Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Naisha

pifpaf

Messages recommandés

salut daol Smile

mankafy mijery rallye vontovorona D zay matonga le oe PIFPAF ;

Eo milay be mahita an zalah mi-drift +so6 clap


tsy b wawa fa mbola vaovao an, sinon d maniry mba hoavy haingana

ny rallye.

i N58 ve mety raikitra ihany le EVO ...?

Fa milay le site D otran mba tafiditra ko e lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dia miarahaba anao tonga soa eto e!
dia manantena ny fandraisan'anjara mavitrika,
fa hono hoà ôtrany mahita Cross Car zany zà am le portrait an!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

fa hono hoà ôtrany mahita Cross Car zany zà am le portrait an!![/quote]



Cros Car nanao ZERO io fa tsy tadidiko ntsony le rallye fa entre zazamaditra

et croisement volomborona ngamba de nalaiko sary.

De merci Tsi2 e
cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
sali D tongasoa éééééééé!!!!
mazoto mitafatafa D midira ao am'tchat rehefa tonga eto fa misy bandy miokzy foana ao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

hono oa lesy Christophe B+ : RADO ACCT ve le pseudo RADSTROM scratch


D tsy ex Gr A ve le Golf nareo amzao iny e fa toa otrany romotra be ?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pifpaf a écrit:
hono oa lesy Christophe B+ : RADO ACCT ve le pseudo RADSTROM scratch


Tongasoa Pifpaf..mety efa nifankahita zany fa pifpaf addict zany...Ilay Radstrom dia tsy hi Rado ACCT naha tsy izaho ary noho nanontanina fa MR Thomas (tandremo ny ts1 refa eo lery an!!!) io

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Salut pifpaf!

Samy vao²-tsika, fa na izany dia faly miarahaba tongasoa ato é!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pifpaf a écrit:
hono oa lesy Christophe B+ : RADO ACCT ve le pseudo RADSTROM scratch


Nary lesy no tena anarako a (tandremo fa hafa koa ilay Nari9 Very Happy ) dia mbola tsy membre club mihitsy fa rehefa hanao rallye tena izy angamba vao hiditra club Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
pifpaf a écrit:
hono oa lesy Christophe B+ : RADO ACCT ve le pseudo RADSTROM scratch


Nary lesy no tena anarako a (tandremo fa hafa koa ilay Nari9 Very Happy ) dia mbola tsy membre club mihitsy fa rehefa hanao rallye tena izy angamba vao hiditra club Very Happy


Siiii... Club Nos, Ts1 masteuuuur, ..... So6 masteur..... Rolling Eyes
Efa misimisy ihany zay club misy an-lah zany an lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

SALUT DAOL DAOL BDB am le fandraisana e clap

Soafahana : sur aho fefa nifanena fona sika ka. Suggestion kely, be no tsy kopy le pilote oe ery le misy concours de saut ra tsy efa mandalo, d tsy à fond tsara fa mila hamafisina kely ngamba refa misy. I Legah zao efa lasa le saut vao kopy oe hay misy an zany teo ;;;

Iamkosmis samy tongasoa d mazotoa mizara passion e

Merci Fond de 6 am le info cross car fa tsy tadidy ntsony e

Diso zany Nary le équation ( RAD strom + Cross Car = RADO ) fa d faly mafantatra e; RYAN no anarako d sympathisant ao @ ASACM

Fa milay ko le Club NOS, Club TS1 , So6 Master , Club ZAIN, Dzama Club ...

Nerone, mamporisika ela lesy hanohy fona ra misy fika fefa lasa ny ratsy a! d ampitomboy koa ny reco fa mety manampy, fa za mahita mantsy oe ratsiratsy ihany raha manao corde amin'iny. Milay fona d faly b lesy Bera am le volant sy baquet fa merci d aiza le 106 ...
cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tonga chou PifPaf cheerscheers

Ouno oa ef ela beu v PifPaf no tao @ Asacm QuestionQuestion
makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pifpaf a écrit:
efa elaela ihany ka fa nareo ko nga Asacm ???


ieuuu fa nisy fotoana ah ts deu niakatra fivorina tsouny no ny antony maro samy hafa fef iverina @ zay k

thbthbmakafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
pifpaf a écrit:

Nerone, mamporisika ela lesy hanohy fona ra misy fika fefa lasa ny ratsy a! d ampitomboy koa ny reco fa mety manampy, fa za mahita mantsy oe ratsiratsy ihany raha manao corde amin'iny. Milay fona d faly b lesy Bera am le volant sy baquet fa merci d aiza le 106 ...
cheerscheerscheers

merci e!
Hoavy tsy ho ela fa efa hanomboka koa zao ny saison dia ho hita eo ny tohiny
Tokony ho fantatro ihany nge zany iala satria za koa asacm taloha fa tsy afaka nivory itsony noho ny asa aman draharaha

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...