-
Compteur de contenus
628 -
Inscription
-
Dernière visite
Type de contenu
Forums
Blogs
Boutique
Calendrier
Téléchargements
Galerie
Articles Auto
Sites
Annuaire Auto
Petites annonces
Tout ce qui a été posté par Rajoù
-
-
-
-
-
Vita ndray iny ny rallye boeny!!! nafnartra le izy sady nahagaga fa toa za ono no voalohany @ 2rm! hihihihihi. Tena tsy nampoizina le izy fa zany oe ty no rallye tsy nisy KKK depuis debut saison V-MRC. Le izy moa misy chance fa hitako oe raha tsy nanao KKK ry hents dia mety ho lasan'leiry ihany ty boeny ty. Tena mande le zalah io surtout amle kaiku Tsy dia misy ambara firy ny deroulement rallye fa zany oe ny erreur mbola betsaka pendant rallye, sortie misy ihany fa mba tsara vitana dia tsy niakapoka. Greenhills sy harwood forest no tena natahorako satria tsy nety tonga mihitsy t@ reco. En tout cas arahabaina daolo ny mpandray anjara rehetra surtout koa ny champion GrA sy ny GRN. Sixa daolo dia @ manaraka ndray eee!!!
-
-
-
PROPOSITION D'ANIMATION POUR RALLYE FSAM 2009
Rajoù a répondu à un(e) sujet de henintsoa dans So6ment votre
-
-
-
-
-
-
-
-
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
Rajoù a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
Misy tableau afaka déboulonena iny ka, sady efa misy emplacement jiaby à G fa tsy "manaraka ny arabe"... Mbola handoko ka tsy haiko ra ho tafa @ le 08... raha misy olana ny mandoko dia misy Photoshop aty ....fa na maraina aza hatao ny skin ...5 min ihany dia afaka ho entina any @ vovoka ... soaf> zao no atao hoe DEFORMATION VIRTUEL!!!!!! -
Trophée Propuls et leçon de pilotage en 404
Rajoù a répondu à un(e) sujet de TsitsiGalli dans Voitures - Préparations - Techniques - Aides - Conseils - Astuces
-
Vita ndray ny rallye SRK!! Arahabaina daolo ny mpandray anjara rehetra indrindra ireo 3 voalohany isaky ny classe ee!!! Ny momba anle saxo keliko moa dia azo lazaina hoe mbola MOYEN foana ny resultat hatramzao! Ny erreur nisy ihany fa le tsy fahaizana lalana no tena handicap noho ny fahavitsian'ny reco. ny azo ambara dia : Diamond creek: tonneau fa soa ihany fa tafaverina ny fiara dia lasa ihany! very secondra vitsivitsy sikakama : nanao sortie de route teo amle G2 zay fa ts nivadika saingy adino tao anaty bozaka tao le fiara. very secondra maromaro vao afaka tao. mustaselka II: nanao tonneau teo amle epignle gauche zay. Tsy ay zay nahazo anle vam fa vao nikitika frein a main ny tenanay dia niainga ny ilany. tafarina ihany le fiara dia namikiviky nande kanjo WRONG WAY . Aza mba pilou ve ihany oaaaaaa!!!!!! ra Irina koa @ io teo akaiky teo namporisika nankany amle lalana ts izy!!!! fraiser II sy bisanne v.2 farany : nande nilamina ni-assurer arrivée satria efa vita ny baolina apres Mustaselka II dia zay fa @ manaraka daolo ndray e!!! OK les
-
-
-
-
-
Rallye terminé pour Negrita! Tsy dia misy tantaraina betsaka satria tena ts tadidiko daholo hoe taiza avy le nanao erreur. Dia zay kely mba tadidiko no ho resahako : - le tonneau vitsivitsy any anaty special mbola misy foana! - 1er passage Tanner somary nanaraka bozaka kanjo nisy vato be tampoka tao anatiny tao! sdoudaaa!!!! demande d'assistance vao lasa! soa fa tsy dia naninona le fiara! - Ny loza, 2e passage Tanner, variana mihaino naoty dia zatra nanao lalan-kitak..., nanaraka bozaka ndray fa teo amle vato iany niakarapoka fanindroany! mais plus de peur ke de mal oz ny fiteny tafarina ny fiara! - 1er passage Harwood forest, j'ai raté la dernière epingle gauche!!! pit...!!! tsy mihaino annn!!! hihihihi!!! A l'arrivée, resultat très moyen! fa milay foana ka!!!