-
Compteur de contenus
2 162 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par henintsoa
-
-
-
-
aleo valiako am'lé iridium mintsy ary éé le smilblick est un objet mystère. Le smilblick peut-être n'importe quoi ou n'importe qui. Le jeu du smilblick io letsy mitovy an'lé objet mystère antsika iny ééé. mila mitady ela zany hoe inona lé smilblick en posant des questions (le smilblick est-il un outil? Le smilblik est-il en plastique) dia am'farany ela mahita hoe le smilblick kay est zao na zao Dé zay lé mamétra panontaniana tsy migany mitsapatsapa fotsiny mba ampandroso an'lé smilblick ééé....... ra OHLINS zao hors jeu fa ny valin'lé smilblick efa hita lery mbola mametra panontaniana ihany ----> le smilblick est comestible?? OUI ----> saucisse izy zany
-
-
-
-
-
bon rallye ao am'rallyesim ihany lé izy ééé ary am'ty semaine ty ihany ny misy azy ty ny road book : Challenge Jean-Pierre Richelmi from 16/06/2008 to 22/06/2008 Soft : RSNetwork08 Car : Ford Focus WRC02 First stage start : hour + 15 mn ES 1 KAIHUAVARA GRAVEL DRY ES 2 AUTIOVAARA GRAVEL DRY ES 3 SHEPERS SHIELD GRAVEL DRY ASSISTANCE ES 4 TANNER GRAVEL DRY ES 5 PIRKA MENOKO GRAVEL DRY ES 6 SIPIRKAKIM GRAVEL DRY ASSISTANCE ES 7 KAIHUAVAARA 2 GRAVEL DRY ES 8 EAST WEST GRAVEL DRY ES 9 FALSTONE 2 GRAVEL DRY ASSISTANCE ES 10 CANYON NORMAL DRY ES 11 FRAIZER WELLS NORMAL DRY ES 12 PROSPECT RIDGE NORMAL DRY
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
Bon WTCC zany dia jeux de simulation ihany fa sur circuit io. Il reprend le championnat WTCC (véhicule de tourisme) 2006. Ny fiara hita ao dia ny BMW, ALFA, CHEVROLET, 407, HONDA... misy koa ny cup mini austin ary ny WTCC 87 (BMW m3 sy alfa taloha). Ny circuit dia modelisation ana circuit tena izy ihany kouh. Efa nivoaka koa anefa ny RACE07 izay evolution anio RACE WTCC io fa lé 07 misy plus 300 véhicules hono (izay lé izy ra nirina 58) . Tsara manao MAJ tsika ra soafahana. Ny mode en ligne no tena interressant aminy anefa (na dia mbola tsy nandramana aza ) satria miaraka sur piste daholo ny olona rehetra. Afaka mifanena ao zany tsika rehetra. Tsara andramantsika io mode en ligne. Comme toute simulation dia ny volant ihany koa no tena interressant aminy fa ny prise en main volant otran tsotra noho ny RBR ny fahitako azy.
-
-
-
-
-