Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    De Anders/Veroo

    mazava tsara!! Deraina le Fair Play
  2. fa nga tsy hoe Skoda e! ho hita eo zany ze famarinany e
  3. 2 numéros no possible napetany taminy 1479TP na 4145TL, fa tsy hay raha nahazo paps hafa izy
  4. Kopy elà, izy indrindra, Dia tam voalohany aho naika haka an le vam tao dia nolazaina hoe masiaka be le tompon'le toerana dia tsy tafiditra ao raha tsy miarak'am le bandy dia aveo niverenako tao dia tsy tao tsony le izy, Ny ligne 4dans 1 sy ny poulie réglable ary ny arbre à came Shrik efa napetany tamina GTI hafa
  5. au fait, on a droit à combien de photo?
  6. soumission Laza rallye Jovena à Vontovorona
  7. Dzaomalaza

    Nirina58

    Zay koa partant amzany, aza mataotra lisany fa tsy hilazatsika ny gazety e
  8. Ok lesy Efa nisy ihany nanenjehana azy dia efa nanaiky namerimbola izy sainy 50 mil isak ny mfanena ny omeny d tsy hita zay hanaovana azy sady lery tena bandy akama (taloha)
  9. Mlay zany rehefa tafiditra ny bandy. Le MK1 ako zay le any Gascom taloha, nalefa tany amna (pseudo) préparateur hoe hanovana rallye tam 2003 dia tsy hita hatramzao
  10. admis ao am le club ve raha tsy manana MK1 fa hoe nanana taloha fa very?
  11. Il est bien doué pour ce genre de truc, une fois sur la speciale d'Imerikasinina, j'étais toujours en reco avec lui et Mamy Kely, après la longue descente épingle sur épingle il y a un saut aveugle où l'on ne vois qu'un mur de talus. Lors de la première speciale, j'ai fait la surprise à mon copilote qui n'était jamais en reco ac moi et qui lisait mes notes. Il a failli faire dans son pantalon
  12. ce serait un peu dificile avec une 404 avec le levier de vitesse au volant
  13. Dzaomalaza

    RALLYE DU BOINA TMF 2008

    je pense que la sanction pécunière n'est pas suffisantes. L'année dernière TMF a également annulé l'organisation d'une manche de run mais l'affaire n'a eu aucune suite
  14. Nitaingina Célica an Mamy Kely tsisy bride nanao essai tany Manakavaly dia aveo nidegobatao anaty casque no mbola record ko, ankoatrzay tsy ferana ny gorisagorisa eran tanàna isak ny avy miasa amin'ny alina
  15. Dzaomalaza

    RALLYE DU BOINA TMF 2008

    Le rallye FMMSAM va (doit) se tenir, c'est le moins qu'ils puissent faire en la mémoire des 4 disparus
  16. Tsy ankanavaka io ka, Runmada aloha zao fa Asacm ny fototra niaingana, arak le teniko teo hoe rehefa misy kodiarana 4 dia mtabataba be dia efa poince Compte tour na Pizot io (205 plus précisément), tokony hietsika nedala fa tsy haiko ze blem any eo am 4 000tours
  17. Salu daolo Faly mahafantatra ity forum ity sy ireo passionné rehetra ato. za ndray raha vo misy kodiarana 4 dia mitabataba be dia tiko daholo. Ny rallye no tena passion ako fa niato kely aloha le izy noho ny enti manana dia any am run sy ny pointe madinidinka ndray aloha no manala vokona mandra pa
×
×
  • Créer...