Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. Dzaomalaza

    309 GTI16

    otrn tonga dia le vam mitsy no tian Thomas raha zao fahitako azy zao.
  2. Dzaomalaza

    www.rallygasy.tk

    Samia mividy La Gazette daholo aza radem mercredi e! Dia enga anie mba ahita vam miarak'am logo an gazety zay any am-championnat RBR any
  3. Michigan>>Misy type 1 GTI 3 portes lty any am bandy any a. Avy nirehitra le izy dia efa voaloko, efa azony daolo ny pièce rehetra fa mamelona sisa no tsy vitany fa mbola manenjana kely lery am le prix. Raha nisy S aloha za nasiako e
  4. Alefa miadana ka, mbola sahirana kely amzay deusaka kely zay koa a zao dia tsy mbola any ny budget Tsi²>> Raha resaka tuning aloha dia ilay Alfa Bertone menamena dia avy eo lasa Jaune (Ankazomanga dia avy eo Ankorahotra) no tena mampiaiky ahy ny extravagance ny e! Indray mande zay io hitako nanao Run tao am Palais des sports dia nihomehezan'ny specta fa adinon'ilay Pilote ny frein à main Za zao malahelo mihitsy isak'ny avy manatitra mpianatra mandalo eo Anjanahary (en face cimetière) fa misy Alfa GTV6 2,5L Mtskasina fotsiny eo. Il y a quelque mois nefa mbola tazako nandende io daba io. Misy soratra A Vendre izy zao hoan'izay mazoto hanao restauration
  5. Vend ressort Eibach pour Golf II (tsy haiko raha mety am type1), neuf sous emballage izy 4 (avant et arrière) Prix d'achat 450Euros Prix de vente: Braderie
  6. sali an! Tonga soa e. Voa avy nosasanamihitsy le golf kely zany alohan nalaina sary an
  7. Dzaomalaza

    309 GTI16

    Marina fa mpiondana VW daolo tsika ato fa alefako eto ihany le annonce so d mba... Vend 309 GTI 16 NM, 4 portes, année93, VE, VC, JA 15", Echap Sebring, intérieur cuir. Mora be
  8. ny ao am tanàna zany italianina no tena ondanana otrn ny any am Nirina 58 sy ny VW Le ao antaninandro zany aloha mbola tsy koboko fa eto mbola bdb ny tranainy nefa mbola mjoro tsara otr'n le Fiat 500 grenat plaque vert sy ilay fotsy eo Ankadifotsy. Fiat 126 zay no vam tao an tanàna voalohany, bi cylindre 600CC le izy fatapera mitsitsy Avy eo nanana Alfa 2002 zay dadabeanay nanaovany Taxi, tamzany tsy dia olana ny lasantsy satria 2L V4 4 corps no nanaovandrazoky Pikla. Dia indray andro, nandende teny ivato teny rabaininay dia noho ny nody tany an-trano izy Gaga be zay fa nariany tany ny Vento (io irery ny daba tao an tanàna tamzany an!) mbola masaka be fa Alfa Spyder décap (moteur 2 litres double arbres à came) efa tranainy be zay no nientiny nody. Heureusement, ,ny jante n'lay Vento. Maty pompe le izy zao dia tsy misy manambotra fa mihinana be (presque 40L/100) Farany Alfa 156 GTA no dernière acquisition an'ny tao am tanàna. 5 000 éxemplaires fotsiny ary unique teto Mada. Vao tonga ny daba dia nfandimby nakao am tanàna ireo tena puriste ntady hividy azy saingy hoe aleo aloha mba hakana fafiny kely. Nanomboka nanadàla ny sonde ny nedala dia maty hoazy izy rehefa entina dia hoe aleo alefa ihany sady olona mahakarakara sy mahavidy pièce no naka azy (représentant an'i Alfa eto ihany). Nalahelo ihany ny bandy noho ny lasa le daba, latsaka kely mitsy ny nefa namboarina ny saina hoe tsy maintsy mahazo solony. Mino aho fa tsy ho ela. Ny fanirina dia ,a Brera na 147 GTA (ho avy tsy ho ela ny sarin'zany rehetra izany)
  9. Dzaomalaza

    www.rallygasy.tk

    Ilazako ihany lisany am date de parution (mercredi ngamba) dia iza am ireo no sary avoaka
  10. Tonga soa eto amin'le forum tsy mialonlafy na dia VW aza no bdb ato e
  11. Dzaomalaza

    Les photos old rallygasy

    am le vidaka an! mechant be le golf
  12. Dzaomalaza

    location

    hanao réservation am cox ahona elà? Fa nga moa tsy ny cox anla no resaka etsy ambony etsy, za zao dia tany no nanao réservation.
  13. Dzaomalaza

    www.rallygasy.tk

    Raha manaiky ilay nanoratra azy dia copier-coller fotsiny io dia mvoka e
  14. tsy mbola hisy atahorana zany fa mbola misy iray volana ny prépa e! efa tonga ao amin midex ao koa nge hono le culassin'i 16 e! efa tsy andriko sahady ny ametahana azy sy hanaovana essai
  15. Tonga soa e! Mafnaritra be le split fa tonga dia be no nanaovan'i ngah azy sady mbola tsy hitako niodina teto am tanàna mitsy ny entana an
  16. aleo r'i Peno raisiko le initiative zany e ato ndray zany ny post an'ireo mrevy daba italianina na récent na tranainy na koa hoan'ireo mieritreritra hanao restauration
  17. Dzaomalaza

    location

    Otrn'efa feno zany réservation amin'ny cinq's zany (izy 2 ve?) dia any am ze manana cox ndray a zany no manao réservation ( Tsi²) . ilazao mialoha fotsn am prepa dia ifandrombonana e
  18. aleo ngamba tsika mtsam zany hanao post vaovao resaka Fiat sy italianina en général fa za koa ten an io
  19. Dzaomalaza

    www.rallygasy.tk

    Fa ny tena nefa zay sady te hijery le superspécial voalohany no te hanenjika Vontovorona
  20. aiza ny misy hoe tsy tiana Emsics>> Eny ambotrmanjaka eny ihany tsika no manandrana azy rehefa mlam izy, eny efa hay hay ny piste
  21. miady aminy azafady raha tsy diso aho moteur PRV koa ny 605. Si c le cas presque tonga dia miady daholo ny pièce
  22. an'i Donné le copilotiny saingy vizana be ny vodiny nodomina 4x4 tany Tamatave. Efa manarina tsikelikely ihany, efa vita ny dressage fa le lunette arrière no tsy mahita. Efa 5 ans io zao tsy velona dia mety efa maty zay ny pompe
×
×
  • Créer...