Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Rajoù

    pifpaf

    Tonga soa eee!!! elah zany le mpiandry pifpaf eo ve?
  2. Tonga soa kosmic aaa!!!!! hihihi
  3. Rajoù

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    dia mankasitraka ny mpampiantrano sy ny teamSO6 rehetra (na bandy io na ts1) ary koa ny akama zay tonga tany eeeee!!!!!! Ny antsika moa zany dia ny masoandro mihiratra no mampalaelo e!!!! Vivemen la prochaine!!!! Fa le partager aloa mila fivoriana kely fa ts lasa aannnn!!!!!!
  4. 821 jojox no tokony pilote officiel fa raha mbola tapaka ndray ny jiro dia mandray depart 2408 Negrita eee!!!! sady ts Alpha no ts Zen fa neutre
  5. Rajoù

    WRC/// Portugal 2009

    Leo be Pribram S1 tompoko ny tenanay!
  6. Rajoù

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    je me demande les mecs si on arrivera a s'en sortir avant lundi matin à 8h (hande hiasa io an!) tellemen le programme de beels masteur est complet et alléchant! Fa za ho avy kaaaa!!!!!! hanenjika retard koaaaa!!!
  7. Rajoù

    WRC/// Portugal 2009

    Merci beels fa milay le izy e!!! tena oatran'ny mamaky boky mits a kle!
  8. Milay le skin an'leisany ry zalah aaa!!!! Za moa amzao mbola marary an-doha mamaky an'le tutoriel an-dra-Tsi2 fa mba te hahay koa e!
  9. Rajoù

    playseat Gvintsss

    tena mbola invest ihany izy zany ry zalah aaa!!!! fa tena hafa kosa aloha raha mahavita oatran'reo ee!!!
  10. Arahabaina elah ra Beels fa tena maistra a!!!! bon, resumé curitiba = tena caca! à cause de la coupure du courant, vita matavy le jojox nanao 2e pseudo avy eo, "Negrita" dia niova 207s2000 fa tena mbola ts aiko le RBR ry zalah aaa!!!!!! vraiment je me demande comment vous faites les gars: beels, Latva, peno, maximum attack, soaf, ...... tena trop leisany
  11. Rajoù

    Rencontre chez Nirina58 ce 07/03

    leity eee!!!! asivo mits ry zalah fa zay ts afaka tamin'iny aaaa!!!!!
  12. Rajoù

    Bobota

    Tongasoa Bobota a!!!!!
  13. Rajoù

    Les rallyes du soirs

    tena nilay iny session iny ka! sady mba mifanandrina @ henjana koa e!!!!! Ny anay moa dia mbola fianarana foana hatramzao e! Tena mitoraka sali amlah aloha zahay ra Beels a! manaiky e! trop be le ecart!
  14. leisany kosa eee!!!! mety possible kosa nge zany raha ts ni-abandonne ry zalah eee!!!!
  15. Rajoù

    Bjr

    oay, ary za kay mbola ts niarahaba an'i Nanouh tonga soa!! Tonga soa Nanouh aaa!!!! dia tohizo ny fahazotoana mitafatafa eto e!!!
  16. Rajoù

    www.rallygasy.tk

    VIVE RALLYGASY EEE!!!!!
  17. Milay be fa dia arahabaina ry izy mitsam a!!! En tout cas, c'est confirmé maintenant que vous êtes parmis les meilleurs pilotes du continent. Tena nitondra avo ny voninahitry ny sport teto @ tanàna e!!!
  18. kely sisa dia GO!!!!!! Raha za ngamb no tany oatran-dry zalah efa ts sasatry ny mi-pisy sy marary kibo amzao!!! ASIO ry zalah aaaaa!!!!!!!!!!!!!!!!
  19. Tena raikitra ty zany fa ts nofinofy tsony an!!!! Bonne chance ry izy mitsam a!!! ts moramora ny mitondra avo ny voninahitry ny firenena zany!!!!
  20. izao dia miala tsiny fa oatsan'tsy afaka 2m1 ary dia misaotsa sahady ireo solontenan-tsika
  21. ay ve nisy an'zao kozy zao tato e!!! milay dia arahabaina daolo ry zalah aaaaa!!!!!!!!!!!!!
  22. Rajoù

    Premier contact avec RBR, mba ampio oh!

    monsieur hents le RBR masteur!!!
×
×
  • Créer...