Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. TsitsiGalli

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    ny tsy azoko amin-dry lerony reny ngeh dia efa fantany tsara fa mikatona ny lalana nefa mbola lingitra misitrika lavitra any ihany e! r'efa fantatra fa tsy ho tratra maninona raha nandeha tongotra? misy aza moa ny sasany izy indray no mitabataba par contre ny info azon'ny gendarme ôtrany tsy dia henoiny firy fa r'efa mikatona ny lalana akaikin'ny balise dia ampy azy izay fa izay any tsy hivadihany ati-doha akory.
  2. TsitsiGalli

    trophée Mamykely

    Décidement, c'est pas demain la veille que ce satané ecran bleu va me couper mes rallyes! le temps de valider la 7è SS le voila qu'il me sort un portcls.sys avec vidage de mémoire physique pffffff Sinon, la bagarre reste dure entre Hajax, Andrianoa et Aizae, j'aurai bien aimé suivre Rads de près mais le pc en a voulu autrement, quoique ils vont vite les gars avec une voiture qu'on a du mal à contrôler, tantôt sous-vireuse, tantôt survireuse et même avec une couple à 800, le moteur peine à monter en régime et dès qu'il monte vous seriez face à un virage ou une épingle.
  3. TsitsiGalli

    trophée Mamykely

    Sarotra ihany ny prise en main an'lery an, fa dia tena mitovy amin'io lazain'i Radizn io mihitsy le sensation e!
  4. TsitsiGalli

    PREMIERE MANCHE MRC #1#

    Félicitations au vainqueur, ainsi qu'à tout les participants ce fut une belle bagarre, et aussi à tout les spectateurs qui sont venus à l'animation "vavahady mena",
  5. iny indray lesy no tsy hitako ka, tena mahita lazaina mihitsy elà ty an
  6. Hatreto aloha izany no tapaka dia miaraka mankany amin'ilay toerana hanaovana animation ireo izay afaka ny asabotsy hariva, ka ny fotoanan'ny eikpa MADACOX dia amin'ny 16:30 no miala eo amin'ny PC, ka tsy haiko ireo hafa na hanaraka an'izay aloha na tsia.
  7. RIP lesy baina, dia mirary fihononana feno ho an'ny fianakaviana iray manontolo sy ny RPRT
  8. Izao ny tatitra araka ny fivoriana niaraka tamin'ny MADACOX omaly, ny Sono sy ny estrade dia entoany ary ny animation dia ny Team SO6 sy ny Rallygasy no miandraikitra azy (temps, jeu divers) ankoatr'izay dia hisy DJ avy any amin'ny Madacox hanao animation, ilay resaka pom pom girl rehefa tena nodinihina dia nipetraka ihany ny fanontaniana hoe inona mazava no tena hilana azy? tapaka ihany koa fa ny asabotsy hariva après shakedown no hijery ny toerana miaraka amin'ny Team SO6, no sady tonga dia hanao installation izay mbola tsy tapaka mazava hoe amin'ny firy ny fotoana Ankoatr'izay dia mbola miandry ny antso avy any @ ZAIN amin'ilay goodies
  9. mahazo manararaotra maka an'ireo koa ve rariva ô?
  10. TsitsiGalli

    peugeot 504

    Dis beels, quand est ce que tu pourras donner des cours sur Zmodeler?
  11. Tena vô mifoha mihitsy dia mi-poste an le 4 roues zany ve style synchro sa tena ketrika hafa mitsy?
  12. ça en fait des soupapes an! mba tantarao kely koa aloha ny liaison au sol e! innn koh ny tralala mbola ho ataon'lisany ao?
  13. TsitsiGalli

    peugeot 504

    efa miketrika moramora an'le Zmodeler aloha fa tena mbola savl foana amin'ilay manintsy an'ilay poly eo @ front e! elà ngah tsy afaka manome cours pratique e?
  14. TsitsiGalli

    peugeot 504

    Andramo: Midonlod fichier sous 3dsmax Importer dans zmodeler Exporter sous format RBR .sgc >>>zay no fika hitako Tsika zao mbola any am fianarana modelisation fiara sous Sketchup an! misy exportation fichier 3ds ihany le izy fa tena tsy avôkan'lery mihitsy ao am zmodeler dia ngamba tsy maintsy hijanona Zmodeler fotsiny ihany. inona avy ny plug-ins alain'là lety?
  15. TsitsiGalli

    peugeot 504

    Zay mba nanaraka an'le tuto zmodeler io fa vô any @ config d'efa tsy mitovy koh! sinon manandrana mi-combiner sketchup/zmodeler raha hiety na tsia
  16. Ny tenanay koa dia mba miandry ny hi-poster-na ilay tapaka parsi satria tsy afaka tamin'ny ora farany noho ny asa izay tsy maintsy niantsona tampoka (hatramin'izao ora hitenenana izao mbola miketrika foana) dia mamerina ny fialan-tsiny ihany koa fa tsy afaka. d'ici les absents n'auront pas toujours torts, ils seront carrément out
  17. Hazavao misimisy kely fotsiny kosa e! participation sns
  18. Voici le planning qu'on pensera faire 25 juin: 12:00 Discours d'ouverture + Défilé Madacox et autres clubs 12:30 Open Run cox 13:30 Open Slalom inter marques 14:30 Run cox 1er Manche + Ouverture Karting Grand public 16:30 Defi Run entre marques et vw aircooled 17:00 projection ecran géant Foot avec jeu Tombola 17:30: Arendrina 18:30 1er Manche Slalom Cox 19:30 Grand spectacle animé par plusieurs artistes 20:30 Feu d'artifice+ Spectacle Son et lumiere 21:30 Cabaret + Cinema 22:30 Boite de nuit le 26 est encore à définir selon le nombres des clubs participants
  19. Araky ny efa voalaza atsy @ post hafa atsy dia hanao hetsika ny MADACOX ka mangataka ny fampiana avy amintsika amin'ny fanatanterahana izany ka eo @ lafiny ara-mekanika no tena tadiviny amintsika (mandray temps sy manao classement) Raha misy ihany koa mazoto hampanofa ny matos + PS hanaovana concours RBR dia vonona ry lerony ka dia miandry ny valiny avy amintsika tsirairay avy izany
  20. Ho ezahina mirary ny vidim-pidirana izany hoe 50.000 fmg les 2 jours fa izay tsy ho any raha tsy ny 26 aloha dia voa mafy satria mandoha 50.000 fmg ihany
  21. Dans le cadre de l'ouverture de saison 2010, MADACOX invite tout les passionnés le 25-26 juin prochain au SRK Imeritsiatosika pour deux journée de détente et mécanique. Au programme, il y aura des défilés des club présents dans la capitale, des expositions mécaniques, Run, Slalom, Karting,camping, spectacle, cabaret, projection video, Jeux vidéo, et les petits ne seront pas en reste car une parc d'attraction leur sera mise à disposition. Et vue que c'est la célébration de l'indépendance, les Feux d'artifices seront aussi de la partie ainsi que les traditionnels arendrina et un spectacle Son et lumière. la manifestation débutera le 25 juin à midi et ne terminera que le 26 juin à minuit.
  22. TsitsiGalli

    calendrier général 2010

    Mafana ny adi-hevitra ary misy fahamarinany daholo fa zà kosa indray mahita hoe tokony asiana formule hafa mihitsy ampiarahana amin'ilay fanenjehana norme (style rallye régionale) mba hampivoatra tsikelikely ireo tia an'ity taranja satria ny zavatra mibahana foana dia resaka ara-bola, ka mahatonga an'i CB hiteny hoe na te hiazakazaka mafy ary tsy voatery hitovy daholo ny tongotra sy tanana
  23. C'est vrai que les absents ont toujours torts, mais promis la prochaine sera la bonne en tout cas félicitations au vainqueurs
  24. Any am reco zany zay no hanenjika e!
×
×
  • Créer...