Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    Les photos old rallygasy

    efa mverina lamody ndray io amzao ka, le clio ....UB le ex Joda iny zao entina mientsena eny Behoririka sy Conquette, taloha 205 ex Nashemi mvoka alina eny Analakely,...
  2. Dzaomalaza

    Les photos old rallygasy

    Tsy haiko raha ny masoko no voa fa otran'tsy mahita arceau aho anatin'le Cinq's sa tam itony mbola le hoe vam entina miasa ihany no hanaovana rallye Le 305 koa otran tsy misy copilote Ity ndray sary nalaiko tao am ny page Facebook n'i Maximumattack fa otran tsy alefan'lery de avokako (aleo miera ihany aloha am droit d'auteur)
  3. Sad efa nanafanafatra mitsy ry lerony hoe mba antsoy rehefa manao meeting lisany. Sady ireny nge spons e
  4. Aleo am ny herintaona mitsy zany trophé propuls zany fa zay zao mbola vo mianatra sady ny anay ny propuls mbola mdodo ao am garage raha tsy hoe misy mampindrana ndray ngamba
  5. nafnaritra be les session, isaorana bdbd Chief Insructor sy ny tompon'ny fiara Namay sahady ny daba ny harivan'iny ihany eran'ny tanàna nanaovana révision
  6. zany ndraindray le makarary fo an
  7. mafy mitsy ireny bac à ordure ireny ka. le 305 fanaovanay gymkhana any Arivonimamo iny ndray tam vo azo. nenjanina be teny am digue dia noho ny tonga teo amin'ny arrêt 194 andeha hivili any Andranomena dia tsy tafiditra fa tany amin'ny bac à ordure no nifatratra http://www.madanight.com/madagascar-reportage-photo_849_156.htm
  8. tongasoa saol zany ny type I bdb. Mafnaritra le passion sady rombotra tsara daol iz zany
  9. mbola aircooled foana ve izy amzany ampiana radiateur zany
  10. R19 aza nalain'i Hondabe koa nefa naika nalaiko tam titou
  11. efa naika hosokafako ihany ity topics ity fa nataotra so d lazain'lisany fa zaza maditra satria efa lafolafo ihany ny écolageko tamin'io resaka io. Alefako tsikelikely eto ihany ny tantara. Tam mbola tsy nanana permis dia maka sy manatitra vam any am parking ihany no azo atao dia amin'iny no manitakevitra dia tonda lavitra mihitsy. Nandeha mafy be nidina an'Ambatomena amin'iny ambassade de France iny ary tamina 205 SR (fa 4 corps) dia nidépasse vam nefa le pavé nalama be fa avy ny herika dia nanao tête à queu dia nidona tamin'ny trotoir ny train arrière dia lasa / / Alaina sy aterin'ny chauffeur koa taloha rehefa mande mianatra dia omena sosy kely izy dia avelany mtondra. Le 4x4 Rocky taloha ireny ana société iony daba an. Am firavan'ny mpianatra be olona be iny no nistyle nanitsak teo akaikin zardainan'Antanimena dia nandona olona dia ntsoka fa avy eo tratra ihany fa tsisy tsy nahakobo an le izy ny mpiaramianatra. Tamin'ny 2004 ndray, tamin'ny andron le Rallye jeune Total iny (tandremo hono so taitaitra ndray Boom mahita an'io), lahady ny course dia alarobia hariva tsy nibosy dia nkotrana tao lazaina fa noho ny hiala teony hariva dia sady vaky ny pare choc be (Golf MKII io ny vam) no nidéjante ny pneu. Tara be vo tonga tany amin'ny réunion d'Info tany am conquette ny harivan'iny fa mbola nanambotra pneu. Gaga daolo ny olona tao tamin'io hoe iny ty golf vizana be sady feno vovoka no milanja pare-choc eo am devant ty
  12. Dzaomalaza

    RALLYE TOTAL 2008

    Raha sendran'zany am le special otrn'eo maharidaza le misy sampanana 7 dia loza. Izay be specta ihany no arahina
  13. Dzaomalaza

    sary insolites na crash

    Bandy akama le! Tao vontovorona io an.
  14. nisy an'ireny ihany moa tany dia tsy navoaka tam le concours
  15. Ary ataon'lisany inona daolo lty reo daba prépaka eo tanàna ireo. Aleo le 205 io mba lakon'ny bandy ndray fa otran tsy misy mtondra tsony izy vo niova golf lisany
  16. Tonga soa e, efa taitra ihany a nahita an le loko hoe so die tsy 1200 ary i fa le gold bomba be iny
  17. tonga soa Check a, efa renay ny lazany le golf tamzany an! Gasy Powaa reprezent any zany
  18. ny deusaka zany bonbon voanjo?
  19. raha mtady perf MKI koa nge no tsara amin'ny resaka poids e
×
×
  • Créer...