mba tena handinihana marina ny hetsika tokony ataon'tsika amin'ity taona ity (Soutient à Max en priorité, resaka RTA sy ny amro hafa sns....) otrany lasa resaka mandeha eny amin'ny rivotra fotsiny manko no hiafaran'ilay izy .Noho izany raha ny fieritreretako azy dia TOUS CEUX QUI PENSENT FAIRE PARTI DU TOKONY HANDRAY ANJARA AMIN'NY REGROUPEMENT ATAONTSIKA MANARAKA EO ( à part ceux de l'etranger je veux dire izay tsy hafa-manoatra noho ny elanelana) mba hafahana manao ny recensement exact antsika volaohany indrindra. Ny zavatra tsikaritra manko dia rehefa misy zavatra mety hahazoana fafiny ( SO6 control ohatra) dia tonga marobe daholo isika !!!!!!!!!!! fa rehefa resaka fivoriana mba hampandrosoana ny dia ny même tête foana no tazana eo !!!!!! hany ka lasa samy leo daholo koa amin'ny farany !!!! Ka izaho zany dia manao antso avo ho antsika izay matsiaro tena ho mba hanatrika ny regroupement izay atao manaraka eo e !!! ny fotoana sy ny toerana moa hiarahana manapaka eo ihany fa eto izaho dia efa manentana sahady e !!! ny activité atao amin'izany dia mboal hiarahana manapaka ihany koa. Breff.... ho fampandrosoana ny daholo anie izany rehetra izany !!
  23. Ary elah zany anie tena tsy miala tsony e !!!! mihomàna laisany fa miketrika podium Irina io @ MRC ann !!
  24. Dude1111

    nata9

    Tongasoa Natanen .... manantena ny fandraisan'ialahy anjara be dia be eto amin'ny forum e !!! ps: Ilay language SMS lesy raha azo atao dia mba ahintsy kely raha tsy dia masosotra !!!
×
×
  • Créer...