Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. nefa ry zalah ny daba mba nanaovana bizna voalohany nenà R14 kle fa le rainiboto klou r'efa tsy ilainy tokony alefany aty tkou e
  2. Dia mirary an'i Tsimandrava (D tsy manakorontana koh) tonga eto e! dia faly fa miampy hatrany VW addicted
  3. R14 Renault Avantime Ford Scorpio II BMW Série 3 compact Audi A2 Peugeot 1007 Lancia Kappa coupé VW Phaeton Citroën C6 Smart Forfour
  4. TsitsiGalli

    Les photos old rallygasy

    Mila miresaka amin'i Hents elà fa tokony misy an'azy mitondra anle mercedes Marron iny ao anatin'io boky io! tsy tadidiko na rallye spaga izy iny na rallye de l'amitié
  5. Tu appelles ça une config minimale????
  6. A voir les vidéos klou d tsara le izy e! fa tsy mety mahita mihitsy hoe inn no config minimal mety aminy satria tena hitako detaillés be trop le izy!
  7. Vonona hifanampy fa miankina amin'ny timing satria amin'io koa dia manao animation ny Madacox (défilée, expo kely ) aloha no fantatra hatreto sinon tena hitako tsara le hevitra famoahana ny SS gasy vontovorona sur RBR amin'io Afka mivory ihany koa ny alakamisy
  8. Tara lôtra enao Radizina fa efa zà no 3ème pilote Riry le poulet sy beels le banga
  9. Dia hisaorana betsaka ny prezdà aloha izany nandray an-tanana ny fandraisanay anjara e! fa ny tsy mazava kely dia ny hoe ilay fanaovana inscription ve tsy maintsy ny tenanay mivantana no makany amin'ny Hong-kong na dia efa raisin'ny an-tanana aza ny inscription sa aôna?
  10. Zà koh zany efa nahazo halalana hanao RBR fa tsy fantatra fotsiny hoe inona ny inscription no farany e! mety mbola mijery omby kely ihany manko alohan'io (cf 10/10/10 le tena fara-doboka any !)
  11. Tsara loatra kosa ny intérieur sy ny finition e!
  12. Changement de Matos oblige zany e!
  13. TsitsiGalli

    TROPHEE ZAZAMADITRA

    Mba tsara vintana indray aloha izany fa nandeha tsy nisy bleme le F2000 14_2 e! Thomas>> mety ho trophée Ryan-Hents ihany koa le 205 maxi an
  14. Que des newsn reste à savoir si notre vieux PC suivront
  15. Fa rahoviana marina moa izany ilay izy ity no mety hisy? ny tena aloha na tsy hanenjika point aza te mba handray anjara e!
  16. Raha zao no mitohy zay koh hanangana team suburbaine na district an
  17. Dia tonga soa ato indray lesy zany a!
  18. Dia tonga soa rafabre a! misy rohim-pihavanana amin'ny olivier raha tsy diso zà e?
  19. appreciation style RBR G 100/ TD 20m / D140 Long 50m D90 #Corde / ciel G 120 Long/ciel G100 / !!! D80 Radier / G100/ D100 Radier Ciel G80/ D120 Long 50m / D120 ciel G160 ciel/ G140 Long 60m/ !!!! D160 /ciel !!!! Ep G/ciel / I 60m / G140/D120 ouvre !! reste propre!! Ciel
  20. henjana ihany ry ledjao no handinganan'là an'ireo an
  21. Tsy ratsy kosa le izy koh: fa mba afaka manome fanazavana misimisy amin'io kosa ve Asterix? ny participation sns! dia sao dia mba afaka hanapahana ihany ireny kininina mihotra ny lalana ireny fa sao dia miampita tampoka?
  22. Izahay moa raha lafo aloha ny omby aty dia tonga dia mamonjy any amin'ilay toerana e! raha tsy lafo moa dia manantena sary bobaka be avy aminareo e!
  23. Ny aty tany lavitra ôtranay moa zany d tsy afaka mandray anjara tsony? sa afaka manao pour le fun? sô mba afaka manandrana an'ilay evo 8 sur clavier ihany ô?
×
×
  • Créer...