Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. zay vao vita tanteraka ny evo6 sicam galana point pacom ho proposeko ao amin'ny rallyesim ao aloha io fa izay mila afaka mandefa mp fa zaraina maimaimpoana zany hoe efa groupe A izy io aloha amin'ny RBR dia ny feony efa novaiko an'ilay mafy mafy koa fa maivana loatra lé foany teo
  2. lé hankook tsy hitako tsara fa sary vue de loin no nanaovako azy!! donc tsy dé hitako tsara lé soratra
  3. novaina ny anarana fa tsy nety kely ndray nefa
  4. ito ndrayary ny ahy éééé mbola tsy mety lé anarana tsy novaiko dé lé pare-soleil iny
  5. lé sticker JOVENNA nanako fichier tato ampiasana, lé miaraka am'lé hoe "RALLY JOVENNA" rectangle io noforonina tamin'ny illustrator, dé lé sticker rally jovenna eo amin'ny capot nalaikotamin'ny site rallygasy alefa ko mail aminao zao daholo reo aloha
  6. ty ndray ary ny ahy ééé ny ao aorina no mbola tsy ahihtako sary dia tsy misy ninoninona fa katreo aloha ny vitako intégration amin'RBR sisa [imgimg]
  7. henintsoa

    Rencontre 30 Avril 2008

    ok ary éé teneno ihany rehefa misy fa za mbô mila
  8. henintsoa

    Rencontre 30 Avril 2008

    za lesy his mba tondray an'lé Tshirt rallygasy iny ra mety a (vidiny io an). taille XL. Otran'milay bé lé izy hitako am'sary ao merci d'avance
  9. henintsoa

    Jovenna 2008

    ary inona ry zala ny tantaran'ilay vam nivadika ao amin'ny rallylive io (otran tsy hay mintsy hoe inona lay vam )
  10. henintsoa

    Rencontre 30 Avril 2008

    otran'bandy gasy norma rehetra ééé sa aona big
  11. henintsoa

    championnat RBR gasy

    bon, tonga soa ndray aloha eto amin'ny rallygasy! ny championnat gasy io zany mbola en cours de préparation ka izay no anton'ilay fihoanana rampitso any am'soafahana. Résahana amin'io ny modalité rehetra anaovan'azy. Sur le principe, le championnat reprendra les mêmes rallyes que le MRC. Il sera en live réparties sur plusieurs sessions hebergés sur le site www.rallyesim.com qui est LA référence des championnats RBR pour le moment. pour cela il faut se procurer auprès de notre fournisseur officiel "bigbang" la version de RSRBR08 mise à jour. Dans cette version on retrouve plusieurs voitures et tous lesmodes de jeu dont le mode en ligne qui nous permet de faire ce championnat!!! PLus clairement via l'interface de RSRBRNetwork08 on se connecte sur le serveur, on fait les spéciales et le llogiciel s'occupe de l'envoi automatique des temps et du classement. Tu n'as plus qu'a sauvegarder tes replays et le fichier html de tes temps qui te seront demandés pour vérification (si litige il y a) pour plus de détail, on s'inspirera du règlement rallyesim actuelle disponible ici http://rsrbrlive08.rallyesim.com/rule.asp je laisse les autres expliqué aussi, plus de précision à partir de jeudi
  12. henintsoa

    Jovenna 2008

    milay bé daholo rzalah lé sary ao amin'ny rallylive ééé nareo zany tena matoss bé mintsy angamba an
  13. henintsoa

    Rencontre 30 Avril 2008

    sosisy beuhhhhhh toundé sain'kanina beuhhhh
  14. joli joli mintsy kah!! ny ahy lesy mbola tsy ampy sary za klé! sady aty ampiasana ihany no afaka manao skin fa mbola tsy vô instalé ny photoshop any an-trano dia lasa manahirana bé manao azy fa tsy misy fotoana milay bé ny an'la io an
  15. sali daholo nareo!!! asio sary zany subaru zany fa anay tsa nahita rô tonga dé manaova kouh ry zalah login dé mitafatafa eto foana tsika éé
  16. henintsoa

    LIVE RALLYGASY

    toraka voninkazo bé ho an'lisany aloha mbola tsy nisy otran'iny mintsy éé! iny aloha essai fa amin'manaraka avy dé dégany bé am'zay
  17. henintsoa

    championnat RBR gasy

    proposition pour le championnat : 1 tsy atao mitovy amin'ny daty ny rally lé izy fa lasa manjary tsy manao ny sasany fa atao 1 ou 2 semaines après. 2 Ferana ny catégorie an'ny fiara manao eo na fika ray tsy haiko mba tsy hahitana focus 10 manao 3 miezaka manao skin daholo arak'izay hita eto amintsika --> io ndray ngamba anjara amin'ny team rallygasy ndray io dé asiana skinner ny team 4 ahéna lé 2 mn de pénalité raha vao mi-abandonne mba hiady bé ny championnat atsika am'zay fa ohatra hoe atao +20 sec amin'ny temps an'farany ----> io ndray no atao mba hiady kokoa ny rally rehetra fa tsy raha vao mi-abandonne dé mody matory proposition ihany daholo aloha ireo fa
  18. henintsoa

    Rencontre 30 Avril 2008

    partant aiza no misy any soafahana? Ary aona ry his, kgb, peno, dadah (équipe rallygasy é) ary ry doda, bigbang, lé herjo vé lesy ry bigbang mbola aty sa aona??
  19. henintsoa

    rallye jovenna

    ny daty mbola vao jerena zay maha mety azy! merci lé subaru total annnn!!! Iza avy ary ny anao dia aona ny disponibilité an'tsirairay éé!! ny eritreritro dé amin'ny semaine prochaine iny
  20. henintsoa

    rallye jovenna

    mbola vao pribam no nolalaviko tamin'maly fe tena henjana io speciale iray io klé!! lasa voatery nikitika réglages ihany ny farany! ny fiarakao amin'io aloha zany dia na skoda octavia, na evo6 TME groupe N (la revenche de laza lesy amin'io)
  21. henintsoa

    rallye jovenna

    Roadbook Rallye Jovenna 2008 Rallye en mode gravel avec météo en good conditions ES1: Anosizato - Canyon ES2: Vontovorona - Tanner ES3: Morarano - Tanner II ES4: Andriambilany - East West ES5: Ihazolava - Mineshaft ES6: Ankadivory - Joux verte ES7: Antanifotsy - Noiker ES8: Manarintsoa - Noiker II ES9: Antanifotsy - Joux verte II ES10: Andohafarihy - Mineshaft II ES11: Ambatolampy - East West II ES12: Anosizato - Canyon dé ataoko ato ndray aloha ny momba anio
  22. henintsoa

    Jovenna 2008

    za rzalah tena tsy naharaka mintsy fa tamin'live no nanaraka dé otran' hoe laza no mitarika tao dia mbo faly za hoe efa mahay mi-gérer ndray lery zany!! hay kay tolana ndray mba tantarao fa tsy naharaka film mintsy
  23. bravo daholo tsikamianakavy éé!!! bigbang, Mc Crach ary za moa zany dia lasa tafiaraka tsara tany anaty classement tany am'manaraka tsika mbola atao tafiaraka fa eny aloha eny no hisy antsika sa ahoana Lé gestion sde course aloha zany no lesoka tamin'iny dé lé gestion de connexion koa mazava ho azy éé!! tena raha mijery temps za mety tena tafiditra tany anatin'ny 10 voalohany tany i Doda tamin'iny raha tsy nisy sampona bravo beels aloha ééé
  24. bravo daholo laisany éééé ny ahy dia andonoina tanteraka iny zany!!! miandry ny rally jovenna analana azy dia mety anao rally terre de l'auxerrois " iny koa za rapitso analako azy. sady za kay octavia no entiko am'rally france terre (satria hoe hisy octavia ho tonga taty dé zay no nanaovako azy ) Sô dia misy mazoto nareo fa manala azy fotsiny amin'io sady manala an'lé sorena tamin'jordanie
×
×
  • Créer...