Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. TsitsiGalli

    3ème Manche RBR live

    je pense que la date du 31 juillet est bon
  2. Tena ôtrany tsy milamina ihany le ketriky ry lerony kle, tô mbola misy bug satria amin'ny session hafa tsy misy mihitsy
  3. TsitsiGalli

    Asaramanitra :t6: 2010

    Tena efa resy largement-ny Boum izy kosa tamin'iny an!!
  4. TsitsiGalli

    Slalom MSA

    miala any indray ary le pro an
  5. TsitsiGalli

    Asaramanitra :t6: 2010

    Les absents auront toujours torts e! izay no azo nambara dia tena gaga mihitsy tokoa fa tena tsy nety ni-rupt mihitsy an asa azon'ilay nivazavaza teo amin'ny micro ngamba!
  6. Misy fusée ihany le S2000 kle, aiza koa ny hafa amin'ny manaraka e? le skoda koa ôtrany tsy mahasosotra ihany. Riry le mila mividy montre fa diso lera foana
  7. bigbang>parfois il faut retourner au source e! le caliver est fait pour ça Riry>ao tsika mahita azy e RO IRC gasigasy
  8. C'est surtout partager la passion et la satisfaction perso fa raha ny hoe VIP klou, otrany tafiditra n'aiza na aiza fôna ny oul koh (rah vô mahita mena sy mainty midorehitra tonde OK fa ç'est mon avis perso disait Tito
  9. Tena manina ny session public niharahana taloha ry zalah dia hanandrana anio raha mba misy mazoto na tsia a! 20:30 heure locale ilay izy ary tsy asiana mots de passe, 6SS eo antonona tsara!
  10. TsitsiGalli

    Asaramanitra :t6: 2010

    Fa iza avy moa izany le sympathisants??? betsaka ihany manko raha ny eritreritro an club virtuels + clubs rallye + club midera. amin'ny firy ihany izany no mila tonga any @ prez satria tsy maintsy mbola miasa ny maraina? Samy mitondra izay ho entiny ihany ve sa ahoana? ny ato an-trano klou favorable am le samy mitondra fa le Tany Ankadindratombo iny kosa ngamba tsara ataon-tsika koty ôtran'iny ihany ra prez e? KGB>mandeh amin'ny TV direct anie lety ny Afomanga sy ny bôl e! ka asakasak'ela z te hiharitra embouteillage klou.
  11. TsitsiGalli

    Asaramanitra :t6: 2010

    TsitsiGalli et sa tribu vont viendre e! ny resaka SONO koa izany efa OK (ampli+baffles+micros+divers fiches pour eventuel clavier) +1 mihitsy MKR amle tany ankadindratombo
  12. TsitsiGalli

    Asaramanitra :t6: 2010

    Hiezaka hi-convaincre ny tribu ho avy aloha amin'io e! resaka SONO, raha poins d mety afaka mitondra SONO any ny ekipanay (tribu io) avec micro ampli, baffle et animation (tsy DJ bongolava) DJ et karaoké
  13. TsitsiGalli

    Rallye Asacm #2#

    Félicitations aux vainqueurs et un grand merci pour tout les participants de nous avoir données de beaux spectacles tout au long de ses 3 jours.
  14. Isaky ny mihetsika izao lesy d tsy eto foana izany fa mba sao misy pro tsy amin'ireto daty ireto a?
  15. Mba isao toerana 1 any koh ra prez a
  16. TsitsiGalli

    Rallye Asacm #2#

    Zà efa nitondra an'io im-betsaka mitsy an, fa t@ RBR
  17. Radem à 7:45 (précis an) tonga eny ny tenanay hametaka sticker
  18. TsitsiGalli

    Volant

    Un petit image de tout ça sera le bienvenu
  19. Am firy eo am Esplanade ny zoma ry zalah?
  20. Hatreto aloha izany Zoma afaka tsara (ny congé efa tafapetraka) ny asabotsy tokony ho afaka fa ny alahady no tsy ho tafa, le resaka fiara indray misy azo negocier-na any fa miankina amintsika ihany
  21. et pourquoi ça? à la limite ne pourrait-on pas brancher une quelconque tacho?
  22. Le tacho je le mettrai plutôt dans ma voiture par contre le GI max et le Rev burner ira très bien avec mon écran
  23. TsitsiGalli

    Surprise sur prise

    Tô efa misy mahita an'itony sahady ny rbr ny sasany?
  24. Effectivement c'est très intéréssant, mais comme Tito, je pensais que t'etais à Dago donc on compte sur toi pour faire les commandes et nous les envoyer ici après, en fait ça coute combien? j'aimerai bien voir l'afficheur de vitesse sur mon ecran
  25. TsitsiGalli

    Jacky Gasy

    Zà koh vô tam alarobia no nahita an'io fa ôtrany mety ihany le izy raha tsy natao an'io ny lohany fa io aloha zany dia BML na 4LW e! Par contre tena an'ireo bandy ireo zà raha resaka tolerie
×
×
  • Créer...