Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Dzaomalaza

Membres
  • Compteur de contenus

    942
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Dzaomalaza

  1. c'était pas des villagois mais des spectateurs. Le canal amin'iny làlana iny koa tena piège be e! le comportement an le vam manampy trotraka. Zao a cause de nous hono dia tsy hekena intsony ny arceau miloko rehefa hanao homologation Le 2009 aloha tsy maintsy manavao indray zany satria daba vao² sy copilote vao² fa lery tsy mety hanao copilote intsony hono
  2. Dzaomalaza

    Slalom ACCT-Team SO 6

    misy hoan'ny rehetra le ka! sady tsy reraka lery satria un certain Papy Biega no manatitra azy fa tsy le original raha 20 zany koa va me mety satria misy prise en main kely aloha an! gravy be zany N°001 zany ry prezdà an aleho faraparany ihany fa M9 nge e!
  3. ny vendredi aloha zany tsy dia afaka namely loatra fa nivaha foana ny boulon amortisseur. après an le PR, nahazo potion magic tany am Nirina 58 vo nilamina ny blem. Vao niainga teo am slalom samedi matin dia hoe ndao andramana gidraina aloha le daba dia ho hita eo raha manondrana. Kanjo surpriz be fa voanay 2sec i Tax dia corazy be sady tsy niontsona le daba. sina amzay zany ny mot d'ordre dia à fond partout, raha jeu ny natao dia ngamba maitso foana ny lokon'le évolution Après croisement ankadinandriana amzay dia mbola tsy nanala ihany tam le déscente avant gauche 140 iny kanjo nisy boay kely 2 niampita dia nikropaka dia nahazo an le tremplin kely avy dia niainga ny vam dia ni piqué du nez dia lasa mazay ny tonneeau bdb. Tsy mahita intsony afa tsy lanitra aho dia bozaka nifandimby teo sady ela be le izy vo tapitra. Ny tena henjanan dia tsy voalanay le boay kely fa dia voadingan'le vam tam saut Mbola tsy nahita otrn'iny aloha za hatramzao
  4. Dzaomalaza

    Slalom ACCT-Team SO 6

    +1 be mitsy zany 7 décembre zany fa efa manao zay amzany 1er no tonga ny
  5. tsy zany fa iny aloha zao hatreto no tena sensation forte henjana indrindra hitako hatramzao
  6. tairo mba asiana concours indray aza ato am ty topic ty e! za zao sur fa lasako ndray ny voalohany
  7. le bandy manaraka ao aoriana hita mintsy fa tratran'ny magnetisme an' le eo aloha Le eo ambony aloha otrn'tsy hotesse zany fa agent de sécurité
  8. Dzaomalaza

    www.rallygasy.tk

    ahona lty hozy Joda
  9. antsoy fotsiny aho bain'fa mety mahasoa a! manana carbu solex 40 aho 4 corps miaraka amin'ny pipe sy train arrière ana 205 anakiroa fa tonga dia amin'ny 309. Tonga dia raikitra indray ny SO6 control raha mahazo an'ireo iny an!
  10. Tsy le hoe remboursé ou pas le izy, simba otrn zavatra simba rehetra iny fa ny déclaration tsy maintsy natao fa le namaliany azy mitsy no tena manome lagy. Ny pari amin'ny rallye aloha efa ela no nisy fa hatramizay entre pilote mfanindry amin'ny chrono isaky ny spegany le izy fa tsy mbola nisy lasa lavitra be hidiran'ny olona ivelany otrzao
  11. Dzaomalaza

    Commande Chemisette Team So6

    Nerone Isa: 1 taille: L Mety possible ve raha manampy écusson fotsiny ho zairina amin'ny combi
  12. ny parc fermé aloha tena tsy sécurisé à 100% e. Efa victime koa zay sy Mijoro tamin'ny R19 teo amin'ny piste "ACCT" teo Ivato. Natao plein le vam alohan'ny hiditra parc nefa tsy nisy afa tsy 1/2 tsony alohan'ny handray départ ny ampitso maraina Efa ato anatin'ny coup de' gueule ihany tsika. Ny anay indray le madame mikarakara ny assurance organisateur tamin'ny Rallye farany teo no tena nanome lagy ahy satria tamin'ny nanao déclaration an'le accident aho dia novaliany tsotra fotsiny hoe tokony nihosena le olona nanapaka zay vo miditra en jeu ny assurance nalain'ny organisateur
  13. vita iny ny rallye fa ahoana amzay ny sera tsika mtsam?
  14. otrn'hitako atsy am forum iray atsy hoe mtady train avant complet ana 309GTI ialahy? raha Proflex v mety sa?
  15. "MBOLA ITY AHO E!!!" Msotra rzalaha amin'ny fankaherezana fa rehafa retabli tataraina eto ihany ny zava nitranga e Tena misy
  16. So dia ireo lty no tena ^poisse tam le vam
  17. revy tam bandy kely reny,zao efa misy exigence kely ny club rehefa tsisy spons
  18. Dzaomalaza

    MRC 08

    enga anie!Hisaorana mialoha Hay hatramin'ny M9 zany be politika be otr zany
  19. Dzaomalaza

    MRC 08

    iny ndray nge otrn mtovy fona na mtondra i Veroo na i Lôlot, jereo am le Sandrine-Marc ireny fotsiny, classement mixte fona ny azy TVN>>aleo amzao le spécial fa mety zao e! kely kely ihany mantsy ny budget ana reco an'ny bandy, soa ihany fa tsisy Antanifotsy.
  20. so d possible koa amin'ny herintaona hoe P256 Gascom
  21. Dzaomalaza

    MRC 08

    zao ary lesy efa betsaka ny tsy faly am stratégian'i Sissi hoe Max no hilako
  22. Dzaomalaza

    Stickers TEAM SO6 2nd édition

    hatraty io, zay zao efa tsy matory tsony fa mbola bobaka be le pitsopitsony madinidinika tsy mbola mlam
  23. Dzaomalaza

    Stickers TEAM SO6 2nd édition

    aiza koa, nareo aza vo maraina be dia efa inscrit
  24. Dzaomalaza

    Stickers TEAM SO6 2nd édition

    fisaorana be dia be hoan 'ny mpikarakara. Aiza moa zany le fizarana amin'ny alakamisy sa mba azo vitaina any am remise des numéro alarobia alina?
  25. Dzaomalaza

    Rallye FMMSAM

    i Concept, rzalah zany lasa distributeur officiel ny Logitech
×
×
  • Créer...