Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

sondage jeux rally kely

Messages recommandés

Iza no Jeux tena nanamarika ny fianan'laisany??Ny ahy alony dia Colin2 sy 4 ee!!!..kanefa vao nahita RBR dia tena tsy té hierika Jeux afa tsony !!!!!!!enjana lé effet RBR !!!!..tena tonga dia lasa halako mintsy ny jeux rallye afa!!! Twisted EvilTwisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy alou de ny Colin2 e sunny . Satria io no nahitana sensation voalohany t @ jeux rallye rehetra.
Ny masoandro miposaka no nampalahelo t @ zany Shocked

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tsy natoan'la tao lé izy fa ny ahy ndray Vrally 1 lésy lé mbola sarotra hentina bé iny no tena nanaovan'azy taloha léé Rolling Eyes
ahhh! tena efa taloha lesy zany klé!! kiiiiiiiiiiiiiii mbola hitako ery tamin'zany manenjika any am'ra cousin anay fa lery no nanana playst D niady temps foana na nanao an'lé arcade manenjika "time is up" iny lol!lol!lol!
colin 2 koa mbola maika nilay koa fa avy eo tsy nisy nahasarika ahy intsony ny jeux rally fa otran mampime daholo lé colin nanaraka rehetra sy ny sisa ka lasa nivadika GT ndray ny filalao!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny ahy colin 2 sy 4 ko , fa le 4 no tiko indrindra
ny colin 2 ko anie afaka mampiditra vam e, za ato manana clio williams, Peugeot 309, BMW E30 M3,.... efa misy C4 ko aza lol!

GT iny ko lesy la mbo milay an, tam le 2 ny a ny carte mem efa tena saturé tanteraka fa be vam lotra hatramin'ny espace F1 cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
ny ahy colin 2 sy 4 ko , fa le 4 no tiko indrindra
ny colin 2 ko anie afaka mampiditra vam e, za ato manana clio williams, Peugeot 309, BMW E30 M3,.... efa misy C4 ko aza lol!
:


RazzRazz ..fa lé graphisme koa alony toundé Vilainnnn be eee!!!!! lol! ...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fita ko vilain mitsy le 309 refa mifreine de tsy eo am le feux arrières no mirehitra mena fa ery am vatany ery lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
fita ko vilain mitsy le 309 refa mifreine de tsy eo am le feux arrières no mirehitra mena fa ery am vatany ery lol!lol!


Tapa-tsinay za ato léééé!!! lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Colin 2

Tena tantatra lava be mihitsy Colin 2 sy za kozy e silent

FA ny temps vitako tamin'ny clavier sy ny ataoko amin'ny volant zao amin'ilay colin 2 aloha de tena misy 60sec de diff e
tsy azoko mihitsy
mbola lasa saina mihitsy za hoe sao mba zany koa ary ity RBR ity Laughing
Nefa tena le simultaion no mba efa tiana hiainana de tsy mandinika clavier izany intsony

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
Colin 2


FA ny temps vitako tamin'ny clavier sy ny ataoko amin'ny volant zao amin'ilay colin 2 aloha de tena misy 60sec de diff e
tsy azoko mihitsy


flower


@RBR ndray contraire io!!!..@volant elah mahavita tps tsr alavitra noho ny manette!!!mahazo seconde maro² voire minute mihintsy!! Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena colin 2 tam' playst ihany lesy no mbola vao nilalaovana scratch
andé anandrana an'lé version PC ndray za na dia hitondra an'lé 309 zany fotsiny aza!! cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ramatoa a écrit:
tena colin 2 tam' playst ihany lesy no mbola vao nilalaovana scratch
andé anandrana an'lé version PC ndray za na dia hitondra an'lé 309 zany fotsiny aza!! cheers


Tadiavo aloha lé train avt sy lé parchoc zay vô azo entina ilay 309 e!!!!!mdrr Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ka zay lé hoe any anaty jeux no manala azy am'lé 309 (nanandrana nanao jeux tam'tena izy fa io no fivokany LaughingLaughingLaughing ) afroafro

Sô dé misy lien angalana an'io 309 io any ry bigbang fa nitady ihany za fa tsy nahita na tamin'ny bhms aza bouncebounce

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tena bandy gasy zay no nanao azy tam rapidshare fa sur fa tsy ao intsony fa misy ato amika daolo alo le fichier e ra ilaina la efa mipirina tsara ato izy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy aloha dia Vrally2 no tena ny marker ana. Fa misy jeu ray adinonareo dia ilay série des WRC. Marina fa ny farany tena lasa arcade bé, fa amiko dia wrc 2 sy 3 (lay misy 206 marlboro) dia mbola tena souvenir milay. Fa am playstation io a.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Marina aloha fa ny colin 2 no tena jeu nilay natao voalohany raha jeu virtuel fa hafa ihany Rbr cheerscheerscheers

Ary misy manao WTCC (course voitures de production) ny ahy alterneko @ Rbr fa ny fianarana trjectoire dia milay B studystudystudy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
cheerscheerscheers

Ary misy manao WTCC (course voitures de production) ny ahy alterneko @ Rbr fa ny fianarana trjectoire dia milay B studystudystudy


Twisted EvilTwisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Sode misy championnat koa zany le
Reto aza efa tsy araka intsony drunken

aleo mihitsy aloa izany hiafina any Laughing

Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Marina aloha fa ny colin 2 no tena jeu nilay natao voalohany raha jeu virtuel fa hafa ihany Rbr cheerscheerscheers

Ary misy manao WTCC (course voitures de production) ny ahy alterneko @ Rbr fa ny fianarana trjectoire dia milay B studystudystudy


Rehefa tonga ny manche asphalt zany dia manana solotena tsika ee!!!..miampy an'i beels ao sohafahana !!!! cheers ..ra za manokana manko vao mahitan'lé goudron be dia tena Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad !!!!!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Za zany ni-voter Colin 2 satria io no tena nangalana fihiny tsara voalohany!!
Fa maro ireo jeu tena samy ni-marqué ana!!
- Colin 1: jeu no lalaovina sur PC voalohany!! Resy lava dia tsy dia nazoto, moa ilay pc koa be pbm!! Rolling Eyes
- Colin 2: jeu nandaniana fotoana be indrindra tao anatin'ny taona!! Satria teo vao tena tafiditra t@ tontolon'ny rallye!! Tsy miala teo am-body PS isan'andro (an'i cousin io!! lol ) Antsoina fotsiny vao mahatsiaro misakafo drunken Tapitra hay tsianjery ny ES rehetra lol! (Fa Italy ES1 no noreveko indrindra!!)
Nanaovana concours voalohany (t@ jeu, dia nahazona loka koa an!!!) Razz
- Colin 4: lany t@ io jeu io koa ny alahadinay (sa tsy izany
Peno Cool ) tournois entre copain tsy tapaka!! Nanomboka misy ny gestion de course @ zay!! Be koa ny investissement natao t@ io satria dia t@ io no nividianana ilay Geforce FX 5200, RAM 256mo (lafo izy t@ izany an), manette PC ... rehefa mba te hilalao any an-trano.
- WRC4: leo ny milalao tany an-tranon'olona dia nividy PS2 mihitsy. Dia io no jeu voalohany novidiana Razz Nahita internet koa moa dia lasa nikotrana mafy isan'andro mba hanenjehana ny temps vitan-zalà (www.gzii.net) Tsy hakiala koa io ry zalahy fa dia maraina, hariva, atoandro Laughing
- WRC5: Notohizana t@ ity indray ny serie. Saingy lasa milalao irery vao tapitra ny herintaona satria tsy nalaza intsony ny afera fa zany RBR zany indray hono Rolling Eyes
- RSRBR: Efa ela no nahalalana azy sy nisiany tao an-trano, fa noho ny motivation sy ambiance misy ato @ forum dia izao taraiky izao indray. Fa ny sehatra fotsiny dia tsy afaka milalao be intsony Evil or Very Mad

Dia izay sy izay ry zalà le jeu de rallye!! Fa sinon, nilalao GT koa zay taloha an ( 60 tours sy ny 24h, sns....) lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ngamba lesy d mitovitovy daholo ihany fa ny an'ah aloh ny tena ni-marquer dia
Colin 1-2 ary GT 1-2 e! (tamin'ireny koa mbola tao anatin'ny tontolon'ny tuning tsara Laughing )

bigbang>> Zà koa nisy fotoana mba nampiasa an'ireo skin ireo (mba hoe gasy zany e!!!) fa tsy haiko ireo na azo ampidirina ao @ ilay RBR na tsia

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ny ahy rzala d colin1-2 no tena ni-marqué ahy fa nandalo tamin'ny colin4 ihany koa fa hafa ihany le colin,tsotra nefa misy teknika ihany ny filalao azy.Efa ela no nahenoko anle RBR fa mbola tsy afaka nilalao mintsy atramzao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Raha ny ahy dia lava loatra ... lol!

Grand Prix Circuit, test Drive (1,2,3,4, .... etc) , 4D Stunts Driving, F1 GP 1 &2, TOCA, Screamer (1 & 2), Colin 1,2,3,4,2005, WRC 5, Gran turismo 2,4, Rally Masters, Rally Championship, RBR, GTR 2002, GTR 2, Racer, RFactor, etc etc

Be dia be ny tsy voatanisa sy tsy tadidy ... Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut daholo!
Ny tena ni marké ahy dia jeux rallye anisany voalohany no tena réaliste dia ilay t@ SEGA SATURN iny misy Lancia TOYOTA Stratos dia t@ zany efa nanao volant dia nisy an ilay piste LAKE SIDE iny...demande à Nirina58 fa il en sait quelque chose sur ce Jeux, izay vao Colin après VRALLY dia WRC nahazo tsirony dia nanao RBR voalohany t@ PS2 dia teo dia efa hita hoe tena henjana réalisme après sur PC avec G25 c'est le pied

A+ les gars

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny a rena tsy ao le!rally championship!cd demo am io no lalaovina!! Razz

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
M.n.R a écrit:
ny a rena tsy ao le!rally championship!cd demo am io no lalaovina!! Razz


lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...