Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. Rajoù

    RALLYE TOTAL 2008

    Iza lesy io liva kely io ry Mikkah fa tsy kopy izahay an . Entiny lery amin'io rallye io zany v ? Ka ry mpanao baolina isany (geraldo, renaldo, rivaldo, ronaldo...) to mbola tsy apte hanao rallye mits lo zao . Ny kapiteny mits no mbola tsy mahay manetsika tenda fa mbola misy micro fractures mbola tsy sitrana atramin'izao. Tena giravy ihany ry zalahy lé mivadika amin'ny dava raha tsy manao casques sy harnais an. Lasa ny passion mits no simba b. Prudence ihany ary. Indrindra ry zalah mpanao application inscription en virage sur route Bandy vovo ono fa ef nanao in-1 lery t@ rallye voa-1 d golf moteran'lay Seat ibiza no ao anatiny t@ zay Zandrin'i Dahery io Liva kely io dia lay golf ex Dahery sy Haingo le nentin'leiry!
  2. io ve mo ilana fanazavana??? za koa letsy latsaka vao maraina nahita an'io lééééé spermatozoide be ty cox
  3. Rajoù

    Tweet

    Tonga soa e! Le SO6 crevette ndray ry zalah no tena mbola ts itako
  4. Rajoù

    randz

    tonga soa e! enao zany le golf mainty be 2l16 raha azoko tsara! Asio sary rapida sefo a!
  5. Rajoù

    RALLYE TOTAL 2008

    Miala satroka ho an'i His sy Maximumattack e Mahay leity leisany a!kozy e!
  6. Rajoù

    RALLYE TOTAL 2008

    Mija=Gasycom Mija=TVN samy M12 daolo zany na i Dom na i Mija? kay!!! miha-henjana mits ny concurrent eto @ tanàna zany! raha zao no mitohy ny deusaka sy ny golf ndray no ho vitsy isaky ny misy rallye raha ts efa zay aza!
  7. Rajoù

    Marsplit

    Mampalaelo zany leaza a! Fomban-javatra mety hitranga zany fa aza kivy manarina ramose a!
  8. Tonga soa e! Aza adino ny mandefa ny sarin'le fiara taizana ao zany e!
  9. Rajoù

    RALLYE TOTAL 2008

    de in koa ny akon'ny reunion d'infos t@ zoma tao ry zalah? equipage vaovao, fiara vaovao, ......
  10. ny ahy zao le petit feu fotsy jante ATS kely deport iny sy le 1.6GTI fotsifotsy TAD jante clio 16s no nolazaiko. misy anle petit feu maintso iny koa eo Ambodifilao fa ts mbola tafandalo tany za.
  11. zay moa zany ry zalah le manaraka ts lem avy ato aoriana fotsny amin'io Milay le hevitra barbecue, SO6, .... fa reketo e! za miantoka SARIBO
  12. Nataoko sur papier bristol ny ana dia un na deux exemplaires de efa ampy satria ts ho bedebe akory ny omena eny an-dalana.
  13. hehehe!!!!!!!!!!!! Misaotra an'i Nerone sy His e!
  14. Rajoù

    Ressort Eibach pour Golf

    taiky! lafo iany après calcul! ressort fotsny ts miaraka @ amort le izy zany?
  15. Merci Ra Hents an! Mety amko aloa le izy fa ts aiko leisany ry zalah! de samy manao impression tokoa moa zany?
  16. 16s kosa aloha mety kely iany raha hoarina @ VR6, T20 sns e! fa ny apoakany mety ho tantara surtout miaraka amle 4 dans 1
  17. Tonga soa e!!!! Mbola golf 1 iany! hehehe!!
  18. Milay e! Oatran'ny oe ts teto @ tanàna zany le sary Ary le mainty eo afovoany io mbola ts koboko le!
  19. Rajoù

    Rija (Catz)

    tonga soa e! Azo atao location tete de cortege mits izy zany ra -catz an! oatran'ny ts kasihan-dalitra oz le fitenenana!Tsara e!
  20. Rajoù

    Marsplit

    sabot aiza ndray ar zany?
×
×
  • Créer...