Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    rallye jovenna

    bravo daholo ry zalaha 46 secondes de diff entre maximum et beels miady tsara ny championnat national zany an Bravo à soafahana pour la 3ème place et à tsito pour sa première participation (tsi² vé io??)
  2. nandefa mp tamin'ny JIM za dia navaliny hoe adinony hono ny namoaka ny résultats fa avaokany ce soir hono
  3. Ok, efa vonona nya ty. Tsy hitako ao amin'ny live marina ny resultat
  4. henintsoa

    rallye jovenna

    tena zao vao tonga ato an-trano tsy afaka nandray anjara tamin'ny jovenna tsony fa taraiky bé klé bon sans zé mbola miady aho ry zalah
  5. satria ela vaovao tao nefa tonga dé miscratch dia manahy ry zalah normal ihany ny an'zareo ny fhitako azy aloha même si tu n'as pas fini dans les points, c'est pour vérifier qu'il n'y a pas eu coupure extrème ou autre . N'empêche pour dire, le revers de la medaille c'est il vont améliorer leur pilotage en voyant ton replay
  6. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    +1 dé asio afficahge B hoe "team sosisy" RBR amin'io kouh rzala mba mi-sensibiliser am'lé RBR ihany an Aleo asina pro mintsy ny fanenjehana an'ty rally ty éé
  7. Je crains que ce sera le cas team sosisy hihihihi Bon pour l'instant on voit qui est intéressé, ensuite on avisera pour créer le deuxième team ou non et voir qui sera dans quel team (toute façon je pense que les 2 teams ne feront qu'un seul non?? ---> ce seront des team jumeaux de la confrèrie de la saucisse) Il manque encore dans la liste Peno, Dodanen (si tu viens pas on va faire une pétition pour ton retour ), tsi2, Papalé, maximum attack (faudrait le contacter lui là ), emsics et tous les autres gasy (andré echappement??? gasiah???? désolé si j'en ai oublié hein. Presser vous de vous inscrire, des saucisses à la clé pour les premiers (il en faut pas plus pour nous motiver )
  8. henintsoa

    championnat RBR gasy

    ato amin'ty forum ty ihany ka ao amin'ny section jeux dia misy message ray ao ambanibany ao hoe "skin championnat gasy"
  9. A mon tour Ramatoa, n°284 je jure devant les dieux du rally et de RBR de respecter la charte du bon kofa gasy :cf BIG et KGB pour les détails
  10. henintsoa

    championnat RBR gasy

    jereo ao amin'ny post "skin championnat gasy" fa ao izy ao milay tokoa lé article. ra za no tsy mpanao RBR lasa té hanao tampoka angamba raha mamaky an'lé article io
  11. Aleo tohizana atsy amin'ny post "ecurie rallygasy" ny resaka fa lasa fanina eo tsika.
  12. misy tsy milamina ny ahy fa tsy tafa lé cordoba aty amiko fa tsy misy pneu
  13. tairo am'zay ary raiketina ty ééé!!! zay mazoto ann
  14. kiiiiiiii ratsy bé ny classement lety ééé bobaka bé koa no nandray anjara tamin'ty éé sady za kay moa niala andaharana tamin'ny ss anakiroa bravo latvalaza fa miscratch annn efa ao tsara daholo tsika mianakavy éé ra Peno, dadah efa lasa feno tokoa ny gasy miakatra ao
  15. dia nanao ahona aby ny an'lisany maly ry zalah?? ra Big ihany vé no TEAM MANAGER teto lery manko no lasa team manager tamin'zay nanao session tamin'sabotsy tsy ratsy iny fika iny
  16. efa disponible ilay izy http://download.rallyesim.fr/Install_Update_2.1.0_RSRBR08.exe misy ny C2 R2 sy ny seat cordoba tsy maintsy maka anio vao afaka manao sessoin manomboka rapitso somary maivana ihany fa 35Mo eo ny habeany
  17. ra peno ihany io ééé!! tandremo ihany hono ra Peno lé pseudo maro amin'lé izy fa ho verifiena hono ato ato zay zavatra zay
  18. ty ndray ary izy vita tanteraka éé vao nianarana lé effet peinture métallisé otran'celica an'i soafahana iny va otran'mivoka ihany an (fa lasa métallisé ambakan'ny chassis ambany )
  19. ity ndray ary ny lancia delta entina amin'ny championnat MRC au couleur de Madagascar . Mbola en-cours de finition aloha io am'zao fa mbola tsy vita tsara
  20. mety miady bé ny session rapitso ry zalah fa miaraka amin'ny grand ao ny chance antsika gasy ééé. Les champions de rally MRC réel contre les champions RBR (latvalaza - maximumattack VS ry zalah henjana) Alefa ra Malagasy ééééé ! milay bé ra tafiditra top 10 nareo (miaraka amin'ny beels sy sylpheed dia lasa maro ny saina malagasy ao amin'ny top 10 ao )
  21. tena tsa afaka lesy za tamin'lé fihoanana ry zalah . Inona avy no tapaka tao? inona no atao ny tsirairay? efa misy manao daholo sa ahoana?
  22. aza atao an'zany lesy doda aa!!! zao vao manomboka milay vé lesy ny championnat dé hiala ela léé Za rariva no manao à am'lé session 23h aty amintsika bonsans daholo ry zalah éé et haut les coeurs ry Doda aa
  23. raikitra aza lé radem éé!!!! ataovy vonona daholo ny ss rehetra dia raim dia vita ( ra tsy hoe tsanaina amin'ny )
  24. tsy tafa mintsy fa lazaina hoe invalid version of RSnetwork08 ndray hono éé mazoto nareo fa tsy tafiditra session ndray zay
×
×
  • Créer...