Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    Jovenna 2008

    c'et tout le mal qu'on lui souhaite Zay aloha mety hitranga fa zay ndrindra lé hitsaka"toto" bé manadala milay Ra misy kosa aloha bandy mahay mi-gérer dé lery éé! za mahita izy tonga atram'farany Oustider ndray ny ahy ry sissi sy gui gui bone ary dahery (fiara matanjaka fa pilotage à voir sur 4 roues)
  2. henintsoa

    Jovenna 2008

    tsy hoe méchant za ra sendra mmaky eto reo pilote reo fa zay aloha no hitako mety hitranga kou Sur aloha za fa tsy misy mahavoa an'i Laza reo fa saingy ny fiabilité sy régularité sisa dahery ndray mbola mianatra an'lé subaru dé hisangisangy trop lery dia -----> Ny premier zany dé mazava ho an'i His za aloha ra tsy latsaka laza dia tena mahita an'i Cri premier mintsy za amin'ty éé! mandeha anié lery io éé tairo ny pronostic anareo ry zalah éé ----> zé mahita ny marina omena 30 sec d'avance amin'ny championnat MRC RBR
  3. henintsoa

    Jovenna 2008

    Pronostic ary é : 1 - Laza - Jimmy / evo6 ---> abandon à la 2ème journée avec 5 mn d'écart (dommage encore une fois ) 1 - Cri - Mam / subaru 2 - Mickael - Fafah / celica 3 - Mathieu - Davonjy / 205 4 - Dani - Fidy / clio 5 - Dahery - Haingo / subaru abandon après sortie de route 5 - Gui-Gui bone - Fossy / Subaru 6 - Nashemy - Solohery / celica à perdu uneplace suite à un problème mécanique pour cause de trop de spectacle Zay aloha katreto
  4. dodanen ---> Président bigbang "bangbang" ------> vice-président "à voter"
  5. henintsoa

    championnat RBR gasy

    ny ahy moa aty ampiasana misokatra foana ny fenêtre iray misy ny an'ty forum ty
  6. henintsoa

    championnat RBR gasy

    milay bé éé milay béé après an'jovenna ngamba fa eo vao ao daholo bravo pour l'initiative aloha dé merci beelabba amin'io ééé
  7. za partant foanééééé
  8. henintsoa

    championnat RBR gasy

    ny champoinnat ndray raha vao vita eo ny rally jovenna io mety malalaka daholo am'zay sady tonga D mety manentana tsara an'ireo pilote rehetra reo toy an'dry maximum attack sy ny tariny tena milay lé hevitra beels aaaa!!!!! ny fahitako azy ndray aloha zany dia tsika moa vitsy vitsy dia samly miteny izay hafahany dia izay no atao date sy lera an'session zay affechena ato ihany
  9. Bon sans elà Dodanen ho an'ny rariva éé!!! matoky an'la ny "team rallygasy" tairo dé meo dé accelereo
  10. henintsoa

    Site web TMF

    tantanta site web ry zalah ao amin'ny TMF ao éé http://www.tmfrally.com/ mbola mangigina be aloha ny aho zao fa hita ao ny engagé avy ao amin'zareo
  11. henintsoa

    LIVE RALLYGASY

    ary zamihintsy kay no tena fa lay izy kay teo amin'ny première ligne an'lé texte iny indrindra!
  12. Satri moa mety misy tsy nahita ity dia ataoko ato ihany ho an'ireo : Bang bang manager ho an'ireo fiara kely feo (za manokana aloha dia tsy tia fiara kely feo ) http://download.rallyesim.fr/Install_BangBang_Manager.exe andramo ilay bang bang v1 dia ataovy à fond ny maneno (na casque) raha 5.1 maika loza sensation garanti lé fikan'soafahana mbola tsy hitako fa afaka azavainao vé lé manao feo otran'celica an'kamikaz?
  13. mety milay zany ra tsika jiaby kouhh team rallygasy
  14. henjana zany temps zany ry zala ka tena alavitra
  15. henintsoa

    LIVE RALLYGASY

    za V no tena efa fa tsy mety hitako mintsy ny lien ra avy ao amin'ny site éé!! misy lien miresaka momba azy fa tsy misy lien " i-accedena" any aminy
  16. joli joli ny volant an'toi!! lé 14h aloha avy tsy mety amiko ééé!!! ny tiako ny ahy dia ny zoma na asabotsy any no manao, any manko efa mba betsaka ny efa nanao dia tonga dia hita hoe iza ny adva ao amin'ny classement ao
  17. henintsoa

    LIVE RALLYGASY

    brivissimo excellent ! tip top giga super extra matsiro salone milay bé! zany hoe tsary hitako ny lien raha avy ao amin'ny acceuil an'ny site rallygasy.tk
  18. zay rangaha fidèle amin'ny ford sy manette foanaaaa sa aona raPeno tsika zao team ford/manette miaraka amin'ny ra His O l'ty ry zalah amin'ny herinandro kay lé jordanie kléé hay V efa akaiky kely lééé!!!! ataovy milay daholo amin'zay ny préparation sy ny etsetra!!! ataovy stable amin'zay ny RSRBR08 live D aza kitihana tsony sao D mi-plante tampoka eny!!! Alefa ny team rallygasy
  19. henintsoa

    Jovenna 2008

    D miandry lisitra zany anaovantsika pronostic!! mais pour l'instant je vois de belles surprises. Comme il y a plein de nouveau (pilotes et voitures) ce sera difficile de faire un pronostic pour ce premier rally Evidemment mon pilote favori Nashemy, je le vois dans les 5 premiers
  20. henintsoa

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    Adino no niteny hoe hita eo koa ny dommage collateral an'ny RBR anisan'izany io seza ambadik'i Dodanen io MDRrrrrrrrrrrrrrrr
  21. henintsoa

    SETUP RBR

    eo ndrindra tsika zao!!! io daholo no mampiketrika an'zala reo ao amin'ny première page ao misy lien manazava tsara ny fomba hi-regler an'azy!! Ny amiko aloha tsy mety amiko sady tsy haiko lé manao réglages D tolomiko am'zao izy no nahazatra ahy Tongasoa eto amin'ty taranja ty aloha zany ianao tsi2
  22. henintsoa

    rencontre ce 11/04/08 à 22h00

    simba ny jante reveko B, jiro vaky, folaka ny train avant. choc avant gauche lé izy. enga anié ka tsy voakitika ny chassis. nefa lesy iny fiara iny no mba fanala azy anaty spéciale eny +1 ra His fa vonona hanampy koa zahay an!!!!
×
×
  • Créer...