Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

TsitsiGalli

Membres
  • Compteur de contenus

    1 496
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par TsitsiGalli

  1. TsitsiGalli

    Photos Rallye TASAMM 10

    ôtsaôtsany fantako reo oul reo zany na ny lamosiny aza no hita an!
  2. TsitsiGalli

    rallye tasamm

    Fanampiny kely Tovonen Nashemy Nicky Dahery Legah Mamykely Tovonen Fidy Honda be Olivier
  3. TsitsiGalli

    rallye tasamm

    MAx Hents Olivier SangLL Sisi Bobo Jr Jojox Sisiberg Tovonen
  4. Hatreto aloha izany izahay sy Dadaf ary Toon (madacox) hiezaka ny hi-couvrir ny section canyon photos vidéos (cam 2 + apn maivana) fa ny alahady tena mbola tsy azonay veroka mihitsy le plan
  5. le izy anie tsy nisy Mdp ry poulet e!
  6. Beels aza adino ny milaza mialoha eto ny ora hisian'izany ô
  7. TsitsiGalli

    Slalom

    Mazava ho azy lesy zany a! fa ho sokafana eo daholo ve le motera ho hita? manadio fotsiny anie io fa tsy hoe miketrika tampoka e!
  8. Le fiandrasana ny sasany manao reglage aloha tena mampitaintaina be satria tsy fantatra tsony hoe iza no tara e! par contre le Live Time tena milay fa somary manimba concentrement b le izy! fa globalement mety ilay izy
  9. TsitsiGalli

    Test Serveur

    Nety tsara ny test serveur omaly ka! raha ny fahitana azy aloha dia haingana kokoa ilay izy noho ny Rscenter no sady maniable tsara tsy nisy bug mihitsy ny fomba hi-gerer-na azy ho azontsika ampiasaina indépendamment ngamba sisa mila ketrehina tsara (problème IP) fa raha atao local ilay izy tonga dia poins tsara mihitsy! ny Chat koa mandeh tsara no sady haingana je dirai plutôt ajouter les ports TCP 47623 et 47624 et donner n'importe quel nom RSnetworkServer.exe n'est pas utile pour les clients, il n'y a que l'admin qui gere ça en occurence Beels 6- mettre un raccourcis de RSNetworkClient sur votre bureau 7- Lancer RSNetworkClient.exe (et non Rscenter 2010) 8- suivre la procedure ci-après (dans le document Pdf) http://jim.wrt.free.fr/rssock/Help/RSNetwork_Client.pdf Proposition kely, tsy afaka miresaka amin'ny Papy Jim ve isika mba hi dedier-ny espace kely hanaovantsika serveur online??? dia manainga ny hafa ho tonga indra amin'ny session du 5 aout!
  10. connection failed klou hatreto
  11. aiza no maka RSNetworkServer fa tsy misy le aty ô
  12. Bon, ho hita eo indray zany klou rariva
  13. Sambatra lesy lisany a! marina e! ngamba hanandrana hiverina clavier izay androany ka! fa atoroy anay ny demarche rehetra e
  14. Mba ataovy betsaka ny sary zalah fa zay any tsididy tsy mahita n'inn n'inn mihitsy a!
  15. mba asio combat S2000 kely lesy raha mety a!
  16. Indrisy mantsy fa efa hitan'lisany ihany ny calendrier-ko e! fa dia manaraka hatrany foana !
  17. Et bien moi j'arrive pas à suivre vraiment ce qu'il faut faire au niveau du S1_mesh et l'utilisation du fameux SASPlanet, et pourtant j'aimerai bien mettre la vue réelle du SS sur mon projet
  18. Mba asio session bis ny sabotsy alina amin'io realistic io fa androany zay tsy afaka e!
  19. TsitsiGalli

    Slalom MSA

    le 505 kosa tokony navadika tank mitsy k
  20. tena tsy azoko zany baina ah!!!!!!!! adinon'lery lesy no nanome le lien hafahan'là mi-telecharge anle replay a!
  21. Mety aminay zany e! fa manentana ny rehetra handray anjara
  22. TsitsiGalli

    Slalom

    merci am le photo e
  23. TsitsiGalli

    Slalom MSA

    Nahafinaritra ny slalom ary hisaorana ny mpikarakara sy ny mpandray anjara rehetra ary ny mpijery e! santatra am-bava rano iny ho anay fa amin'ny manaraka manao misimisy e! dia félicitations ho an'ireo vainqueurs rehetra koa
×
×
  • Créer...