-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
proposition @ championnat contest sy online 2011
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans So6ment votre
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
proposition @ championnat contest sy online 2011
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans So6ment votre
Aleo ary aloha hatomboko ny soso-kevitra! 1-ONLINE Ny TEAM tsirairay avy no tokony hitondra ny anjara-birikiny arakaraky ny isan'ny rallye hiadiana amin'ity taona ity, amin'izay ny TEAM tsirairay avy no afaka mitsinjara ny mpikambana ao amin'ny amin'ny fandraisana anjara, ny anton'izay manamaivana an'ireo mpandray anjara maro voatery manantona ny birao fisoratana anarana, ary koa manamaivana an'ireo mpiandry birao izay voatery mamerina matetika ny teny hoe "aza adino ny fisoratana anarana sy ny fandraisan'anjara amin'ny daty voatoandro" fa mba ireo Mananjeran'ny TEAM tsirairay avy sisa no mifampiresaka sy mifanantona amin'ny birao natao hahefa an'izany 2-CONTEST Tsara ngamba aloha raha fantarina sy mipetraka mazava hoe firy amin'ity taona ity ny TEAM efa mitsangana sy vonona hitsangana? Mba tsy hisian'ny CONTEST mitohitohy be ihany koa dia tsara raha ferana 6 ny CONTEST OFFICIEL ao anatin'ny taona iray izay azo tsinjaraina toy izao (apetrako araky ny TEAM efa nitsangana teo aloha) Ny 4 voalohany - FMMSAM - TEAM SO6 -VRC -ROND POINT Asiana fitsidiam-paritany satry ireo avy any amin'ny faritany dia tonga hatrany manotrona ny eto an-drenivohitra TEAM TAMA Ary ho famaranana dia asiana CONTEST GOAVANA izay hitambaran'ny TEAM rehetra manantanteraka Ny mikasika ny toerana hampiantranona dia ngamba ireo mpikarakara ihany no mandinika sy manapaka ny toerana izay fantatra fa mety amin'ny tsirairay ary hinoana fa ho tongan'ireo mpandray anjara, Ny mikasika ny fandraisan'anjara angamba ataoko fa tsara raha ny teo aloha ihany no tazomina. Ary noho ny adidy aman'andraikitra izay hefain'ny tsirairay avy sy hialana amin'ny fodiana alina loatra ka tsy hafahanana manao session public dia hitako hoe hevitra mety raha eto ihany isika no maneho hevitra amin'izay tsy misy intsony ny teny hoe tsy henonay sy ny miresaka an-jorony (mba hialana amin'ilay VVPR e) ary izay tapaka eto dia eken'ny be sy ny maro Izay ny hevitra azoko lazaina tompoko fa dia miandry ireo manaraka indray oooo -
-
Et c'est partie pour la saison 2011 (efa voahitsy e!)
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans rallygasy
-
-
Rallye du Leitchis - Tamatave - 11-12 décembre 2010
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de gastreet.design dans Photos - Videos
-
-
-
Et c'est partie pour la saison 2011 (efa voahitsy e!)
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de emsics1 dans rallygasy
-
-
-
-
Dans la mesure de ma disponibilité moa zany dia vonona ny handray anjara mavitrika amin'ny fikarakarana amin'ny taona ho avy e! Au niveau virtuel aloha dia vonona no mazoto hitondra anjara biriky fa ny réel mbola tsy hay na afaka ny hanampy na tsia satria mitoyy amin'i Dzaomalaza klou hatreto, Raha tsy tafa moa dia mazava ho azy fa tonde afaka manampy hatrany! +10000 ihany koa amin'ilay VVPR fa aleo vitsy mahatapaka toy izay bobaka nefa be tsy andraofana Rah ny hevitro manokana indray dia, tsara raha ferana ihany ny animations satria mba ilaintsika ihany koa le mba mijery sy mankafy toy ny rehetra! Tsara ihany koa raha tonga dia apetrak'i RADM dien'izao ny programan'asany mba hafahan'ny tsirairay mandinika ny fahafahany sy fierany mba tsy hisian'ilay hoe tsy afaka lava amin'izay mba samy manana adidy isika rehetra mpikambana
-
Rallye du Leitchis - Tamatave - 11-12 décembre 2010
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de gastreet.design dans Photos - Videos
-
session du soir 205 GTI vs CLIO WILIAMS
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de KGB MAX dans V-MRC Old