Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Misy voakendry indray any alavitra any zany !!! mora² ihany ianao prez sô tsy ho tonga aty eo anie izy e !!!
  2. Ny ahy raha miverina aho dia anao Challenge vaovao, le premier à Madagascar: Vue intérieure, dia atao volant à droite. Dia avadika aty @gauche mihitsy ny levier de vitesse !
  3. Dude1111

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    am manche manaraka tsy manaiky zà fa manao elà an!!on partagera mon poste!asina kotrana kely comme au bon vieux de chez toi à ambolokandrina, fa là ce sera le contraire: zà no mampikotrana an là! 1 poulet ki va Coatcher 1 poulet = Efa may vava anie ianao zany riry e !!! Efa niala t@ manette manko dia efa mba mahavita temps ann !!hihihii !! ....
  4. Dude1111

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    am manche manaraka tsy manaiky zà fa manao elà an!!on partagera mon poste!asina kotrana kely comme au bon vieux de chez toi à ambolokandrina, fa là ce sera le contraire: zà no mampikotrana an là! Sura @izany ve ialahy???? hihiihi.... ho hita eo e !! Izaho mazoto fa miankina @ fandaharam-potoana
  5. Dude1111

    RBR Contest Team So6 7 mai 2011

    Arabaina daholo zany ialahy isany e !!! Domage tsy afaka mihitsy ny tena noho ny adidy samihafa, fa na dia izany aza tena nangidihidy mihitsy!! Milay ry zalah !!
  6. Dude1111

    skin 2011

    + 10000000 !!!! hihihi... mihomàna laisany ry zalah fa handeha be io subaru io fa hatosiky ny Fanahy Masina !!! hihihhhi
  7. Ny vaha olana sisa ho an'ialahy ry M.N.R. zany sisa dia ny mamorona pseudo hafa be dia be ao @ forum rallyesim dia manoratra daholo ireo pseudo reo hoe "mi-bug" ilay daba !!! .... @ zay ry zalahy mety hanamboatra @zay !!!hihihi
  8. Efa malamalama mihitsy ny vavan'i Hents zany ann !!!mdrrrrr...
  9. Tiantsika be mihitsy io roadbook io His a!!!...mila miala @fomba ratsy nahazatra taloha fotsiny tsika dia ao tsara
  10. Tongasoa ianao Mr Vonjy! ela ny ela ka tonga ihany !!
  11. Site an'ny zanak'i Bigbang io !!!!
  12. faly aho... tena faly mahita anao eto Mr " Ny Andriana...." ....Tongasoa Ledada !
  13. 5 taona tokoa izay, 5 Taona izay tsy nitsaharana nivoatra hatrany, 5 Taona nizarana izay rehetra mikasika ity rallye ity, 5 Taona feno fandavan-tena tokoa, ka dia tena indraim-bava ihany ny ahy : "Mankasitraka ry zalahy a! ho ela velona anie Rallygasy, ary handroso hatrany"
  14. Dude1111

    Balou16

    Ela² izy izany baloo an !! Zay vao tapakevitra ny hiditra tato?...Tongasoa ary e!
  15. Dude1111

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Raha ny performance an'ialahy isany no jerena dia mety efa maro no leo ao zao hoe reto gasy reto foana koa no voalohany ao @ izay rehetra atao ato! ... Aza dia manao mandresy be loatra intsony fa manjary tsy misy adva eo intsony laisany fa miapa daholo ry lerony fa leo !!!
  16. Otrany tsy ho fantatra mihitsy zany io raha tsy ireo izay tany ihany no mahalala azy e !!! ... otrany hanaovan'ry zalah fikan'ny samy variana fotsiny izay manontany ko !!!!
  17. ...Hay raharahan'ny mitovy taranja zany no tany ko !!!!!
  18. Dude1111

    Nation's CUP 2010 sur Rallyesim

    Ho tonga amin'ny avo indrindra anie ialahy isany, ka tsy hitsanga-menatra ny firenena manana olo-manga maro tahaka izao !!
  19. Dude1111

    Test Serveur

    SAdy hiverina masiaka ialahy io an!! .. hitako avy aty vatanen le terrible is back !!
  20. ..... reveko be !!... fa tsy koi anie izany ra bigbang e !! tsy misy tokony hanafenan'ialahy an'izany !!!! Sinon mirary soa ho an'laisany @ logo fa izahay madinika moa tsy dia mahay manao sary akory e!
  21. Dude1111

    Rallye Asacm #2#

    Hitako ery ialahy ilay milelalela be ao anaty fiara !!! hihihi
  22. Dude1111

    Rallye Asacm #2#

    Ho tsara² kokoa anie ny @manaraka !!!
  23. Dude1111

    Rallye Asacm #2#

    ary aiza le hoe ''AKORY ABY SHA'' Tsara kosa ny fipetrak'ilay anarana eo @ Aile an !!! .. toundé tsy misy mahazo tsony izy mitsam reto !!! ( sady tsy misay sahy manakana !)
  24. Miandry ny vokany izahay ry kama !!!!! ... mba zarao e !!! ...
×
×
  • Créer...