Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dude1111

Membres
  • Compteur de contenus

    856
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dude1111

  1. Dude1111

    Help.....G25

    ary ialahy zany efa tena mikotrana be mintsy an !!! aiza ve koa @ 2h maraina na @1h maraina foana vao matory !!!... ....Milay zany rehefa vonona ny "monture" an'i ialahy e !!
  2. EFa afaka manao zany ialahy zao an !! toa efa vita ilay monture nanondrana teo !!! Asio ry zalah !!!za maka an'laisany an'heritreritra e !!!! ... ary efa sahy miseho vahoaka @zay zany ialahy io???hihihi
  3. Dude1111

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Ary tonga dia fantatr'elah an !! ... ary ahona za tratra dia big tsy tratra?? sa bigbang no nitifitra an'io??? Entre pà: tsy mitady an'ilay sub za amin'io fa manao salut militaire fa handalo ny enjana !!!!
  4. Dude1111

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Tsy taitra intsony aho !!!...
  5. Amen be !! hoy Rajao ao amin'ny Malok'ila zay!!!!
  6. Dude1111

    Tsara Feeling

    otrany uniforme miaramila ary ilay combi iray ko !!! ... efa prêt au combat mihintsy ry lerony !!!
  7. Dude1111

    HAMACHI ou le LAN sur Internet

    Ie.... otrany hafa² ihany ny hilalao eo @ io carte io ko !!! ...tsy azoko !! ... sa mametraka légende no atao?? ... Aaa serieux tsara hita sy lalaovina ilay izy fa raha @zao otrany tsy hafantarana ninoninona ko
  8. Dude1111

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Espérons juste que toute ces voitures prendront le depart le jour J !! azontsika ihany manko ilay gasy fa matetika dia simba alohan'ny fotoana ilay zafera!! ( cf run tany arivonimamo farany teo !) dia lasa ny eo ihany no eo sisa !!!
  9. Dude1111

    HAMACHI ou le LAN sur Internet

    Tena mba nijery aho fa otrany tsy misy ninoninona azoko !!! ... milalao eo @ io otrany planisphère io zany?? d ahona??? ... raha tsy hita maso mihintsy angamba tsy afaka ny hahazo tsirony ko !!
  10. Ka ny olana @ilay an'ialahy anie dia ilay seza e !! marina fa palisandre fa io no tsy mampety azy !! mavesatra loatra dia tsy miainga mihintsy ilay fiara !! ataovy Bois de rose indray fa iny sady "de luxe" no tsy tratra mihintsy izay mampiasa azy !!!!
  11. Dude1111

    V-MRC Rallye Chill out

    .... hiiii !!! hatadidiavako kofboay iray t@ session niarahantsika voalohany tao @Soafikov zany !! ny an'lery moa dia teo @ Noiker no remoka en pleine SS !!!!!!!! ( Iza ary io izay mahantadidy??) .. fomban-javatra izany e !!
  12. Ka rehefa manana anie dia mahay ho azy e !!! Entre-pà: Ary lozan'ty mi-surf fotsiny kay ao !! alazako elah androany !!aiza moa no handroso ny oronasa kay zao no ataon'ny mpiasa ao aminy !!!
  13. Tongasoa ry Kama !!!! .. mitombo iray indray ny an'laisany ato zany e !!sady io karanzany iray io azon'laisany hanina na rôti, na sauce, na rony, eny fa na manta aza mbola finana ihany !!! Rehefa tsy mety lesy ilay RSRBR M.n.r dia avelao a !! aza atao mampiasa saina sy mitondra fahasorenana !!! ... zay fa tsss....Aza dai mi-rile loatra na dia izany aza !!!!
  14. hihihhi....mampime lesy laisany reto lé!!
  15. Dude1111

    Jordan Rally

    Efa kôpy ialahy @zavatra ho teneniko Mr His a !!!!! izaho lesy dia mimémé irery foana rehefa mamaky ny post an'ialahy tsy aiko hoe manina!!! Isika hoa iray kitapo ihany fa aoka izay io !!!
  16. Dude1111

    bibill

    wouww!! ela² marina izy zany bibill an !! nareo no anisan'ny membre voalohany tato anefa !!!
  17. Dude1111

    Session miaraka Team so6

    ho avy na dia efa tsy mahay rbr intsony aza !!! malaelo an'laisany dia tonga hifankahita fotsiny e !!!
  18. Dude1111

    trophée bebesa

    Fiara traction sy 4Rm ary manahirana ko maika fa Propuls !!!!! ... mazotoa laisany !!!... ao fa entiko am-bavaka mba ho tonga soamatsara !!!!
  19. dia mbola ho gaga ve izaho? Dia arabaina zany ngiah ko !!!! ... mino aho fa hitohy izao voka-tsoa izao an !!!... allez....Longue vie à Hiiiiiiisssssssss !!!!!!!!!!!!!!!!
  20. raha vao ataon i Dude marary dia teneno za fa asaiko mipetraka eo amin'ny frein a main an i AFO ndray io ! am zay fay! tsara
  21. Dude1111

    titinho

    Tena kwa be ka !!! mananihany aho e !! faly mandray anao Titi a !!!
  22. Aiza isika ry His @zany?? ny an'ialahy zao tonga dia fantatro hoe tsy tonga indray iny teo zay !!!!??? ... aleo fa asiantsika mtsam daholo reo @ manaraka e !!! à commencer à Toum'As radstrôm !!
  23. Dude1111

    calendrier 2010

    Dia gaga @zany ve ialahy amin'izao vanim-potoana hiainantsika izao?? .. aleo za hanginafa sô dia eto !!!
  24. efa enjana mihintsy anie ianareo zany e !! ... milay zany !! otrany hiverina anao rallye iray aho mba hijerevana ny niveau an'ny tena !! tsy koi na gidany aza !! ataoko pseudo tsy kobo fotsiny @zay tsy ouèn !!
  25. Dude1111

    Sondage Mexique

    TSy azoko mihintsy koa ialahy ty !!!! ... bandy kômika tsss...
×
×
  • Créer...