Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

henintsoa

Membres
  • Compteur de contenus

    2 162
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par henintsoa

  1. henintsoa

    Nankaiza ny cross kart

    tatarao ato aary ny mombamomba anio ééé!! montage maison vé izany?
  2. henintsoa

    Classement MRC 2008

    aÏe aïe aïe!!! raha efa tonga ny vam an'ny mathieu avant boina defa champion ndray lery am'ty annnnn
  3. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    na dia tara B aza dia ireto ny sary kely taty ééé!!
  4. henintsoa

    Nankaiza ny cross kart

    za aza naheno hoe efa moteur henjana ndray hono zano ny cross kart kouh! zany vé azo lalaovina tsony lesy tsy efa sensation sensation party time B
  5. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    mangigina kely ndray tsika ato izany annnn bon, rôviana ary no hanao session officiel tsika rehetra eh!! ny tsara dia manao rodobe indray milatsaka, any am'zoma na asabotsy any zao no mahamety antsika angamba ? sa ahoana ?
  6. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    chpeau ra soafahana tena henjana marina ééé ry dadah kouh efa tena nahita rirany tokoa am'lé izy. Combat bé ty dzam ty zay ray mi-abandonne aloha zany amin'io
  7. henintsoa

    Classement MRC 2008

    ataovy ato daholo aza ny classement par rallye sy ny points azony dia ataotsika mis en page milay bé ndray éé. Sady ny sary bobaka. Ataotsika milay fa avoahy fotsiny ny base de données!
  8. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    lé propuylls anié lesy tsy fanaovana temps fa tena plaisir du contre-braquage à mort et acceleration-à-fond-pour-passer-le-virage-sans-frein-à-main. lé propulss aloha tena mahita fafin'ny mihitsy éé na dia mbola tsy mety tonga arrivée en état mintsy aza ny vam milay lé izy kah!! fa rariva za hitondra an'lé m3 aloha hifanina kely amin'la ra soaf fa lé volvo tena trop bé ka tsy miady mints tsika mitsam
  9. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    mbola tsy henoko iny za aza ariana iny
  10. + 1 koa am'lé samy mitondra lé style barbecue koa tsy ratsy an!!
  11. aona ry zalah ra asiana fihoanana kely avant rallye dzama kotrana mazava ho azy dia fizarana tâche am'lé famohana résultat MRC dia fihinanana SO6 kou tsy maintsy misy dia fifaliana sy korana bobaka. Zay ny menu amin'io Iza ary no mazoto dia aiza ary no atao Tsy efa mahita video rallye dzama vé tsika amin'io ra His
  12. ) si, ca sert à avoir de jolis replays Ela vé tsy faly ery rehefa mijery replays reny hoe milay lesy izy zany klé (dia lasa vinany hoe "otran'io zany ny fidirako eo amin'ny epingle daddy na hoe zao za mandalo etsy anjeva" )
  13. milay bé koa lé escort fa zay vao hitako tiako bé lé fotsy bé ééé!! za koa anova skin an'lé delta zao fa efa leo sahady (nefa mbola tsy nanovako rally officiel mintsy iny )
  14. milay bé éééé!! ary tena réglages à fond daholo ny détail anao zany an!!!! tena milay!! mbo andefaso an'lé sticker dzama koa ra BIG fa mila manao update koa za éé
  15. henintsoa

    Rallye Dzama Sport 2008

    mahafinaritra ty rallye dzama ty ry zalah!! tena medy hiady bé mintsy nilay koa ny reco omaly fa Soafahana sy Peno zany efa tena grand mintsy amin'ty tantara ty éé!! raha vao mi-faute kely dia tonga dia 10 secondes no alain'zalah!! mahatoky anareo zay ééé!! sarotra koa ny (re)prise en main fa efa 2 semaines zay tsy nikitika!! nahita réglages tsara ihany za tamin'lé chirdonhead ny farany fa lé izy avy orana tsy nampoiziko!!! lasa toto la glisse bé rariva ndray ary ry zalah ny fotoana éé
  16. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    + 2 éééééééééééééééé tairo fa asio am'zay ry zalah lé banderole atsika fa tôrêk eo tsika aza kivy zany lesy ra nirina58 fa toanan'la am'ty éééé
  17. henintsoa

    DZAMA SPORT 2008

    marina tokoa io fa niady bé daholo ny vam kely kely. Lasa bobaka bé kouh ry zalh dia mila miady bé vao mahazo classement fa tsy vitan'ny mandehadeha fotsiny. anisan'tena hiadivana ao zao ny M11 zé tena . Ny fav ndray normal raha reny no tena misy resaka satria izy ..... fav
  18. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    efa ao tamatave ao HONO ny vam an'lery vaovao (matio io) (207 hono hoe)
  19. henintsoa

    STICKER TEAM SO6

    ny ahy efa mipetaka a l'arrière côté gauche en haut des feux (309 io daba io) am'zay mahita an'io daholo zay any arinako any
  20. henintsoa

    Ho an'ny mpinana so6 rehetra.

    +1 am lé rencontre sady +1 am'lé tsy miondana foot!! tsy koa zany fa tsika mitsam mifampianana am'RBR dia ry zalah mijery foot zany kouh
  21. henintsoa

    LIVE RALLYGASY

    Tsy ratsy lé hevitra fa ferana fotsiny hoe tantara an'izay hita tao anaty ss ihany ny resaka ao fa tsy commentaires bé hoe "iann manann tery anann hono hozy iann" na hoe iann koa zany tena tsy manann" otran am RBR refa manao chmapionnat reny mintsy éé "ergma perd 10 sec suite à un tête à queue"
  22. henintsoa

    ASACM / DZAMA SPORT

    tsé² bé lé photo ra tsi² aa ny ahy tsy nety nivoaka milay otran'reo léé I laza kosa aloha efa tena malchanceux mintsy fa tsy resaka hoe hendry sa tsia ny fahitako azy éé!! efa misy gestion ihany reny fa zay lé hoe ny tena adva an'lery aloha amin'zao dia ny mitsubushi an'lery ihany
  23. henintsoa

    RBR MRC

    screen ny fiara tam'rally jovenna teo miarka amin'ny résumé kely ny rally amipidrina ao amin'ny RSPaddock zay journal en ligne an'i rallyesim io. zany hoe otran hoe avoaka amin'ny gazety zany ela ééé
×
×
  • Créer...