-
Compteur de contenus
1 496 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
-
La tu marques un point. Fa na izany aza mila jerena ihany kosa ireo activités izay lazaina fa accessoires satria misy amin'izy ireo no mbola andrasan'ny olona anie e! ohatra ny Saut 6, ny animation SS ireny zavatra ireny raha tsy miara-mientana tena sarotra ihany ny hanao izany raha tsy isika rehetra no miaraka mivondrona; NA IHANY KOA, dia tsy mivoana intsony amin'ny nifankalalana voalohany, mijery Rallye dia miaraka eo dia manala azy D zay, izay afaka dia afaka izay tsy tafa atao ahoana moa fa tsy hifanomezan-tsiny; Par contre raha toa kosa ve ary isika ka solliciter-ny olona handray anjara dia inona ny fanapahan-kevitra ho raisina?
-
Salut Jiaby eh
TsitsiGalli a répondu à un(e) sujet de T//driver dans Présentation des nouveaux membres
-
Zà manokana aloha ry zalahy dia miteny izao hevitra izao! aleo tsy manao toy izay manaonao foana! koa araka ny didy hitsi-volana izay mety hivoaka noho ny hamehahana dia: -Ho an'ireo efa voafidy fa hanampy ny RG amin'ny fangalana sarimihetsika dia tsy omena tsiny izy fa adidy masina izany, -Ho an'ireo izay tsy afaka noho ny antony maro samihafa sy ny adidy aman'andraikitra izay miandry azy amin'io daty io satria ny fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona dia tsy homena tsiny ihany koa izy - Ho an'ireo izay mpikambana ihany koa anefa KA mandray na (mety handray) anjara amin'io rallye io dia vitao hatramin'ny farany ny rallye e! Noho izany antony maro izany dia tsara raha tsy asiana fanomanana na fikarakarana miavaka FA KOSA afaka miaraka mijery daholo ihany ny rehetra ho mariky ny FIARAHANA izay niantombohana, Na izany aza NEFA dia tsara ho fantatra amin'izay hoe mbola ho tohizana ve ny FIARAHANA MIKARAKARA ZAVATRA sa Tsia ao aorinan'io ho antsika mpikambana tsirairay avy sa efa azo ampidirina any amin'ny arsivam-pirenena ny ?
-
-
-
-
-