-
Compteur de contenus
2 162 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par henintsoa
-
-
-
-
-
okay ary éé mbola nidonginy rafotsy koa ny PC t@ omaly dia tsy afaka nilalao mihintsy. rariva ary asiako session "reco gasy" éé lé spéciale du jour2 PM et 3 no atao avy orana sa ahona? ireo aloha no hitako hoe mety hisy orana aloha raha ny météo no jerena. zay ary fa dia rariva am 22h vé mety?? ary roviana isika no manao an'lay session officielle? ary ahoana koa zany plantage PC zany fa toa bobaka iany no tratran'ny PC mi-plante après départ ES.
-
-
-
-
-
-
-
-
Diso foana za mi-créer session fa amin'ny 22h aty amintsika no tiako anaovan'azy dia lasa 22h no ampidiriko ao aminl'ay session dia lasa minuit aty amintsika. -> efa matory za amin'zany fa mbola hiasa matin kouh. Aleo marina ndray zany hikotrana pluie am'lé journée samedi dimanche. mbola ireo spéciale du vendredi aloha zao no masahana . rariva ndray za amin'ny 22h manao reco ndray zay mazoto. mbola ny spécial day1 ihany foana no atao aloha. mazoto daholo éé
-
Sô dia mbva misy malalatanana "hizara" setup ford focus06 fa tô io daholo ny vam hentitsika gasy ao?? Tena tsy haiko mihintsy tsin' lé mi-réglé an'azy zany é!! hita mihintsy nefa ny lesoka amin'ny SS raha vao midongona fa lasa sarotra tazomina nedala Misy mazoto vé na hampianatra hi-reglé an'lé vam aza ny tsara noho lé mizara??
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
maximum attack -> maximum suicide -> maximum plaisir -> maximum vibration Zay mihintsy no itiavako an'io bandy io! Za aloha efa mangotragotraka mihintsy amin'ty saison ity izay hitako fa anisan'ny ho tsara indrindra ho an'i rally gasy éé PS : simba tokoa ny direction assistée tamin'iny raha niresaka tamin'ny aho alohan'ny départ spéciale.