-
Compteur de contenus
2 162 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par henintsoa
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
dans le top 20 Marina mihintsy ny hoe régularité no mi-compte am'lé izy. Raha vao manadrana manao temps milay dia mi-faute foana dia very be Bilan : ss mestaselka2 neritreretiko mba hilay lasa mi-finir spéciale sur boite bloqué en 5ème (naleokonivitainy lé spéciale avec boite cassé à mi-parcours toy izay hi-abandonne) / ss newbobs faux départ -> +10 s. Fa hita aloha fa mbola mila ezaka fa 10 secondes minimum am'reo voalohany ny temps rehetra. Tsara lé ezaka ry zalah, milay lé delegation malagasy manafika aleo hikotrana setup amin'io jordanie io dia hifampizarana. Ny ahy manko mbola dorizaka daholo tamin'io sady boite auto
-
-
-
-
-
-
-
-
-
ilay zoma aloha no mety amiko éé, na ilay @ sabotsy vao maraina @ 2h iny na ilay zoma alina @ 22h. Ny rariva aloha dia kotrana avy orana ny ahy fa io no tena misy lesoka be. Sinon mbola anao session public foana mba hijerena temps sy evolution. même place, même heure ke hier. Tongava masiaka daholo. (miandry anao ry bigbang aa)
-
-
mitovy ihany iska sy dadah am'lé setup fa za vao mianatra tsikelikely fa mbola tsy ao mihintsy raha ny focus 06 aloha dia toa efa mba azo atao izy amin'ny setup par défaut ka dia io aloha no ho entina amin'ty argentine ty fa tsy té hitsapatsapa. Ny tanjona aloha amin'ty argentine ty dia ny hahavita ny rally é fa raha mahavita dia mety ao amin'ny top 50 eo angamba!