Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    SETUP RBR

    après installation de "particles 1.73" lasa tsy milamina ny RBR-ako fa lasa mi-plante na micharge ss tsy izy mintsy voatery namerina installation rehetra ndray klééé
  2. latvalaza marina lesy tsy ratsy ndray iny lé session tamin'omaly nisy tsy nety kely dia lasa tarmac lé mineshaft fa lé joux plane aloa ry zalh degany bé fa tsy mbola nety hoe arrivée sans pépin zany fa trop bé lé izy klé!!! sinon ho an'ny rariva efa ao ny session "reco rallygasy by ramatoa" @ 22h aty amintsika tongava daholo amin'io ééé
  3. nahafinaritra ny session androany ry zalah niady tsara tamin'ny maximumattack teo (enga anié ka anao sardaigne lery dé miampy ny chance antsika gasy hiakatra classement miaraka amin'ny nirina58 ) ary KGB vé i MAX amin'ny rallyesim éé??? tsy koboko hoe izy iny nitondra A8 celica iny?? sa ialahy vé iny??
  4. session publique "reco rallygasy 2" ce soir à 21:15 ndray ary éé dadah efa manao bé kouh zao kay an!!! hitako atamin'ny session omaly. Mc crash koa efa mikotrana fa hiala amin'ny tsasiou sy ny clio
  5. henintsoa

    SETUP RBR

    ny ahy aloha katramin'zao mbola tsy misy olana fa efa nandramako daholo reo ss vaovao reo
  6. session publique ce soir à 21:15 zay mazoto anao reco éé!!! session "reco rallygasy by ramatoa"
  7. henintsoa

    prochaine rencontre

    mety tsy ho tafa ndray lesy za WE manontolo iny lé
  8. henintsoa

    championnat RBR gasy

    maty ndray zany ny delta A8 kelinay léé
  9. ty ary ahy manette éé direction ---> nataoko ambony bé ny temps d'évolution vers braquage max à partir 50/heure dé stable tsara izy refa mandé mafy bé reny fa tsy mikipilapila ny frein ndray pareil dia am'zay tsy mi-bloque avy atrany ny roues fa afaka doser tsara.
  10. henintsoa

    championnat RBR gasy

    fa ahoana mintsy ééé
  11. henintsoa

    championnat RBR gasy

    BONNE NOUVELLE hivoaka tsy ho ela ny 205 GTI ry zalah!!! efa vita ao ny 3D fa kely sisa efa ao amin'ny rallyesim ao fa miandry kely sisa (mahita skin bobaka bé atao ndray za ----> 205 VIVA, 205 Mathieu, sns)
  12. tsy tadidiko ra efa nomeko teto ilay lien fa ato misy logo karazany izay tianao ao amin'ny section logothèque dia classer par ordre alphabétique ao daholo. http://www.webchantier.com/index_fr.html
  13. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    2 ss de nuit zany mety misy tsy hazaka vé??? amin'zay manao rally lava bé otran'taloha reny éééé tana-tulear
  14. ireto misy sasan-tsasany nalaina t@ site rallygasy.tk fa vue de loin. Mety ananan'ra his na peno ngamba nyoriginalan'io ??
  15. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    aiza marina lesy ny any anaty calendrier aloha dia 30-31Mai sy 1 Juin raha tsy diso za ary ahoana Boum lé RBR an!! raikitra vé tsika sa ahoana éé??
  16. henintsoa

    prochaine rencontre

    fa tsara raha misy
  17. henintsoa

    prochaine rencontre

    ela ela ndray enao zany no tsy hita an
  18. latsaka vao maraina ndray lesy za léééé
  19. tsay tsaisss milay lé MRC bé io otran'voaloko mavo koa ny echappement anao zany
  20. za lesy efamikotrana mafy ato fa ataoko mamay daholo zé tratrako aho amin'io zany hoe any amin'ny 20ème any ndray zany (any no hitako hoe mbola tratra tsara aloha amin'zao) Firy ny temps chirdonhead nenareo ry zalah??? ianarako virage par virage mintsy lé izy sô dia misy manana replay??
  21. henintsoa

    SETUP RBR

    105 Mo no taille an'lé izy. Merci big bang am'lé izy an mandalova daholo ry zalh maka an'io fa am'herinandro anié dia rally sahady éé!! manjary tsy afaka manao an'lé session publique dray anié raha tsy misy anio hikotranana éé
  22. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    c'est vrai que c'est pas évident de penser que la 205 est devant mais en tout cas du très beau combat entre les deux à venir Ry Cri koa zany naha déçu kely anah t@ farany teo éé naheno za hoe ratsy prépa bé nen'lery tamin'iny nefa lery manao ihany zay aloha atreto fa ny pronostic an'i dadarabe mbola ho avy (na dia diso tanteraka aza ny prono-ako tamin'ny jovenna )
  23. henintsoa

    championnat RBR gasy

    miala tsiny raha niakatra kely tao fa otran'toundé toundé bé amin'lé gasy kely eh Bellabba > za mazoto ary anao an'lé classement é (ataoko za foana ny voalohany )
  24. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    Et cette fois-ci Mathieu connait les spéciales donc pas de pb de reco qui lui a fait perdre le combat contre Dani
  25. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    sandrine en saxo T4 y aura du combat dans l'air!!! dani devra confirmer, Laza reviendra en force, Mathieu prendra conscience qu'il peut gagner le championnat sur sa 205, Mickeal aura soif de revenche, dahery prend confiance, neshemy connait enfin sa voiture, sissi aussi sera de la partie. Je pense que cette saison sera une des plus belles de l'histoire du rally, on a plusieurs pilotes qui peuvent aller chercher la victoire réellement (enfin si et seulement si Laza aura des soucis techniques)
×
×
  • Créer...