-
Compteur de contenus
2 162 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par henintsoa
-
-
-
tena misy tsy mety ny classement ako ry zala fa misy ss vita soa aman-tsara zao sady affiché ny temps fa lazainy fa retired foana klé! dé o lieu de au lieu de 3 ss abandonné dé lasa 7 ss no considéré comme abandon any ka lasa +20mn amin'leader de la session Inona ny fika ry beels amin'io mandefa ny temps sy ny replay vé sa zay mintsy??? tena marina lesy ra Mccrash lé mitandrina tsy mety am'lé izy fa miova daholo tokoa ny repère an'la dé lasa manao faute eo zavatra tisy dikany mintsy
-
angamba misy ss 3 teo tsy vitako fa ni-abandonne tanteraka! ny ambony kosa mba nety ça va ihany mineshaft voalohany ---> abandon bête be!! en fait mitandrina be za teo hoe aleo mi-assure eto aloha dia lasa ni-freine teo am-zavatra tsisy dikany dé "dans le décor" raha vao mitandrina loatra dé lasa manao zavatra ratsy foana Rehefa simba ny boite ny ahy ohatra hoe bloqué 4ème dé tohizako katram'farany foana dia mivoaka ny temps-ako ary classé kanefa dia tenina hoe "retired" ary misy hoe "penalty 2mn" normal vé zany??? raha vao simba zany ny fiara nefa tody dia naman'mi-abandonne vé zany
-
-
-
inona daholo zany vaovao ratsy zany ry zalah??? Tena mampalaelo ela ry doda lé ataovy milay ny connection am'zay fa efa manomboka sérieux am'zay anié ty resaka ty é za koa ra big dé matahotrra ny tsy ho tafiditra fa otran' be bug bé izy zany ho ihta eo rariva!!! sinon doda nanao ahoazna ny temps ny hafa tao?
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
zandray lesy dia efa hainy laisany fa mitsubushi an'i laza ndray ny ahy. sinon lé subaru N12 an'i sissi iny fa vao jerena ny skin an'nedala omaly alina vao tena nanao reco fa lé temps nomen'i Beels teo zany mba tratra ihany fa efa tsemboka fa mbola ampiany an'lé hoe "analana 10 sec " maty a mamahhhh
-
-
-
-
-
milay bé ééé!!! anao proposition ana bannière koa za zany éé Ny hevitro dé manao concours de bannière dé samy mipropose daholo!! Question : ny logo rallygasy vé azo ampiaisaina amin'io??? Momba ny président dé ny vote-ko efa lasa ry zalah fa i Dodanen iany ny ahy Anaovako propangandy mintsy ela ra dodanen aaa
-
-
tsy natoan'la tao lé izy fa ny ahy ndray Vrally 1 lésy lé mbola sarotra hentina bé iny no tena nanaovan'azy taloha léé ahhh! tena efa taloha lesy zany klé!! kiiiiiiiiiiiiiii mbola hitako ery tamin'zany manenjika any am'ra cousin anay fa lery no nanana playst D niady temps foana na nanao an'lé arcade manenjika "time is up" iny colin 2 koa mbola maika nilay koa fa avy eo tsy nisy nahasarika ahy intsony ny jeux rally fa otran mampime daholo lé colin nanaraka rehetra sy ny sisa ka lasa nivadika GT ndray ny filalao!!!
-