Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. Dia tongasoa eto ary manantena ny sary bobaka avy any aminareo e!
  2. ôtrany hoe Tanner gravel mod bad condition zany mitsy le izy kle
  3. TsitsiGalli

    ~~Trombinoscope~~

    Ngamba kosa tsy ny matos-ko no manondrana fa tsy misy miteny ny anaran'là mihitsy eto amle trombinoscope fa manoro ny sarin'i J'Bee Ber fotsiny an
  4. TsitsiGalli

    ~~Trombinoscope~~

    Euh ary nankaiza ny sary?
  5. Toutes nos sincères condoléances
  6. am le sary e! fa hono hoà inona no nahazo an'i Tovonen sy Ryan?
  7. TsitsiGalli

    V-MRC SAISON 2011

    Hatreto koa dia Audi ny fiara 2011 raha gravel ary 205 Maxi ny Tarmac an
  8. TsitsiGalli

    V-MRC SAISON 2011

    Tsara kokoa ve hoe aterina any @ Prez ny valeur-ny 5€ dia i Thomas no manao ny paiement rehetra amin'izay tsy misakoroka be
  9. Tsy milamina hoà zalah ty matos-ko ty ah kôzy e! j'arrete pas de vous le dire fa lisany tsy mino mihitsy, sa le izy menamena ny soratra no mahatonga anle izy???
  10. Prez ô tsika ary ve zao tsy efa Décembre??? sa Novembre 2011 io resahinao io?
  11. ne nous écarte pas hein Non on ne vous ecarte pas, ce sera une occasion de suivre toute votre discussion sur une seule rubrik au lieu de les chercher à droite à gauche
  12. TsitsiGalli

    EVO X

    Reste a comparer la S2000 contre la N4_3 satria tena ôtrany asian'ilay A3 le izy an!
  13. Zà ndray aloha 22,15,4,1 tsy dia tany loatra intsony fa ny tena nahafinaritra dia ilay lalao par 100eme seconde no nahafinaritra an'ah e! bien evidemment ny OVNI misy foana fa le hita hoe mitovy dawl ihany kay izany ny fahazaintsika tsirairay fa tsy tsy dia tena hoe mifanalavitra be dia efa mahafinaritra! Fa marina tokoa fa tokony ho adopter-na mihitsy ilay formule ho antsika passionnés mba manala azy miaraka ôtran'ireny mba isika indray no acteurs fa tsy mijery fotsiny intsony! sady raha tsy diso zà tena bien représenté mihitsy iny an! SO6, ACCT, RunMada, ASA Tana, Rallyegasy
  14. Lisany mitsam tokony hamorona rubrik mitokana mitsy hoe PDD&MnR am zay an!
  15. Misaotra antsika isika e! izay ngamba no azo ambara fa tena afaka niala voly tanteraka no tena ni-partager la passion tsara mihitsy! Dia miandry ny programa 2011 izany fa raha manao in-2 isan-taona amin'ireny tena mety tsara mihitsy k!
  16. io hoà tsy taitra tsy maika kanefa tsy tara fôna! mila mitady mpaka sary maro amin'izay fa ho combat du siecle ity an
  17. J-2 amin'izay zany manomboka eto an!
  18. Hatreto aloha izany dia mbola miandry ny inscription-ny poulet, Hents, Pdd, Nari9 an! izany hoe ireo nilaza ho partants rehetra
  19. anie tsy taitra tsy maika kanefa tsy tara e!
  20. TsitsiGalli

    ~~Trombinoscope~~

    RAFAM'ANDRIANJAFY Ndria Tsitoherinjo Alias TSITSIGALLI
  21. Tsara fiafarana mihitsy ny saison Contest 2010 iny ka! Dia Miarahaba an'ireo vainqueurs rehetra koa sady tena consensuel et exclusive mihitsy an! Raha ny anà manokana aloha dia tena prévisualisation ny mety ho tohin'ny 2011 no tanjona tamin'iny tena Just 4 fun mihitsy fa na izany aza tena ni-s'amuse tsara ihany sans pour autant chercher les autres! Ny ambiance aloha dia tena au RDV mihitsy na pendant na After na dia somary teritery ara-potoana aza
  22. Tounga chou ary CATCAT e!
  23. Nenà zao le daba vaovao no tiko ho fantatra hoe manakory
  24. Malgré le nombre de voiture croissant dans RBR il a celle qu'on préfère et celle qu'on déteste et celle qu'on arrive jamais a trouver le bon reglage! Ainsi je pense qu'il n'y a pas de mal à se donner des reglages et ses appréhensions ainsi que ses déboires
×
×
  • Créer...