-
Compteur de contenus
2 162 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par henintsoa
-
-
-
-
école de rally tsy maintsy subaru aloha kah!! ny rsrbr08 taloha D complet indrindra ka io zany no pack anakiray misy ny fiara sy ny mod ary fanampiny rehetra. Izany hoe azo alaina tsirayray koa anefa ireo éléments izay hita ao anatin'ny rsrbr08 io . Ny lien de téléchargements no tsy hitako aloha momban'ilay setup manager fa jereo ao @ rallyesim ao fa mety ao angamba (mbola tsy mandeha anefa ny site @zao) Zamampirisika any tsi2 andalo any @ bigbang maka an'lé RSRBR08 aloha fa adin'iray angamaba ny trajet anao mankany D azaohanao ny rehetra -> décupler par 10 ny hatsaran'lé RBR avy eo
-
Efa nisy nanipy iany io resaka io teto ka. Raha ny interésé alony dia betsaka eto e!!!!sahona???? ny gasy mpanao rbr koa efa betsaka iany...(ny pilotes rally eto @tsika koa efa mpirevy an'io daholo) fa reste à savoir fotsiny hoe sahy ny anao en ligne ve?? ..raha hoe raketina manko ilay championnat gasy nefa ny gasy manao aza vitsy dia vitsy otrany mampimé iany zany!! ..ka io asakasak'isika iany io ee!!..ra za manokana alony dia partant foana eeee!!! à 200% pour mihintsy éééé zay foana lé kozy hoe aleo aloha hiakatra na hanao recrutement RBRiste anao en ligne dé am'zay misy misy tsika!!!!
-
-
-
-
-
miala tsiny fa tena tany amin'ny ss6 vao tafiditra fa mbola sahirana kely zany hoe nahafa po ihany ny ahy fa ny hitako aloha zany dia ny réglages par défaut ihany no metty amiko éé! tena tsy zatra hafa intsony za fa otran' tsy aggressif zany tsony lé vam raha vao mikitika an'lé réglages ny hitako koa dia milay B tro lé ss lava bé reny tena tiako loatra enfin ny fahitako an'ilay rallye iray io dia mila mi-assure B am'lé ss voalohany reo D any anatiny faraparan'ireny mizeaka amin'zay fa betsaka no ho latsaka ao am'reo voalohany ireo rapitso ndray ary éé!! aiza lisany ry big, dodanen, dadah, KGB, Mc crash, sns... tongava rapitso manao session éé
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-