Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…

Rajoù

Membres
  • Compteur de contenus

    628
  • Inscription

  • Dernière visite

Tout ce qui a été posté par Rajoù

  1. aoka leisy ra Mikkah le! Mba sarin'olonkafa ndray ry zalah alefa marna a!
  2. Refa ts nahazo coupe iany ny tenanay dia aleo nitono so6 eee!!!! Tsy mba misy sariko ankoatran'ny mitono so6 ngah ao ry zalah fa oainina be le! hihihi
  3. Taibe koa zany le! Ts kivy fa miezaka foana ry izy mitsam a! kiiiii!!!!
  4. Rajoù

    JOVENNA

    Toujours partant fa mila ny fifanohanan'ny tsirairay fotsny araka ny fanentanan'i RADM ombieny ombieny eeeeee!!!!!! Raha serieux daolo ny bandy akama dia milay fa sinon aleo hilamina! Raha ny hevitro dia mba hampavesa-danja anle dossier dia tsara le concours RBR, mitovy @ le esprit saika hanaovana an'le SRK ihany.Ny remise de coupe no mila atao matotra tsara sy makotroka tsara! Jus bedebe, Nos bedebe, tsaky bedebe, coupe , ambiance be, pompom girl hihihihi. ... Ny dossier de demande de spons marna ra henintsolberg specialista amzany!!!!
  5. Rajoù

    Proposition de sortie

    desolé fa tena ts afaka miala eto @ tanàna mits aloa am'ty Juillet ty surtout refa weekend!
  6. Rajoù

    Les rallyes du soirs

    ka zay no maha-RADIZINA an'leiry! LLLLAAAAAAAAAFFFFFFFFFF
  7. Rajoù

    smam

    Tonga soa ra smam aa!!!
  8. Big, Tsi> merci ry zalah a!!!!
  9. Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah? sixa
  10. Rajoù

    Remise MRC Virtuel 2009: Rallye Dzama Sport

    Zao vao afaka nanoratra fa dia misaotra antsika rehetra t@ le revy t@ zoma e! En particulier RADM et family t@ fandraisana. Zany ka ambiance ry zalah an! Vivement la prochaine e!!
  11. Tena nilay iny ka! Mankasitraka an'i RADM nandray dia ny akama rehetra koa nanafana ny fotoana! Merci
  12. Nahazo dokotera iany ny virtuel marna!!! Tonga soa Welka a!!! dia aza mande mafy loatra e!!!!
  13. ts afaka t@ zoma fa amin'io tsy maints tonga ka!
  14. Rajoù

    MRC RALLYE DZAMA

    ss6 : 1 tonneau + sortie de route ss7 : 1 tonneau ss8 : 1 tonneau avec demande d'assistance ss9 : molo molo ss10 : molo molo tsy aiko tsony oe firieme ny bandy! fa milay ihany le izy na dia mamitaka aza le lalana!! Arahabaina daolo ny akama rehetra dia @ SRK ndray manala azy e!!
  15. Rajoù

    MRC RALLYE DZAMA

    Leg1 fini pour jojox! Resultat bof bof mais c'est pas si grave vu que c'est mon premier rallye avec la saxo VTS et que j'ai essayé de rouler avec prudence sans prendre trop de risques et surtout pour eviter de faire des tonneaux (malheureusemen c'es tres facile en 2rm ) Mais prudence ne veut pas dire sans erreur!!! : - j'arrive pas encore a exploiter le regime de la voiture à fond - quelques sorties de route dans Tanner - kel c... je suis, au lieu d'assurer la dernière ES, j'ai heurté un arbre et viiiiooooo, tete a queue! Avant la derniere ES, j'etais 3e des 2Rm derriere His et Hentsolberg le fumeur et voila qu'apres j'etais relegué à la 5e place. On verra le leg2 surtout avec ce prospect II bad condition!! ohhh gorisagorisa a!
  16. Rajoù

    Poulet attitude!

    Raha fintinina dia MILAY EEEE!!!!!! Mankasitra ny rehetra indrindra fa Papalé sy Sam Alain mianakavy, dia misaotra koa an'reo namaly ny antso e!
  17. Rajoù

    Insciption Rallye DZAMA

    Etant encore un petit poulet, peut etre meme un poussin et comme j'ai pas de bol avec la subaru N12 Vitogaz GCK , après mur reflexion, j'ai decidé de courir en 2RM pour la suite du MRC. Aussi, veuiller noter ma nouvelle inscription qui annule et remplace la premièe: 821 jojox Saxo VTS Challenge A6K-2Merci PS> Mitsu evo9 Nickman aona ry RADM aaaa!!!
  18. tena le heure d'arrivée sy le heure de départ ndray no ts hitako le!!! Silaka be ra M6 oe 1 minitra monja ve! LAAAFFFFFFF
  19. Rajoù

    in clin d'oeil

    Milay be daolo izy zany!!!! Merci zalah aaa!!!!!
  20. Tsy tadidy tsony na tato @ forum na taiza fa sur PS2 aloha no nilalao dia manette no nampiasaina t@ zany! Fa ny RBR en ligne aloha dia tato @ Forum sy ny TEAMSO6 no nahafantarana azy dia t@ zany tsy kopy ninin dia oe in ar ty gvintss, gvintsss resahan-dry zalah ty foana. kay le izy entana masaka be!!! indray andro ary naheno fa nahazo volant hono ra-Prezy dia mba nandalo kely tany sady nanao prise en main tao koa dia raiki-pitia tanteraka. Nanomboka teo dia oe tsy maints mahazo volant za saingy indrisy fa noho ny olana maro isan-karazany dia telo volana taty aoriana vao nahazo Dia zao mbola mianatra mitondra foana hatramzao sady mbola misy special tsy nolalaovina akory aza hatramzao.
  21. Rajoù

    MRC RALLYE DZAMA

    Efa miomana ara-tsaina mihitsy amzao fa sao sanatria resi-tory eo am-piandrasana lera eo ndray!!!! Ny fiara koa amzao mbola lasa preparation any @ ZDRC any ka asa raha ho vita alohan'ny rallye na aona. Mande be koa mants ny aferan'leiry dia pilote maromaro no mandefa vam any amboarina!!! Sinon, miandry ny roadbook dia ho atao milay ny reco fa henjana be daolo ny adva ato @ groupe N ato
  22. Ary zay tonga ray tena bob be daolo annn!!! Tonga soa ee!!!
×
×
  • Créer...