Mandreraka be aloa le fikan'le TMF e!ry zalah koa ono anie toa nanao histoire be tam'le Rallye Jovenna farany teo lasan'ny club hafa e! ny zavatra tsara ho marihina koa dia misy dikany matoa lasa daolo ny spons an'dry zalah. Ny excuse bidon azo foronina foana!!
Momba ny rallye Boina ndray dia ny mpanao vacances efa nanao prog ho any no voa mafy , fa ho an'ny pilote mety zaran-dry zalah aza tsy raikitra satria mba mi-souffle na ny S.... na ny vam. Miha-lava koa amzay ny temps de preparation rallye Total! Malheur des uns bonheur des autres!!! Sérieux fa manimba ny sport Auto raha manao an'zao daolo ny club an!!!tokony samy mieritreritra ny tompon'andraikitra tsirairay voakasika