-
Compteur de contenus
628 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Rajoù
-
-
-
-
Recapitulation kely amle coticota kaly : Ny Voaray zany dia ireto avy : - Soaf : 10.000Ar - Nari9: 5.000Ar - Thomas : 5.000Ar - Mandimby : 5.000Ar - Big : 5.000Ar - Irina : 5.000Ar - Riry : 5.000Ar - Hents : 5.000Ar - Zah : 5.000Ar - Raloum : 5.000Ar - Emsics : 5.000Ar - CB+ : 5.000Ar - Titorabary : 10.000Ar - Jojox : 5.000Ar TOTAL 80.000AR Hifonako raha sanatria misy nanome nefa tsy tadidiko an! Ny vola navoaka indray dia toy izao : - Saucisse 10kg teo ho eo : 49.735Ar - Pate 2kg : 12.960 Ar - Mayonnaise 2 boites : 7.900Ar - Fromage : 6.000Ar - Mortadelle 500g : 5.559Ar - Charbon : 5.000Ar - Concombre + Tomate : 2.000Ar - Sel : 150 Ar hihihhihihi Total : 89.304Ar Nilay ny fiarahana! fa ny indro kely : Pate tapaky ny vilany no nentiko nody! Momba ny kozy nahasosotra dia efa tsy any amzany intsony satria efa herinandro vaovao ndray dia revy vaovao ndray!!! Mankasitraka antsika rehetra t@ fiarahana e!! tao ny niazakazaka, tao ny nanao live, tao ny nanao raharaha rehetra!!!
-
-
-
REUNION EXTRAORDINAIRE REGLEMENT V-MRC 2010 CE SOIR
Rajoù a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6ment votre
-
Sao adino fa i Welka koa t@ Asabotsy nanana proposition oe atao realistic le dégat. Ny hitako mahatsara an'io aloha dia mba tsy misy intsony le mi-suicide be reny e!!! Za manokana tsy dia tena manana soso-kevitra aloha hatramzao fa ny tiako ho marihina fotsny dia raha mety dia aleo le règlement apetraka tsy dia tena hoe hanasarotana zavatra be! Ny règlement rallyesim mantsy efa somary mavesatra ihany ka mety mahakamo ihany raha mbola ampiana zavatra bedebe ndray! Saika adinoko ty fa raha mety dia aleo atao coefficient 1 daolo le manche @ 2010 e!!! vita be mants izahay kle!!! hihihi
-
-
-
oufff be!!! vita ihany ny rallye na dia efa somary tara sy saingy tsy nandray depart aza ny team ORANGE!!! mankasitraka ny preparateur bigbang fa raha tsy teo leiry dia vita teo zay mitsam!!! somary nisy deception kely ihany ny rallye-ko satria noho ny tsy fahampian'ny reco dia ni-galère kely ihany!!! betsaka ny erreur sady nisy nampme kely le machine: ES1> nety tsara ny passage dia toa voalohany @ 2rm gasy izy zay raha tsy diso a!!! ES2> falifaly ery nandray depart dia nanitsaka kely kanjo tonga teo amle 2e Gauche 90 iny dia nifoaka anle panneau ka nivadika!!! tafarina ihany le fiara saingy mbola fanina le pilote dia nanao 3/4 de tour vao nahakobo oe ary ny sens lalana!! very secondra maromaro ihany teo!! ES3> ty special ty moa tena mapataotra a ka somary nitandrina be tamty ES4> teto ny loza voalohany!!! gorisagorisa sy patinage party ka in-droa nivadika sady nanao sortie maromaro ihany koa!!! nanomboka kivy kely teto oe zay no vita ny amko! ES5> zay le oe le malheur n'arrive jamais seul : vao niainga kely dia ni-ram be le ordi!!! kay ty mis à jour antivirus taitra tampoka teo. nipoipoitra teo @ ecran le fenêtre kely masosom dia déconcentré total dia nanao erreur, tonneau be avy eo dia tsy maints nanao demande d'assistance!!! very 30 sec mahery teo!! ES6> nanomboka teto dia nitandriana be ka very secondra par rapport amle fusé bdb eo aloha reo! dommage pour hents teto t@ le tps fa sur fa hilamina io! ES7 à ES11 dia niezaka nandamina mba hi-assurena point! efa sur fa tsy hahazo podium tsin! ES12> namita ny rallye les fesses en l'air!!! hihihihi!!! niditra arrivée en tonneau!!! avant reclam de hents aloa za 3e 2rm donc 4e definitif zany ny classemen-ko une fois le tps ES6 de hents re-intégré!!! Félicitation à tous les participants surtout à Stekam, Iante et Henintsolberg!!! mahery leisany!
-
-
MESSAGE IMPORTANT DE RALLYESIM
Rajoù a répondu à un(e) sujet de Soafikov dans RBR (Richards Burns Rallye)
-
-
VW golf Type 1
Rajoù a répondu à un(e) sujet de kirikou54 dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
-
temps non officiel fast and furious.
Rajoù a répondu à un(e) sujet de asterix11 dans News & Informations des Clubs
-
-